saondazy : mpitondra halam-bahoaka indrindra

1. zakilinina ( 21/07/2009 17:34)
Araka ny hevitrareo, iza no mpitondra halam-bahoaka indrindra teto Madagasikara hatramin'izay ? Raha misy vitsivitsy dia mba alaharo kely azafady indrindra.
novalian'i milamm ny 23/07/2009 00:28
2. patrick2002 ( 21/07/2009 18:25)
ravalo sy ratsiraka ,ireo olona ireo dia tsy niala moramora fa manakorotana aloha vao miala .
Mbola tsy maty ao antsainy malagasy ny nanaovana fahirano an`iarivo nandritry ny 5 volana t@ 2001 ,betsaka ny rava fananana ,tsy tao iarivo ihany fa nanerana an`i madagasikara .
Io koa i Ravalo terena hividy vary sy menaka any @ ny malagasytsy vaky volo ,tsy misy mahazo mifaninana aminy ireo mpanam-bola malagasy ,halaina ny fitadiavana hataonao rehefa misy vola mikoriana @ miliara ao ,anisany voa tamin`izany i Andry Rajoelina (dokam-barotra), Razafindravahy (tompony KOBAMA), le quartz (exploitation Minier)
3. locl ( 21/07/2009 18:56)
ANDRY RAJOELINA no mitana ny medail en OR, 99% Malagasy, mankahaly azy avokoa.

azy irery ny laharana telo voalohany satria dia izy aloha hatramin'izao no tena nahavita nampahantra sy nanome olona tsy an'asa tao anatin'ny fotoana fohy indrindra.

Ary mbola mitazona ihany koa ny recourd t@ fisondrotan'ny vidim-piainana tao anatin'ny 3mois fotsiny.

Fa ry Patrick angamba ny maso ambany no mijery
4. xxx ( 21/07/2009 18:59)
A@IZAO ANDRONDRADOMELINA IZAO sady @zay tsy nisy nifidy fa mangala-panjakana tsy sahy manao fifidianana ohatry ny olona misy cerveau rehetra no tena faraidiny ny vahoaka malagasy ,ny fahafahambaraka ny gasy tsy lazaina intsony hoe refa manana milliards hanakaramana miaramila dia tonga eo @pouvoir dj ,à peine niveau 4ème ,la honte!!!,vonoan'olona ,halatra,lainga ,misy baomba hamboarina hanasoketaina ny pro-ra8,,tgv pousse l'inconscience jusq'au mensonge auprès de la commission de l'UE ,ny olona vendrana ohatra azy ihany no tsy mahatsiaro menatra sy afa-baraka @izao ,ny vahoaka mijaly ,ny économie mandohalika,tsy paiso akory ny firenena drehetra tsy te hahalala an'io fa vendrana iray trano no miaraka aminy ,pamarina an-kady ny firenena!!!
5. xxx ( 21/07/2009 20:51)
mampalahelo wa lé bloky lahy io!
6. vitamatavy ( 21/07/2009 21:49)
patrick2002:

ravalo sy ratsiraka ,ireo olona ireo dia tsy niala moramora fa manakorotana aloha vao miala .
Mbola tsy maty ao antsainy malagasy ny nanaovana fahirano an`iarivo nandritry ny 5 volana t@ 2001 ,betsaka ny rava fananana ,tsy tao iarivo ihany fa nanerana an`i madagasikara .
Io koa i Ravalo terena hividy vary sy menaka any @ ny malagasytsy vaky volo ,tsy misy mahazo mifaninana aminy ireo mpanam-bola malagasy ,halaina ny fitadiavana hataonao rehefa misy vola mikoriana @ miliara ao ,anisany voa tamin`izany i Andry Rajoelina (dokam-barotra), Razafindravahy (tompony KOBAMA), le quartz (exploitation Minier)


ny sasany dia hita mihitsy hoe ny vodiny no misaina fa tsy ny lohany tsy mahagaga,raha tsy izany ve ra8 nahazo MCA tany @ bush voalohany hihihih

7. zakilinina ( 21/07/2009 22:08)
Ireo tsy mpakasitraka coup d'Etat kosa aloha tsy mba misaina amin'ny vody é !
Manam-panahy ireo olona ireo fa tsy ohatran'ny sasany.
8. cellga ( 22/07/2009 05:43)
raha ny hevitro dia Atoa RAVALOMANANA Marc no lohalaharany @ mpitondra halambahoaka indrindra: mpitondra iza no hahasahy hivarotra ny 1/2 terres arables misy eo aminy? @ izany koa tany mahantra tsy ampy sakafo no resahina eto. heveriko fa raha mbola mpitondra mikatsaka ny soa ho an'ny vahoaka tsy hanao izany

ho an'i xxx sy ny nitovy hevitra aminy; tsy ny itenenanao fa misaina @ ... ny olona iray no hanamafy ny hevitrao vao mainka manambany fa ambany fisainana ny olona manao izany, tsy haiko na nampianarina anareo izany fa ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny taim-bava, ny hevitra angamba mety maivana any aminao.
9. xxx ( 22/07/2009 06:29)
RANAVALONA 5
10. michouh ( 22/07/2009 07:13)

