Lissage permanent - youko système

1. ari.malala ( 22/07/2009 06:56)
Toa hoe maharitra 8 - 10volana hono, fa mba liana aho hoe iza no efa nanandrana? Manao ahoana ny effet ny? Inona ny effets secondaires? Aty Antananarivo misy ery Tsiazotafo ery, fa toa hoe manomboka 550 000F hoe ny tarif ndry zareo, lafo ihany aloha e! Dia izay koa no antony ametrahako fanontaniana hoe inona daolo ny effets secondaires satria raha sady efa lany vola b t@ fanaovana ilay lissage nefa koa ho lany vola b @ traitement rha sanatria raté ilay izy dia perte roa goavana be!
novalian'i maian ny 22/09/2012 11:01
2. Papoose ( 22/07/2009 17:47)
japs v le youko io sa in ry ari?
3. Ratoa ( 22/07/2009 21:33)
Tsara be io aoa Tsiazotafo io say honnéte ilay sinoa fa raha tsy mahatanty ny volonao dia tsy manao izy. Ny ahy brushing fotsiny no taoko tao fa maharitra 1 mois na mehry aza fa efa tonga taty efa ho presque 2 mois aho vao nanasa loha dia izay vao afaka ilay iza.
Averiko: BRUSHING FOTSINY no nataoko.
Fa ny zana-drahavaviko manao io lissage io; Dia tsotra be ny volony. Tsy misy effet secondaire ny azy. Rehefa manasa loha izy dia fonosiny serviette fotsiny ny volony lena iny dia rehefa malamalana dia asarakorako fotsiny dia mitsotra tsara. Rehefa maina vao bangoina amn'ny fiogo na borosy. Sahala ami'ny naturel mihitsy. Ny reniny sy ny rahavaviny tso-bolo be dia mitovy izy telo izao.
4. ikaretsaka ( 23/07/2009 05:08)
Arakaraky le volo io e.. rehefa hanahirana de solay
5. ari.malala ( 23/07/2009 05:59)
Ratoa, misaotra e!

ika, :-D :-D :-D takizay ah lelà d nety na sola aza :-D :-D
6. ni81 ( 23/07/2009 06:06)
Arakaraky le volo io e.. rehefa hanahirana de solay
:-D :-D :-D misy vavy sola ka!
7. ari.malala ( 23/07/2009 07:48)
papoose, ie, toa japs izy io fa lay ao Tsiazotafo resahiko io sinoa no manao azy
8. xxx ( 23/07/2009 08:09)
Jereo @ forum @ net fa be dia be nefa no milaza fa simba ny volony ,

