Sex BOMB

1. salopard ( 22/07/2009 12:57)
Il est évident que dans cet affaire de bombe artisanale, dia madainga be ny HAT; raha te hanapoaka bomba ny TIM, dia tsy fati-na bomba tsy mipoaka no nalefany , fa le tena vrai bombe:

Ny sex bomb MIRANANIAINA sy YUKA ary IFIONA ohatra,

en tenue de plage monokini et bikini eny amboaja, tonga dia mipoaka tsara mihintsy, ary latsaka mbakin'ny patalohan'i andry sy charles ary lilison

Fa tsy ho i lalao ravalo kosa aloha e! bomba efa garora ireny....

tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any e!

sniff...tchouff, barbecue, sniff... tchouff....

http://video.google.fr/videosearch?q=sex+bomb&hl=fr&emb=0&aq=f#
novalian'i fijo ny 22/07/2009 21:52
2. ifiona ( 22/07/2009 13:01)
sniff tchrouff marina zany 8) 8) 8) :-*
3. essera ( 22/07/2009 13:11)
Il est évident que dans cet affaire de bombe artisanale, dia madainga be ny HAT; raha te hanapoaka bomba ny TIM, dia tsy fati-na bomba tsy mipoaka no nalefany , fa le tena vrai bombe:

Ahoana no fomba hampidirany bombe avy any ivelany miditra eto amintsika. Ny vola no tsy maninona raha alefa d misy manam-pahaizana b ny zanaky dada mi-confectionner an'ilay adklé.

4. benkintana ( 22/07/2009 16:37)

Ahoana no fomba hampidirany bombe avy any ivelany miditra eto amintsika

Nandra koa zany rah tary klé :-D :-D :-D
5. vitamatavy ( 22/07/2009 20:26)
Gazety taratra: 5/5/2009
Tonga eto amintsika ny Vondron'ny mpandraharaha saodianina, notarihin'ny filohany Sheikh Abdullah Bin Zayed Al Nahyan, izay manam-pikasana hampiasa vola eto amintsika. Noraisin'ny Filohan'ny Hat, Andry Rajoelina izy ireo omaly.

Gazety taratra: 22/07/09
"Mampanahy mafy ny mety fisian’ny fifandraisan’ny baomba ampiasain’ny mpampihorohoro eto Madagasikara sy ireo any amin’ny firenena hafa. Voamarina taorian’ny fizahana ny baomba tratra, nataon’ny manampahaizana avy ao amin’ny masoivoho amerikanina teny Fiadanana, omaly, fa tsy baomba vita gasy izy ireo. Baomba avo lenta antsoina hoe «Improvised Explosive Device» na IED izay fampiasa any amin’ny toerana fampiofanana mpampihorohoro any ivelany izany"

FIS = Front Islamique du Salut [Le COLLECTIF GTT (Gasy Tia Tanindrazana)]

Ho avy amin'ny angady sy ny harona amin'izay ny bekintana satria hatramin'ny nampidiran'ny FATy teto Madagasikara ireo Saodiana dia niseho ity resaka baomba ity. Samy mahalala ny rehetra fa zavatra tsy mbola nisy mihintsy izany teto Madagasikara tany aloha.
Aoka hitolona ambavaka tsara isika rehetra ary tsy hiraviravy tanana fa misy asa maloto kendren'i Andry Rajo'hell atao eto

Masina ny tanindrazana
6. xxx ( 22/07/2009 21:43)
aza mody be fanontanina eo ianao ry essera a ,enao koa membre ny hat sy anisan'ny mpomba andreo fat,fatin'alika ireo fa mody fanina lava eo ,aza mialona ny zanak'i dada fatsy ho tonga na eny ankitrokely aza enao,tohany tsara rajoelina dia hasio baomba eo antokotaninao sy eny ajorontranonao ,aza hadino koa any ambany fandrianao ,ratsy loha tsy vanona tsy matahotra izay hatahorana ,efa lolofotsy mitolon-tena ,any andafy ref misy baomba iray mipoaka 7jours raha haingana indrindra vao hita hoe iz no nanapoaka ny eto mcar ka eo no eo ,avy eo fantatra ny isany aza mapiesona ny gasy oa fa tsy doma ohatra ndradomelina sy essera daolo ny gasy fa betsaka ny manana niveau ambony noho ianareo ,aza lany andro mandrora mitsilany eo fa raha nahay ny gtt tsy tonga teo rajoelina fa misy classe koa ny gtt fa tsy ohatranareo dia hanapotika ny firenena @baomba ,tompoy tsara ny arabon-dozanareo ra tsy olona misy fahavoazana ve hifampirahara @arabo,izao ny vokany . ba mahalala menatra ra enareo mianakavy ao moa no voa ka haninona fa ny gasy kely tsy manatsiny ery no mapalahelo!
7. fijo ( 22/07/2009 21:52)
le baomba aloha io na miaramila gasy ao aza hafaka manao azy,fa ny zavatra mahagaga dia hoe,tena tiana asiana baomba ve sa mba mody alefa hampitahorana ireny??

mahagaga mantsy fa dia baomba tsy mùisy mipoak aizay tratra?????de lazaina hoe le mpametraka no tsy mahay mampiasa azy???de olona efa tena kentrona ve ,dia efa nisy tsy nipoaka ny teo aloha,dia tsy hamboariko tsara ny manaraka???fa tena ita hoe zavatra tiana hanadalana saimbahoak aireny.ary nahoana moa no tsy misy baomba raha tsy misy zavatra hovonjena??voahantso tany adis dia iny eny baomba,be ny olona eny amin'ny magro dia iny eny baomba,dia tsy misy mipoak anefa fa tratra daholo,hafa tsy ilay hoe tiana hovonoina ny akama sasany.olona mitondra rokety ve dia tsy ahavaky ny viva fa mila lakile???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1038