ny hat ihany no manamboatra an'io baomba artisanal io
1. xxx
(
22/07/2009 18:17)
tsy mbola nahitana profo mivaingana jusqu'a maintenant hoe ny legaliste no ao ambadk'io resaka io,tsy lavina fa mpiasa ny MBS sy bandy eny @ magro no tratra nametraka an' le baomba saingy ny fanontaniana mipetraka hoe iza no mibaiko an'ireny ,ento daholo ny profo rehetra ,capable hoe ry tgv no s'infiltre ao anatiny gtt ou tim aty ambany grady no mampirisika an'ireo bandy deseperer ireo hametraka an le baomba,efa mandeha ny feo fa ancien garde du cops tgv koa voarohirohy @ io resaka io nefa tsy heno intsony ny tohiny
novalian'i reeves ny 23/07/2009 15:24
3. xxx
(
22/07/2009 20:10)
le arrestation t@ voalohany mpiasa ny mbs taloha daholo ka nisy 8 mianadahy izy no tao,mino aho fa ny ry tgv no niditra antsokosoko tao satria vao projet le izy dia efa sarona daholo ary efa au courant ny zandary ,manana porofo an'izany izahay
4. vitamatavy
(
22/07/2009 20:24)
Gazety taratra: 5/5/2009
Tonga eto amintsika ny Vondron'ny mpandraharaha saodianina, notarihin'ny filohany Sheikh Abdullah Bin Zayed Al Nahyan, izay manam-pikasana hampiasa vola eto amintsika. Noraisin'ny Filohan'ny Hat, Andry Rajoelina izy ireo omaly.
Gazety taratra: 22/07/09
"Mampanahy mafy ny mety fisian’ny fifandraisan’ny baomba ampiasain’ny mpampihorohoro eto Madagasikara sy ireo any amin’ny firenena hafa. Voamarina taorian’ny fizahana ny baomba tratra, nataon’ny manampahaizana avy ao amin’ny masoivoho amerikanina teny Fiadanana, omaly, fa tsy baomba vita gasy izy ireo. Baomba avo lenta antsoina hoe «Improvised Explosive Device» na IED izay fampiasa any amin’ny toerana fampiofanana mpampihorohoro any ivelany izany"
FIS = Front Islamique du Salut [Le COLLECTIF GTT (Gasy Tia Tanindrazana)]
Ho avy amin'ny angady sy ny harona amin'izay ny bekintana satria hatramin'ny nampidiran'ny FATy teto Madagasikara ireo Saodiana dia niseho ity resaka baomba ity. Samy mahalala ny rehetra fa zavatra tsy mbola nisy mihintsy izany teto Madagasikara tany aloha.
Aoka hitolona ambavaka tsara isika rehetra ary tsy hiraviravy tanana fa misy asa maloto kendren'i Andry Rajo'hell atao eto
Masina ny tanindrazana

5. fijo
(
22/07/2009 21:39)
le hoe mpiasan'ny MBS ,misy tsy izy tao.ny zaodahiko mpiasan'ny MBS fa misy tsy mbola itany tarehy akory le tartra tamin'ny voalohany ireny
6. milamm
(
23/07/2009 14:20)
tsy ofisialy zany ny diany fa fifanarahana antsokosoko HAT satria ity Abdullah Bin Zayed Al Nahyan ity ange tsy hoe fianakaviany Abdulah mpanjakany Saudia Arabia fotsiny fa
HH General Sheikh Mohammed bin Zayed Al Nahyan, Crown Prince of Abu Dhabi and Deputy Supreme Commander of the UAE Armed ,tsy hisy hahita tarehy azy aloha afatsy ny mitovy karazana aminy i andry,ny sovietika aloha no fantatra fa ao ambadiky ity lhl ity,inona no takalo tadiaviny satria re izao fa ny seranantsambo ao Ehoala(rio tinto)nanomboka ny 14/07/09 dia ahitana sambo lehibe 4 isan'andro mivoaka sy miditra mitatitra entana ao amintsika ary tsy misy fanaraha-maso fa ireo miaramila napetraky adnry sy voavidny no mizara izany

7. reeves
(
23/07/2009 15:24)
Raha ny fomba fisehony aloha dia hita fa sinema ataon`ny HAT lay izy ary raha ny fomba fanaony h@ zay sy ny fahaizany mamafy lainga dia azo antoka fa ry zareo ny mahavanon-doza toy izao . Ny mampalahelo fotsiny dia ny fahasahian-dry zalahy mamono malagasy tam`ireo fanafihana tao am`VIVA . Mihevitra ve ry zalahy fa hijanona eo amin`ny fitondrana foana ka tsy ho tratry ny aloka mihitsy e ? Mbola ho avy ny anjaran-dry zalahy ireo fa samia isika ho ela velona hahita ny fiafarany !