Hapakaro lesy ry Andry ny primes fa henjana ny missions-nay

1. Rajakoo ( 21/07/2009 22:22)
Tsy raharahinay aloha izay any fa vola io de aleo hifandamina ao lisany ha ha ha,maloto ny légaliste,feno ny paosinay ha ha ha,de asio 14ème mois lesy tonton a 8-)
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:07
2. benkintana ( 21/07/2009 22:26)
Efa fanta-poko fantam-pirenena lesy ny adinareo rajakoo nahazo baiko a,,ary tsy kisendrasendra iny primes iny ,raha tsy tgvendrana ny Malagasy no jamba sy pahina tsy mahita ty polifikanareo ty :{
3. essera ( 22/07/2009 12:55)
benkintana:
raha tsy tgvendrana ny Malagasy no jamba sy pahina tsy mahita ty polifikanareo ty

Tsy voatery tgv na tim, na gtt daholo koa ny gasy ry ngah roa.
4. benkintana ( 22/07/2009 16:31)
Tsy voatery tgv na tim, na gtt daholo koa ny gasy ry ngah roa.


tsy mahazo resaka koa ty raika lahy ty klé,efa hoe ny tgvendrana ihany no tsy mahalala ny mpanapoaka baomba
5. fijo ( 22/07/2009 22:07)
rediredy be le ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0644