mampalaelo fa lasa al-quaida le oe
1. swann
(
21/07/2009 16:50)
Indrisy mantsy ianao ry tanindrazako sy ny malagasy ,fa hay ve de mbola misy ihany ny olona mitady hanao vono moka ny malagasy e, hay tsy ny vazaha tam 1947 ihany no nitady ny ràn'ny malagasy hiosona amin'ny tany fa ireto milaza fa "ara-dalana" ireto ko hay tena tsy vanona an-tany mihitsy , raha ny vaovao farany izao hariva izao mantsy dia efa niaiky tanteraka ireo dimy mirahalahy "ara-dalana " fa saika hamono olona zay tratra izy ireo ,ilay lehilahy iray naratra any amin hopîtaly no tena namoaka zavatra betsaka rehefa tena nadinin'ny scac sy nampifanatrehana tamin'izy dimy lahy "demony ara-dalana"
répondu par fijo le 22/07/2009 22:23
2. swann
(
21/07/2009 16:52)
misy ny mpamatsy baomba an'ireo"ara-dalana" ireo ,ary efa amanjatony maro mba tsy hilazana fa anarivony no efa tafiditra eto m/car ,, atao inona ?? hamonoana malagasy be dia be ! tsy vanona ireto "ara-dalana ireto"
3. xxx
(
21/07/2009 17:12)
Sao dia vaovao mba hitazomana anareo tsy hivadika an'i Andry kay zany vaovao zany?amin'izay dia manjaka tanteraka ny mpanao saribakoly satria efa voasoketa ny mitaky ny ara-dalana.Ny teny amin'ny mpitaky ara-dalana ve no namoaka izany vaovao zany sa ahoana?Izay afaka mamoaka tsy voasakatsakana ny vaovao ve no tena marina?Aoka samy ho tsarain'ny ho avy daholo izay milalao ny ain'ny tsy manan-tsiny,indrindra ireo izay miaro sy mahazo tombotsoa ny fampiasana baomba satria tsy misy mihitsy ol ampiasa baomba ka nefa fantany fa handoto azy izany.
Aza manaiky ho fitahina,mandinika tsara fa iray ny fahavalon'Gasy.
Aza manaiky ho fitahina,mandinika tsara fa iray ny fahavalon'Gasy.
4. halloween
(
21/07/2009 17:12)
tsy mpitaky ny ara-dalana zany reo fa MPANOANA MIARO ADALANA =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. zakilinina
(
21/07/2009 17:41)
Efa tsy misy zava-banona intsony eto amintsika satria na ny gazety mpilaza vaovao aza asaina mandainga. Ny vola no manjaka ka andevony avokoa ny olona maro. Misy amin'izy ireo no mpitondra fivavahana, mpiandry, mopera, mpitsara, miaramila sns.
6. patrick2002
(
21/07/2009 18:19)
efa niteny izaho teto fa mbola horarahiny ravalo poison aza io ranony mandroseza io ,hamonoana ny malagasy ,betsaka moa ny niomehy ahy tamin`izany .
7. locl
(
21/07/2009 19:00)
LAINGA BE,
MIHORAKORAKA AMINY LAINGA ETO INDRAY RY TGV, MAMPALEHELO NAREO IREO FA REHEFA MISY ZAVATRA KELY ENTINA MBA HIAROVANA NY HAT DIA MIROHOTRA HOATRY NY ALIKA ROMOTRA, NEFA DIA LAINGA NO AFAFY.
NEFA REHEFA TRATRA AMINY TENA MARINA TSY HITA TRACE MIHINTSY, DE HO HITA EO INDRAY AMINY DECISION HO RAISINY UA.
MIHORAKORAKA AMINY LAINGA ETO INDRAY RY TGV, MAMPALEHELO NAREO IREO FA REHEFA MISY ZAVATRA KELY ENTINA MBA HIAROVANA NY HAT DIA MIROHOTRA HOATRY NY ALIKA ROMOTRA, NEFA DIA LAINGA NO AFAFY.
NEFA REHEFA TRATRA AMINY TENA MARINA TSY HITA TRACE MIHINTSY, DE HO HITA EO INDRAY AMINY DECISION HO RAISINY UA.
8. pink
(
21/07/2009 20:13)
patrick2002:
efa niteny izaho teto fa mbola horarahiny ravalo poison aza io ranony mandroseza io ,hamonoana ny malagasy ,betsaka moa ny niomehy ahy tamin`izany .
sao ianao io o hanao izany.....raha vakiana izay soratanao rehetra dia ianao no vavolombelona mahalala ny marina rehetra satria ianao no voalohany manamafy izay voalazanao.
9. vitamatavy
(
21/07/2009 20:18)
tonga indry ny chien an'i tgv dia mivohavoha eto ,milaza abobo sy lainga ohatran'azy- ihany dia inona koa hono ny manaraka e
10. xxx
(
21/07/2009 20:55)
Tena tsy vanona le patrick 2002 amin'ty hevitra devoly hitany fa omendradomelina ohatrinona enao no mpamosavy malemy ohatra io,esory any io rahery dia soloy 2009 fa mitady hanapoizina an'i tananarive ravalo tsy eto antoerana akory no endrikendrehiny,tena tsy valahara tsy vaky hatatra ,tsy tahotra tsy henatra akory izy miteny izany ampahimemaso eto,nefa karama vary masaka no omen-dradomelina azy,esory fa pifoka maoly ireny na tokony tadiavina io dia hatao amponja.
12. patrick2002
(
22/07/2009 12:34)
efa niteny Andriamanjato fa nanao pacte satanique Ravalo ,niomehy azy aby ny olona tamin`izany c`etait au 2004 ,izaho koa tsy nino .
Izaho dia tena hita fa manao asa- devoly Ravalo hitazomana ny fitondrana . :-D :-D :-D .
Izaho dia tena hita fa manao asa- devoly Ravalo hitazomana ny fitondrana . :-D :-D :-D .
13. benkintana
(
22/07/2009 16:42)
ny gazety mpilaza vaovao aza asaina mandainga. Ny vola no manjaka ka andevony avokoa ny olona maro.
rapah ty dia tena zefa hoa ,resaka foana no mba no tsahony,ary tsy maharaka vaovao mintsy ngamba le vendrana io ;-)
14. fijo
(
22/07/2009 22:23)
maninona moa ny firenena rehetra no tsy taitra amin'izany rehetra izany?????satria fantany fa sarimhetsika daholo izao zavatra hita izao.
de io fa romotra ny tgv fa tsy mahataitra ny olona
de io fa romotra ny tgv fa tsy mahataitra ny olona
