baomba magique
1. zoam
(
20/07/2009 20:57)
tsy mbola nipoaka akory ny baomba na hoe nahafaty dia efa tratra hono e,sady fanatratry ny zandary daholo ny renseinement rehetra misy an le baomba magique,eritrereto hoe raha misy gasy marina vonona hamono an'ireny baomba maro2 ireny tsy efa betsaka ve no foza maty,saingy misy miketrika mafy mihitsy ao handotoana ny legaliste ao dia tsy mipoaka sady tsy mahafaty le baomba tena baomba magique le baomba gasy :-D :-D :-D
répondu par Mirananirina le 21/07/2009 10:19
2. zoam
(
20/07/2009 21:01)
kolonely ravalomanana nilaza fa miisa 3000 baomba magique mandehandeha any ,marina tsy ho loza be raha izany,fika maivana be le izy,ireny komando nanafika a'i viva ireny tokony mba ny tranon'i tgv aloha no napoaka ho jerena marina fa tsy cinema le izy dia mety ihino ny kil,sainy ny capsaty ihany ireny manao sarin'ady be,miaraka @ general alain ramarson
3. max2
(
21/07/2009 06:19)
tssssss mba mahay atsikana kosa kay le colonel ravalomanana aiza kosa no de 3000 ny mbomba mandende any zany hoe ry zareo zany no nanao azy zay no afatarany ny isa sa taminy fanaovana fanadihadina le olona no nalalany ny isa ary efa manomboka mahay sarinady zany ny gasy ko sady tonga de tena izy fa tsy sary amboarina otrany le film reny ko sa maika alefa anatotosa film any ivelany ry lerony ka mila mianatra tsara sode tsy lany eo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. apache
(
21/07/2009 06:31)
hahita olana @ amerikanina sy ny firenena mikambana amin' ity fanaovana fanandramana fitaovam-piadiana noklery ity isika ny farany :lol: :lol:
6. rabaradaka
(
21/07/2009 07:08)
Tsoriko ny marina : ALAIN RAMAROSON sy ORGANES ary RAKOTONANDRASANA NOEL no mpibaiko ny tary hanamboatra bomba. Mbola ho avy ny porofo
7. hery
(
21/07/2009 10:14)
Gravy ihany ny polisy gasy ka lollll
Na any amerika sy aty eoropa izay gravy be amin'ny fitaovana isantsokajiny aza rehefa misy zavatra mitranga ohatra an'izao dia mbola ela be vao mivaly ny ankety hoe i anona sy i anona no nikotrika. Ny an'ny gasy 1 andro monja dia fantatra daholo... :-)
Izay wah no blem... heverindry zalahy hoe tsy nianatra toa azy daholo ny olona tsss
Na any amerika sy aty eoropa izay gravy be amin'ny fitaovana isantsokajiny aza rehefa misy zavatra mitranga ohatra an'izao dia mbola ela be vao mivaly ny ankety hoe i anona sy i anona no nikotrika. Ny an'ny gasy 1 andro monja dia fantatra daholo... :-)
Izay wah no blem... heverindry zalahy hoe tsy nianatra toa azy daholo ny olona tsss
