maty lé8 fa Barack Obama confirme ses origines françaises
1. halloween
(
21/07/2009 13:48)
efa tsy mety daoul mintsy ty ze atao ho an'i lé8 fa ny prezidan'ny amerikanina nantenaina ty toa frantsay hahahahahahaha PETSA ndray ny TIM =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
http://fr.news.yahoo.com/3/20090721/twl-usa-obama-genealogie-224d7fb.html
http://fr.news.yahoo.com/3/20090721/twl-usa-obama-genealogie-224d7fb.html
novalian'i benkintana ny 21/07/2009 22:11
2. ndenn
(
21/07/2009 13:57)
Inona no tian-dra halloween ambara momba ny nahitana fa nanana ascendant français i obama ?Tsy dia misy dikany inona izany @ -dry zareo amerikana , raha ohatra ka misy illusion mikasika ny tsy fitiavan' i Ra8 français ny ambadik' ilay soso- kevitra hoe maty lé 8 ,dia aza adino koa fa efa betsaka lavitra ny malagasy manana origine française hatramin' ny nanombohan-dry zareo hanjanaka an' i Mada efa 5 siecle izay .
3. xxx
(
21/07/2009 15:34)
miala any indray ny hevi-boloky ndry ratsirahonana sy ny hasina! io boloky ataonareo io mba hajanony @ zay ry tgvendrana a!
4. swann
(
21/07/2009 16:55)
raha ny fandinihan'ireo manampahaizana maneran-tany dia mety hamono tena ato ho ato i le8 io ,fa be loatra ny fahadisoampanantenany ! faharoa koa ny baomba natao hamonoana malagasy ko ity tratra daholo , ny mpamono olona natao handripaka toa voapaingotra soamantsara avokoa
5. halloween
(
21/07/2009 17:06)
ndenn:
Inona no tian-dra halloween ambara momba ny nahitana fa nanana ascendant français i obama ?Tsy dia misy dikany inona izany @ -dry zareo amerikana , raha ohatra ka misy illusion mikasika ny tsy fitiavan' i Ra8 français ny ambadik' ilay soso- kevitra hoe maty lé 8 ,dia aza adino koa fa efa betsaka lavitra ny malagasy manana origine française hatramin' ny nanombohan-dry zareo hanjanaka an' i Mada efa 5 siecle izay .
ka lé8 zao lé oe indroa mahita ny maizina tahaka ny tain'omby natsetsina lavakombarika é, milaza tsy tia frantsay kanefa lé firenena nandrandrainy kay le mpitondra anzy taranaka frantsay
:^) :evil: ^^ ;-) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. benkintana
(
21/07/2009 22:11)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
alatsaka an-tsekoly i Bado
alatsaka an-tsekoly i Bado