Aza ny mpitondra no tsaraina fa tsarao aloha ny tenanao hoe manao ahoana ianao miteny io, manana anjara toerana lehibe eo amin'ny fiainam-pirenena ny toe-tsain'ny vahoaka eo aminy, miainga amintsika tsirairay izany. Raha izaho aloha dia mandini-tena aho. Tsy sanatria hoe miana-kendry akory fa heveriko fa fahendrena izany.
11. xxx ( 22/07/2009 08:14)
i RAVALOMANANA I (1er sady farany) :) no tena mitondra ny laharana voalohany.
12. dalie ( 22/07/2009 08:17)
Amiko kosa aloha dia ravalo sy ratsiraka no halam-bahoaka indrindra
13. xxx ( 22/07/2009 08:55)
Izao fanjakan'ny baroa sy fanjakana nangalarana izao izany aminao no tian'ny vahoaka ,asa inona ny anao no misaina handao hatao hoe kabary tsy valiana ,ratsiraka sy ravalo bola voafidimbahoaka ,ary ny olona misaina miandry ny safidimbahoaka fa tsy mividy miaramila dia mankeo amin'ny fitondrana ,ny vahoaka no hatao tohatra fiakarana ,izao fivarotana tany zao foana no hatao hira2,ireny nagatahana porofo fa tsy nahitana na ny daewoo ary efa niteny fa tsy nisy tany voavidy teo fa mbola nijanona projet fa ny masonao no jamba ny volan-dradomelina ,dia raha bola misy rà gasy koa ao aminao dia hanody anao sy ny taranakao ny tsy rariny mahazo ny vahoaka tsy mandady harona ny @zao ,ny olona very asa efa tsy hita intsony tsy mihinakanina ny sasany milaza fa voatery mangalatra ,ny jiolahimboto dj tonga eo a@fitondrana tsy eken'izao tontolo izao anefa mitady vola ho an'i miaramila hitazomana pouvoir,mety aminao izao!!! mba misaina raha olombelona enao fa tsy biby!!!Tsy fampiseho masoandro ny olona ohatranao manalabaratena!!!!!
14. Pilato ( 22/07/2009 09:11)
Tokony novana le sondaz oe :

Iza no misaina amin'ny inona ?

Hazavaiko :

Ny tsy tia FAT v misaina amin'ny loha sa inona ?

Ary ny tia FAT v misaina amin'ny loha sa inona ?
15. xxx ( 22/07/2009 09:16)
Radomelina angaha prezidà ara-dalàna e ! Tsy ao anaty listry ny prezida akory, sady halàn'ny vahoaka rahateo

16. naritsimba ( 22/07/2009 10:24)
avereno Ra8 izay sahy eh! inona no andosirany raha nanao tsara izy? Izahay aloha dia Anti-Ra8 e, maninona no i dada(rabe osy) foana no tadiavina haverina, izany no atao hoe lany olo-manga ny TIM ka mimenomenona toy ny lalimanga nahita ....! Mafy tokoa izany very fihinanana ka kamboty velon-dray tsy fidiny, ary dia lasa nanangana ny atao hoe kianjan'ny zaza kamboty ao @ Magro.
17. benkintana ( 22/07/2009 10:33)
Efa tsisy resaka r8 na misy resaka R8 dia io foana no mampifezaka ny tgv foza ato , dia mahagaga fa io uhany no mba hain-dry vendran'isany resahina de baomba ,
ny fierenena efa minanenanany dia mody manondi-dresaka ry bado isany :-D :-D :-D
18. xxx ( 22/07/2009 11:01)
Amiko dia ry TGV sy ny tariny no voalohany.
Ireo voafitaka dia be no manenina tongotra amn-tanana nefa efa tara loatra fa efa norombasan'ny foza ny fitondrana.
19. dalie ( 22/07/2009 11:46)
Zaho kosa aloha tsy manenina tsoriko aminao izany, ary tsy mila an'i ravalo-nao izany ny olona, avereno ary ravalo raha sahy ianareo fa toa mimenomenona any lavitra any foana, zahay aty an-toerana anie no mahalala ny tena zava-misy aty an-toerana fa tsy ianareo any ivelany mihitsy.
20. xxx ( 22/07/2009 13:00)
Enao no tena mapalahelo ry dalie ,raha resaka laing hafafy dradromelina alou dia enao no mahalala voalohany é,ny any ampita no mahalala alohanao f'aza mapalahelo mandehana mianatra rehefa tsy te hambakain-dradomelina sao hifindran'ny aretiny eo raha tsy efa voa ! hoano tsara ny lainga sy fitaka rajoelina lava nify dia a@zay enao ho botrabotran'ny alahelon'malagasy mpiray tanindrazana aminao fa na ny olona akaiky aza ary reto efa miala tsikelikely,rovito hatra@farany ny tsihy dia mirehareha a@ny ratsy fa rehefa misy loza manjo anao indray andro any ,i lava nify a@zay efa any amponja tsy hahavotra anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0734