Lissage permanent - youko système

21. Ratoa ( 26/07/2009 19:48)
ianao dia tena simplex marina. oadray....simplette no tiako ho lazaina: mandray antendrony ary tsy mahazo resaka anefa mbola teny gasy no vakianao eto.
22. ari.malala ( 27/07/2009 07:14)
:) ny fanasana loha anie tsy maintsy atao isan-kerinandro e! fa ilay lissage no hoe maharitra 10 volana hono! Mbola mijery momba ilay izy iany ah io mantsy, fa ny an'ilay site indray 6 - 8 volana eo. Ilay vidiny koa anie henjana b ka na ny hoany hanontany fanazavana ftsn aza toa mampitahotra ihany e! :P
23. sakaizakely ( 27/07/2009 08:41)
ari. misy namako nanao an'io tany NY fa tena trankil presk 1 an tsy nanao broshingina mits, fa izy indray nanasa loha foana an ;-)
arakaraky ny qualité n'ny produits koa, fa misy foana manko ny mpisandoka ka tanjemo tsara
marina koa ny etsy ambony hoe ahoana moa ny repousse ? mila manao lissage partielle izany ve ? surtout raha tena miolikolia be ilay volo
tsy misy afatsy ny manontany oul betsaka izay efa nanandrana, makà renseignements sur place e, izay aza no metimety kokoa

variana be ah @ le tsy manasa loha 2 mois, ny hatsiaka angaha moa manakana ny loto sy ny hatsembohana hivoaka ? fa ny orona koa moa rehefa mihazatra ilay fofona de tsy taitra intsony, fa ny manodidina no mety ho nihaodihaody :-P :-P :-P :-P
kamboko, sambatra be zany tsy mila misasa amambolana izany :P
24. ni81 ( 27/07/2009 09:05)
Ilay vidiny koa anie henjana b ka na ny hoany hanontany fanazavana ftsn aza toa mampitahotra ihany e!
o ry ari a! Fa maninona no hatahotra? Volan-dry no hiala avy eo ka tsy aleo manontany dieny mialoha toy izay diso lafo loatra tsy araka ny niheverana azy ilay izy vao ho sorena!

variana be ah @ le tsy manasa loha 2 mois, ny hatsiaka angaha moa manakana ny loto sy ny hatsembohana hivoaka ? fa ny orona koa moa rehefa mihazatra ilay fofona de tsy taitra intsony, fa ny manodidina no mety ho nihaodihaody
kamboko, sambatra be zany tsy mila misasa amambolana izany
ilay volo toa tahaka ny misy andraimby mihitsy ka mora mandray izao karazam-bovoka rehetra izao aza koa! Ny ahy raha vao elaela vao manasa dia toa mangidihidy be izany ny hodi-dohako.
25. fahamarinana ( 27/07/2009 11:12)
simplex:
hoe tena amboary kely ny lohako

:arrow: simplex : ngaha lesy ilay loha kosa no mila amboarina fa ilay volo a ! :-D :-D :-P
Ilay lisseur pro ireny koa anie mahatsotra tsara azy ry reto e,fa mamay sy mandoro rehefa tsy zatra sy tsy mahay azy zay ! Zay no tsy hanaovako raha tsy olona no manao azy amiko !Aleo ngita eo,efa zay ara moa ka akory atao ?(l)
26. ari.malala ( 27/07/2009 12:17)
Faha, andefaso lisseur pro az ah e :-P :-D :-D
27. fahamarinana ( 27/07/2009 12:28)
:arrow: ari (l) : hihi ! Raha takaiky teto hany ka nalefako ! Na raha nandeha tany aho ! :wink: ...
28. nathie86 ( 27/07/2009 14:48)
tsy arako miintsy hahahahaha :-D :lol: =))
29. ikaretsaka ( 27/07/2009 14:51)
Efa hoe solay hoa na ataovy fohy de fohy...nena zao misasa isanandro tsy mila broshim. Tsy misdy 2 figo fa serviette de basy
30. simplex ( 27/07/2009 16:22)

