naharatrarana baomba tao @ legaliste en fin c'est une preuve

1. zoam ( 21/07/2009 21:33)
tena mahagaga fa tsy mbola nahitana preuve tena matotra ity resaka baomba artisanal ity ,fa misy foana le izy fa saingy tsy mipoaka na au courant ny fisian'ny zandary,ary tena mahagaga sy mahazendana dia hoe miisa 3000eo ho eo no isany nefa vao 20no tratra ary efa betsaka no nahiditra eny tsiafahy fa tsy mbola nahitana na dia fitaovana iray aza tao @ legaliste jusqu' a maintenant ,asehoy ny preuve ho jerevana dia mba zavatra serieux lazaina
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:17
2. xxx ( 21/07/2009 21:53)
t@ voaohany aloha dia hoe gtt no mpamatsy baomba ,asehoy aloha izany preuve izany fa toa tsy misy akory le izy fa vao intition fotsiny,anjaranao ry kolonel ravalomana no manaporofo fa meloka ireo,asehoy anay ny preuve mitohaka ny tendany ,ary angaha tsy connection avy aty ivelany indray le baomba artisanal fa lasa hut dignitaire any antoerana indray e
3. xxx ( 21/07/2009 21:56)
tokony ho mailo tsara ny légalistes @ zao ary hiambina tsara ny tanana misy ny tsirairay avy fa tsy hamenatra any reto FAT sy ny TGV reto ny hiditra ny tranona légaliste ka hametraka na hanafina ny baomba any ,dia avy eo mody atao ny savahao mba hitenenana sy hanamarinana fa tena ny légaliste no tompon'andraikitra!
4. zandikely ( 22/07/2009 00:44)
Ny légalistes no terroristes.
Ny porofo, misy efa nitolobatana:
Resaka baomba
Nitolo-batana tany amin’ny zandary Atoa Raharinaivo, Mejamirado ary Henri Rabesahala.


5. xxx ( 22/07/2009 04:37)
hay ve ,hita mihitsy ireto foza ireto hoe marivo fisainana be izany,tsy mahagaga e ,ny marina ve tsy ho hita eny ihany
6. xxx ( 22/07/2009 04:39)
nisy nividy tube maro2 hono izany no porofo ny ra8 kolonely hoe misy baomba au moins 2000 raha atao ny calcul,
:-D :-D :-D :-D :-D
7. rabaradaka ( 22/07/2009 05:31)
Efa an-dàlana dadatoa ny hahitana ny marina saingy tsy ny colonel Ravalomanana no mahita izany fa misy groupe des investigateurs privés manao izany. Ity colonel Ravalomanana ity no tena ratsy satria io no saribakoly baikon'ny Andry TGV (dit Ralavanify)
8. ravatorano ( 22/07/2009 08:17)
Baomba avo lenta ny «Improvised Explosive Device»


Mampanahy mafy ny mety fisian’ny fifandraisan’ny baomba ampiasain’ny mpampihorohoro eto Madagasikara sy ireo any amin’ny firenena hafa. Voamarina taorian’ny fizahana ny baomba tratra, nataon’ny manampahaizana avy ao amin’ny masoivoho amerikanina teny Fiadanana, omaly, fa tsy baomba vita gasy izy ireo. Baomba avo lenta antsoina hoe «Improvised Explosive Device» na IED izay fampiasa any amin’ny toerana fampiofanana mpampihorohoro any ivelany izany. Ahiana ny fisian’ny fifandraisana eo amin’ny fomba fampiasa, fanapoahana, ny fampandehanana ny baomba ary indrindra ny fampiofanana ny mpampihorohoro.

nalaina tao amin'ny gazety taratra
nivoaka ny 22/07/09
nosoratan i riana raymond

mbola mandeha ny akety zalah ah fa d ho hita eo ny tena marina eeeee
9. xxx ( 22/07/2009 09:06)
Hapoahy ao @hat ny bombe ny hat fa aza ny vahoaka tsy manatsiny no hapitahoriny baomba eo ,tsy tahotra tsy henatra akory mifapiraharaha amin'ny arabo ny tgvendrana refa tsy eken'izao tontolo izao dia izao ny vokany ,arabo = baomba,ireo arabo ireo no nitondra baomba ho andradomelina hamonona ny gasy mpiray tanindrazana aminy!!!
10. Mandefitra ( 22/07/2009 09:22)
Tiako zany, aleo mba hisy expert internationale mihitsy hiditra antsehatra hanadihady ny fisian io baomba io fa tsy tondro molotra lava izao no atao.

Ho hita eo zay ratsy saina.
11. DODABE ( 22/07/2009 13:58)
ô re ol e.mba tadidio kely anie ny filazan' colonely RICHARD R....?t@ andro voalohany nanazavany ny momban'ny bomba hita teny @ leader price iny e.nantsoina avokoa ny tele rehetra mpandefa vaovao,ary t@ zay fotoana izay izy dia nilaza ko fa ilainy ny fiaraha-miasa @ mpanao gazety mba hamoka vaovao. DONC efa fantany daholo ny N°contact ireo mpanao gazety rehetra t@ zay.KOA naninona no TVM sy TV PLUS ar ny VIVA ihany no nantsoina hijery an'reny zavatr reny. manarak zany dia 1/-raha ol anao mission marina no nametraka ireny lazaina fa bomba reny de manin no tsy nisy nipôka ny akamarony fa 2 ihany no napôkany.
2/-iny ol maty teny ambohibao iny ko ve de nipoahan'ny bomba de tsy nisy faritr potika mihitsy t@ lay ol maty.fa mba raiso anien ny tsipôpôka @ le 300ar iny dia tazomy @ lo-tànana dia ampireto dia hitanao ny valiny fa tsy misy hita intsony ny rantsa-tànanao.
3/-fa nanin ko no tsy nisy ol nipoahan'lay lazaina fa bomba nipoaka ny teny @ leader price fa nendrasana ef lasa ny ol vao napoaka nefa lay ol nolazaina fa nametraka ilay hoe bomba dia nivaoka tsar ny varavarana ary afaka 15mn vao nipoaka ilay hoe bomba.
@ zay koa rehef nipôka ilay hoe bomba dia teny @ plafond daholo le fantsika bdb no nande fa tsy nisy niparitaka manodidina.
4/-d lazaina koa fa hoe nanafika ny VIVA ko ireo ol 25 sa 15 sa ????? (tsy fantatra mazav)rehefa nambara ko fa novonoiny ny mpiambina 2lahy dia efa nibanaka zany tanàna DONC tokony ho kila forehitra na potika tanteraka ny viva nefa dia iny feunetre kely iny no vaky fa tsy nisy zavatr very na zavatr potik.

FEHINY:mety ianareo mpitandron'ny filaminana ihany no mifamorika ao fa mitandrema.

na ko hoe CINEMAN-JAZA
GAG: in ary zany ô ny kaporaly ndray no mahay noho i DADATWO?
VITA TOMPOKO!
12. xxx ( 22/07/2009 14:09)
Ka efa hoe ils prennent les malgaches pour des imbéciles koa !!!
13. fijo ( 22/07/2009 22:17)
efa tsy misy amidiny intsony anie eo,fa mba manao rediredy izy sisa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1254