Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 22/07/2009 18:54)
manely tsaho eto indray ry gtt fopla fopla isany fa resy
ny azy, ary kobo daholo le baomba , ny aty france efa lany ny vola, ny afrika atsimo, manginy fotsiny tsy misy mpanontany intsony , beuurrrk , abat gtt :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 24/07/2009 21:29
niryna ( 22/07/2009 18:22)
Inona ry ireto ny tiana tenenina amin'ity ? Ampio aho e!
Raha nijery ny hafatra tao ambadika aho dia misy miteny fa ny anjely hono nanambady ny olona.Tsy azoko ilay izy,anjely izany tamin'izany fotoana izany nisy nofo? Raha nisy anjely nisy nofo izany ka na... tohiny
novalian'i niryna ny 28/07/2009 17:00
xxx ( 22/07/2009 18:17)
ny hat ihany no manamboatra an'io baomba artisanal io
tsy mbola nahitana profo mivaingana jusqu'a maintenant hoe ny legaliste no ao ambadk'io resaka io,tsy lavina fa mpiasa ny MBS sy bandy eny @ magro no tratra nametraka an' le baomba saingy ny fanontani... tohiny
novalian'i reeves ny 23/07/2009 15:24
ni81 ( 22/07/2009 18:06)
MIHIRA -MITENDRY (tohiny)
[quote]199. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 22-07-2009 18:45:38 Lohateny : Re : mihira - mitendry Mbola eto ihany r'ise missa fa tratran'ny bla bla dia naika kofona ! Misaotra ny Tompo nampihaon... tohiny
novalian'i cutie ny 01/10/2009 04:56
patrick2002 ( 22/07/2009 15:20)
tacleny Ravalomanana hono i Ratsirahonana
rehefa hita fa tsy nahomby ny fanapoahana baomba etsy sy aroa ,fa tratra aby ny mpibaiko rehetra ,rehefa tsy voavidy vola intsony Ratsirahonana ,dia hampiadiana @ Andry Rajoelina @ alalany famoahana l... tohiny
papaouzy07 ( 22/07/2009 13:01)
ny sakafo
tsara ny mihinana voankazoàzao toetr'andro izao... tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/08/2009 21:01
salopard ( 22/07/2009 12:57)
Sex BOMB
Il est évident que dans cet affaire de bombe artisanale, dia madainga be ny HAT; raha te hanapoaka bomba ny TIM, dia tsy fati-na bomba tsy mipoaka no nalefany , fa le tena vrai bombe: Ny sex bomb ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 21:52
ifiona ( 22/07/2009 12:54)
lazao fa tsy ao ambadiky ny hat ndray ny frantsay?!?
gaga sy talanjona ny tenanay raha nahita ny "gros titre" t@ midi madagasikara. Un accord secret cautionné par la France? Vrai ou faux document, sa publication dans un journal de la place a fait... tohiny
novalian'i pink ny 22/07/2009 22:05
essera ( 22/07/2009 12:30)
Fanontaniana 1 + 1 ? Mora kely
Raha mi-survoler ny dinika ato aho d tsy maintsy misy miteny kely foana ny zanaky dada hoe : \"Nokaramain\'i TGV izay tsy mpankasitraka an\'i Ravalomanana !!!\". Mba mahalasa saina ihany satria raha i... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:02
xxx ( 22/07/2009 10:59)
Mampirafy nefa tsy sahy miala @kou....
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,... ao anatin'ny fisalasalana tanteraka aho an... tohiny
peta83 ( 22/07/2009 09:26)
Ina ary zany o!!!
Misy saha iray, d nisy mpivady zany tao anatiny d ozy Jesosy oe:rehefa miteraka ianareo d iray amin'ireto voankazo reto iany no atao anarany:paiso, poma ary goavy, ary tsy azo averinao in-2 ny anaran'... tohiny
novalian'i bobone ny 23/07/2009 13:47
artefy ( 22/07/2009 09:16)
iraimbilanja monja
... efa teo ampamaranana ny toriteniny indrindra i Pasitera no niditra avy any ralaikamo: - ry havana hoy Pasitera hitanareo amin'izany fa ny iraimbilanja amin'Andriamanitra dia mitovy amin'ny vol... tohiny
novalian'i dahuily ny 22/07/2009 20:33
ari.malala ( 22/07/2009 06:56)
Lissage permanent - youko système
Toa hoe maharitra 8 - 10volana hono, fa mba liana aho hoe iza no efa nanandrana? Manao ahoana ny effet ny? Inona ny effets secondaires? Aty Antananarivo misy ery Tsiazotafo ery, fa toa hoe manomboka 5... tohiny
novalian'i maian ny 22/09/2012 11:01
nathie86 ( 22/07/2009 06:49)
Iza ary ô?????
Iza ary no ananran'ny cousin an'Andriamanitra?? :)... tohiny
novalian'i nathie86 ny 23/07/2009 07:48
penguin ( 22/07/2009 05:57)
Toe-karena, sosialy ary ny politika TGVendrana
Milaza ny filohan'ny FAT tgvendrana fa "tsy maintsy mandroso Madagasikara" saingy vitan'ny resaka sy kabary atao tsianjery vé ny fampandrosoana ara-toe-karena sy ny fandaminana ny fiaraha-monina. Fia... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:06
Rajakoo ( 21/07/2009 22:22)
Hapakaro lesy ry Andry ny primes fa henjana ny missions-nay
Tsy raharahinay aloha izay any fa vola io de aleo hifandamina ao lisany ha ha ha,maloto ny légaliste,feno ny paosinay ha ha ha,de asio 14ème mois lesy tonton a 8-) ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:07
vitamatavy ( 21/07/2009 22:20)
tacleny ratsirahonana ny hat bravo...
voalaza fa nanao accord secret i ratsirahonana niaraka t@ frantsay ary dia ho dakana i rois de fous,mh mahafinaritra izy izany , http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php izay voadaka ao @ hat ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:10
xxx ( 21/07/2009 21:55)
mitohy ny tolona ary tsy maintsy mandresy
tsy mbola nisy miaramila nandresy vahoaka izany ,na dia ezahana aza ny handoto ny legaliste ny tolona tsy maintsy mandresy e hoela velona anie ravalomanana filohampirenena malagasy tsy ankanavaka ... tohiny
zoam ( 21/07/2009 21:33)
naharatrarana baomba tao @ legaliste en fin c'est une preuve
tena mahagaga fa tsy mbola nahitana preuve tena matotra ity resaka baomba artisanal ity ,fa misy foana le izy fa saingy tsy mipoaka na au courant ny fisian'ny zandary,ary tena mahagaga sy mahazendana... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:17
xxx ( 21/07/2009 21:26)
Raha hiteny aho hoe ...
Raha hanontany aho hoe " iza no mankasitraka ny coup d'Etat nataon'i TGV " dia mbola hisy Gasy au moins 2% hiteny hoe "ENY". Raha hanontany aho hoe "iza no Gasy afaka hina-tay ? " dia mbola hisy Ga... tohiny
novalian'i sylvain ny 21/07/2009 21:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0036