Ratoa,

mba azavao kosa moa fa aza atao an'zany ee :)
tena marary be mintsy ny foko anaovanao azy :roll: :cry: :@

:*:*
31. Ratoa ( 27/07/2009 23:54)
Sitrano re sy simplex ah!! :D :D :D

Ny effet- n'ilay lissage na ny volo tsotra ohatry ny an'ny sinoa no maharitra 12 mois à un an fa tsy ny sasa-loha akory é! sasana isa-kerinandro ny volo fara faharatsiny fa tsy miova mihitsy fa mijanona tsotra be iny foana. Dia rehefa misy repousse - miankina amin'ny toe-bolo ny hoe rahovian - dia atao indray fa mora kokoa satria iny kely iny sisa no atao . Izay ilay izy.

Ilay brushing nataoko koa dia spécial fa tsy brushing tsotra. tsotra be eny foana na dia azon'ny orana aza. Rehefa sasana shampoing izy vao afaka. Ny brushing dia rava raha vao sasana fa tsy tahaka ilay lissage youko.
32. simplex ( 28/07/2009 14:04)

zany hoe ra brushing special dia 2 volana tsy manin na tsy sasana aza fa ny lissage afaka sasana isan-kerin'andro? :)

ary in ilay repousse?
maniry ilay volo ve?
:P
33. ni81 ( 28/07/2009 14:37)
mivaza olo! :D
34. Ratoa ( 28/07/2009 22:12)
simplex, izay mihitsy.
Ilay volo vita lissage tsy miova mihitsy pendant un an na dia sasana tous les trois jours aza satria misy fonony tsy afaka intsony.
Fa ny brushing, izay special, dia afaka raha vao sasana. Ny mahagaga ahy dia tsy mandray loto ilay volo ary tsy mikirifitra raha merika ny andro, na sendra misy lena rehefa mandro na manao douche. Ny atao hoe repousse dia ny volo mitsiry, à peu prè 2cm isambolana, dia raha tsy ngita be ny volonao dia tsy mibontsina fa milemaka.
35. vale ( 20/08/2009 22:02)
manin kay raha mapiasa défrisage tsotra ireny e? ireny koa anie toa in-2 na in-3 sasaina vao rava e, ny zandriko mantsy mampiasa an'ireny, nefa asa??(mila manao brushing fotsiny angaha ny pb aminy fa sinon tena efficace a, tena lisse tsara ilay volo avy eo!!).
36. maian ( 22/09/2012 11:01)
bjr, za nanao an io lissage sinoaio t@ volana Mars? Zao tsika Septembre,ny voloko moa dia holy2 .Tsara dia tsara ery ilay volo vao vita otran tena naturel e,hatr@ zao ary izy mbola mangirana ny tahony aty ambany fa ilay fotony vao maniry no holy2 sy mibontsina fa saingy zao no tandremo
t@ vao nanaoanazy aloha za de nahita hoe avy nasiana an ilay produit ka vao nohogoina dia otrany nihongotra. Tao @ ilay tohatohabato manelanelana an i tsiazotafo sy Ambondrona"ABI" Sinoa ilay coiffure fa gasy kosa no manao ny asa rehetra.Nanontany ihany aho hoe fa maninona dia ozy le vehivavy gasy hoe tsy maninona io ka,fa @ zao ny voloko dia lasa mihongotra be mihintsy,vao safoina dia miala hatr@ fotony.Matahotra mafy aho izao hoe ho sola ve zany? ny nahavoa ahykoadia izao morakokoa nohoilay sinoa malaza eo Tsiazotafo izay tsy aiza fa juste midina an ilay tohatra dia tonga ao.tandremo aza makao fa ilay gasy tsy mahay ninoninona ary hita fa tsy nianatra an ilay izy .
zay ry namana an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4283