de toutes façons mila atao isaky ny 6 mois ho an'ny repousses fa mampihomehy be avy eo ilay aty ambany tsotra be , ny maniry mbola ngita dia matevina be izany aty @ fotony fa ny tahony aty ambany nefa fisaka be
9. Mirananirina ( 23/07/2009 11:17)
sao manimba atidoha kosa ary izany.Dia 6 mois izany tsy manasa loha mihitsy.
10. ni81 ( 23/07/2009 11:37)
sao manimba atidoha kosa ary izany.Dia 6 mois izany tsy manasa loha mihitsy.
:-D :-D :-D :-D
ka tsy vao eny @ 10m dia efa mamofona ny loha raha efa ho tapa-taona tsy ho sasàna?
Fa 6mois ilay lissage no averina atao araka ny lazain'i xxx eo ry mirana a!
11. fahamarinana ( 23/07/2009 12:38)
:arrow: mirana : :-D :-D tapaka ny tsinaiko amin'ilay valiteninao !
ari : avelao akia amin'izao fa sady ho lany vola njy nefa tsy hay izay garanti,tokoa moa !
Ny ahy ny randrana aza no tadiaviko,efa tsy ho lisse ihnay tsinona ny ahy !tsy efan'olona ny mana-lisse lisse-ndraha an'iny ! :-P (l)
12. ari.malala ( 23/07/2009 13:22)
Faha, ka ilay presentation @ asa nge e :-P
13. Ratoa ( 23/07/2009 22:57)
Sasana isankerinandro ny volo é!
Ny an'ny nièce-ko aloha tsy maninona mihitsy é! Simba ny voloko tamin'izany fotoana izany dia tsy nety nanao ilay sinoa miteny gasy be an! Ataovy brushing ary hoy aho. Dia natao. Tsara be mihitsy ilay brushing ka tsy foiko sasana tamin'izany moa ny lohako koa tsy nifofona mihitsy, mahagaga.
Nony avy eo moa tsy naintsy nisasana ihany dia afaka;
Gaine no tao ny volo ka raha tsy salama tsara ny volo tsy mety hono.
Arakaraky ny volo marina. Raha ny volo afrikana aloha no atao azy dia ampihomhy mihisty fa ny volon'ny nièce_ko hoy aho tsy maninona mihitsy.
14. ari.malala ( 24/07/2009 06:23)
Ratoa, misaotra betsaka @ témoignage :-) Nijery ny momba ilay lissage permanent t@ site izay koa ah maly fa afapo tanteraka mitsy satria misy fanazavana betsaka ao indrindra ny conditions mety hanimba ny volo raha atoa an'io, sy ny hoe raha olona tsy compétent no manao azy. Misaotra foana :)
15. sakaizakely ( 24/07/2009 07:14)
2 mois tsy manasa loha :lol: :lol: :lol: :lol:
16. Mirananirina ( 24/07/2009 14:02)
ka tsy vao eny @ 10m dia efa mamofona ny loha raha efa ho tapa-taona tsy ho sasàna?
Fa 6mois ilay lissage no averina atao araka ny lazain'i xxx eo ry mirana a!
ni81,ka izany no fieritreretako azy ani ee
mirana : tapaka ny tsinaiko amin'ilay valiteninao

fahamarinana,izany ve,neveriko fa izany tsinona no hitazomana ilay volo ko,raha sasana ve tsy ho simba e.
17. Ratoa ( 24/07/2009 17:05)
efa hoe tsy simba raha sasana !
ny nièce-ko manasa loha une fois par semaine. ny volony aloha holy (ondulés) fa tsy nginta (crépus). Donc raha misy repousse aza tsy miavaka mihitsy. Ny azy averina tous les 12 mois - isan-taona ilay lissage.
Izaho tsy manao lissage fa brushing fotsiny ny nataoko: 150 000 FMG: vola izany. Tsy any Madagasikara no mipetraka fa aty ivelany ary tsy misy io aty. Izay ny antony nitazomako azy ela araky izay azo natao. Nangatsiaka ny andro tamin'izay ka tsy naloto mihitsy ilay volo ary tsy nisy fofona. Ny ahy izao atao rouleaux une fois par semaine fotsiny.
18. xxx ( 26/07/2009 13:32)
aza mba voretra ihany ...
brrrrrrrrrrr :{ :{ :{ :{ :{ :{
19. simplex ( 26/07/2009 14:08)

:{ :{ :{ :{
ndeha atao hoe mahasalama ary tsy mamofona ary tena manja be ny tsy manasa loha mandritra ny 10 mois.
Tsy mora kokoa ve ny mividy an'le fanaovana brushing iny dia mba ny copine no antsoina refa week-end hoe tena amboary kely ny lohako?

Ohatrin ny vidin'reny?
na hoe double aza ny vidiny, misy tombony foana satria raha tsy simba ao anatin'ny 2 taona ohatra le izy dia efa miverina ny volanao :)

aleo ihany sasana matetika ny loha ry neny a. Tena marina e, tsy norma be izany, eny fa na hoe 2 mois fotsiny aza. Pas bien, pas bien du tout!!

;-)
20. ni81 ( 26/07/2009 18:26)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3213