Mazava ny resaka, aza ampiesonina ny Gasy

1. rabaradaka ( 21/07/2009 06:57)
Zao dadatoa, mazava be fa ny HAT no mampandefa bomba, omaly dia efa nilaza aho hoe ny CAPSAT no ao ambadik'ireny rehetra ireny. Tsy sahy ho any Addis-Abbeba i Lavanify dia fanahy iniana atao ny mandefa bômba etsy sy eroa. tehandrava ny eny amin'ny MAGRO koa ny HAT dia soketaina hoe ireo 5 lahy mikotrika ny bomba.
Mirefarefa amin'ny tany tanteraka ilay lainga sy teti-dratsin'ny Andry TGV.
Samia mailo isika
novalian'i xxx ny 21/07/2009 14:06
2. xxx ( 21/07/2009 08:23)
Tena marina ny teninao fa tratra foana ny fikan'i tgvendrana é,ho aiza eo anefa vao maika halàm-bahoaka io maivan-doha marionetim-bazaha io ,tapi-dalankaleha ,asa indray inona izao no tetika ratsy kotrehiny ,aleo hanao @zay mitombo sy mitombina ny fiampangana azy izay ef ekena ny firenena eran-tany,ny halatra sy ny vonoana olona no talentany aleo hanao eo foana fa io izay tsy higadra mandrapahafatiny aloha ,dia ho hita eo ,to mba misy ray amandreny ihany io tsy mba misy mpananatra ,efa hita izao hoe tananarive no potehina sy anisan(ny zavatra kotrehin'ny olona naniraka azy ho potehina dia tsy tonga saina nefa avy ao tananarive ,tena domelina ny lohany!!!sady mapalahelo no mahamenatra ny manjo ny malagasy fa olona marary saina sy tia vola no tonga eo @pouvoir nangalarina fa tsy mba voafidim-bahoaka ohatry ny any @tany mandroso sy tia fivoarana rehetra !!!
3. max2 ( 21/07/2009 09:48)
io atony tgv io ange ka lainga marivo tototra mbola ho eliziny ako tokananaka fa iara hijery isika .ary mba firy isanjato mo ny lainga afafany tgv 98 0/0 de lainga avoko tsy misy afa tsy lainga ny avokany vavany ravo misokatra.aty aminy cote alo de efa ho 100 0/0 ny lainga afafy satria tsy misy afatsy rnm voky lainga no aty soa alo zay fa manana net ka afaka mafantatra ny vaovao erantany fa ny foza no vo mafy
4. Mirananirina ( 21/07/2009 10:06)
tratra ambody omby angaha hono ireo e.tsy maintsy fika ny HAT marina izany
5. bozyboleta ( 21/07/2009 11:30)
Mazava ny resaka, aza ampiesonina ny Gasy


Heveriny fa foza ôtrazy daholo angamba dia azo amidy @ ariary be.

Ny vendrana vendrana eny foana.
6. michouh ( 21/07/2009 13:39)

Amiko aloha na ny TGV na ny Pro Ravalo dia samy be fika daholo fa izay mananda no resy. Izahay mitazana fa ny anay izay mandresy ihany.
Mampalahelo Madagasikara fa dia izao ve no anaovana azy, ireto pro-Ravalo ireto dia hita fa tena malahelo toerana mihitsy.
Manao antso avo amintsika rehetra mba eritrereto lahy ny "intérét supérieur de la Nation" fa aza potehina ny taranaka.
7. ifiona ( 21/07/2009 13:45)
raha tena intéret supérieur de la Nation no eritreretin'ireto HAT, dia nanaiky nivory tany Addis Abbeba ry zareo
8. ari.malala ( 21/07/2009 13:53)
Tsy ny any Addis Abbeba ihany! Fony mbola nisy ireny fitokonana teo am 13mai reny anie d efa niantso fifandinihana i ra8 e, efa nanaiky izy hoe hampidirina ao @ governemanta ry foza, efa nanaiky kou ra8 hoe hanao referendum, fa ry foza tsy nanaiky mintsy! (Za aloha izingiziniko fa tsy pro ra8 fa mankahala hat kou nefa) fa ilay resaka fifandinihina pasifika mitnsy no tiako tsindriana! ny lohambotony sy ny lohambotolony iany no namparina! izao tonga @ tsy azo anoharana! taiza hat@ naha Madagasikara an'i Madagasikara no hoe nisy bômba artizanal nipoaka sy napoaka izany!!
9. xxx ( 21/07/2009 14:06)
michouh:


Amiko aloha na ny TGV na ny Pro Ravalo dia samy be fika daholo fa izay mananda no resy. Izahay mitazana fa ny anay izay mandresy ihany.
Mampalahelo Madagasikara fa dia izao ve no anaovana azy, ireto pro-Ravalo ireto dia hita fa tena malahelo toerana mihitsy.
Manao antso avo amintsika rehetra mba eritrereto lahy ny "intérét supérieur de la Nation" fa aza potehina ny taranaka.


Itony no tena gasy vendrana, mitaty ny asan'ny olona fotsiny ???

Ny olona ohatranao itony no tsy mampandroso ny firenena , miandry mahazo ohatran'ny fasana fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2666