saondazy : mpitondra halam-bahoaka indrindra

21. xxx ( 22/07/2009 14:56)
Ra 8 no voalohany
2002 nisy krizy 8 volana vao tonga Prezida
2009 mbola manohy ny krizy rehefa nanala tena tsy ho Prezida
Ko iza zany no mpampijaly vahoaka :?: :?:
22. ntss ( 22/07/2009 16:48)
Tsara be le fanontaniana fa am referandum lesy itan'la eo ny valin a
Tsy i za RA8 E :evil:
23. xxx ( 22/07/2009 19:20)
Manam-panahy tokoa ra8. Izy no tena filoha tsara indrindra sy nahavita nampandroso an'i Gasikara. Ny anton'ny tsy hiverenany dia efa iaraha-mahalala kanefa mbola misy vitsivitsy ireo mpanaratsy : hogadrain'ireo jiolahy izy raha miverina. Mila sécurité izy kanefa tsy misy izany sécurité izany eto Madagasikara tao aorian'ny nisitahany. Tamin'izy mbola teto dia nisy tokoa ny demokrasia sy ny sécurité satria afaka namory olona tsy tamim-pahatahorana ireo jiolahy.
24. milamm ( 22/07/2009 20:23)
io voalazany locl io no atao hoe fahafahambaraka ho an\'ny firenena voalohany ,mitovy daholo izy rehetra ambiny na ny Rep.1 aza anie hatr@ i Itpkl Tsiranana dia
25. fijo ( 22/07/2009 22:25)
ny halann'y olona indrindra dia rajoelina,ratsiraka,ravalo ary zafy.
26. milamm ( 22/07/2009 23:59)
za aloha tsy miaro an'i Zafy fa aleoko lavitra izy toy izay i ratsy iraka na i Ravalömanana nefa i bakatraka nify no tompon-daka ny hagegena lasa ihany ny saiko oe DJ degany iny less no mampiforitra firenena iray manotolo sanina a,raha vao atsipiny capsat eo lery de hinanem vao mafana...
27. milamm ( 23/07/2009 00:28)
tonga fiteny manao hoe , manao azy zanaky ny mpisikidy ka tsy mba ho faty na ny zanaky ny mpanefy ka tsy ho may i andry bakatraka nefa valala efa miala aina ka mianika bozaka sisa fomban-drazana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076