manely tsaho eto indray ry gtt fopla fopla isany fa resy

1. bazylou ( 22/07/2009 18:54)
ny azy, ary kobo daholo le baomba , ny aty france efa lany ny vola, ny afrika atsimo, manginy fotsiny tsy misy mpanontany intsony , beuurrrk , abat gtt :-D :-D :-D :-D
novalian'i pink ny 24/07/2009 21:29
2. xxx ( 22/07/2009 19:51)
lasa indray ny hevi-boloky!!!
3. xxx ( 22/07/2009 20:15)
bazy loup ihany io e mitatata eto nefa efa tsy mahazo kil ny suijeny lol
4. vitamatavy ( 22/07/2009 20:25)
Gazety taratra: 5/5/2009
Tonga eto amintsika ny Vondron'ny mpandraharaha saodianina, notarihin'ny filohany Sheikh Abdullah Bin Zayed Al Nahyan, izay manam-pikasana hampiasa vola eto amintsika. Noraisin'ny Filohan'ny Hat, Andry Rajoelina izy ireo omaly.

Gazety taratra: 22/07/09
"Mampanahy mafy ny mety fisian’ny fifandraisan’ny baomba ampiasain’ny mpampihorohoro eto Madagasikara sy ireo any amin’ny firenena hafa. Voamarina taorian’ny fizahana ny baomba tratra, nataon’ny manampahaizana avy ao amin’ny masoivoho amerikanina teny Fiadanana, omaly, fa tsy baomba vita gasy izy ireo. Baomba avo lenta antsoina hoe «Improvised Explosive Device» na IED izay fampiasa any amin’ny toerana fampiofanana mpampihorohoro any ivelany izany"

FIS = Front Islamique du Salut [Le COLLECTIF GTT (Gasy Tia Tanindrazana)]

Ho avy amin'ny angady sy ny harona amin'izay ny bekintana satria hatramin'ny nampidiran'ny FATy teto Madagasikara ireo Saodiana dia niseho ity resaka baomba ity. Samy mahalala ny rehetra fa zavatra tsy mbola nisy mihintsy izany teto Madagasikara tany aloha.
Aoka hitolona ambavaka tsara isika rehetra ary tsy hiraviravy tanana fa misy asa maloto kendren'i Andry Rajo'hell atao eto

Masina ny tanindrazana
5. xxx ( 22/07/2009 21:12)
marina zany! io lé efa nolazaiko teto fa vao nanomboka nifandray t@ reo arabo reo Rajoelina d nanomboka nisy ny fipohany baomba teto Mcar, @ zao fahatongavany zao d efa baomba maro no entiny ka mailo hatrany iska!!
6. xxx ( 22/07/2009 21:19)
Izao ange ny communauté internationale no tokony hanala ireo mpanogam-PANJAKANA ireo @izay é,ireo arabon-dozan'ireo hampididoza mihitsy ,hatramin'ny oviana koa no hifampirahara amin'ireny ,tsy maintsy ny hat no nanao ireny fa ireo miaramila sy polisy ary zandary nasaina niandry manodidina ny serana-tsambo sy seranam-piaramanidina tsy nisy nanao déclaration hoe nisy baomba tafiditra ,complice be ny hat matoa nisy baomba nipoaka ry zareo no niambina azy tsotsotra eo dia hisy baomba etsy sy eroa ,hidiran-doza mihintsy ny malagasy fa tena dj mamodrogony no mitondra ny firenena aiza koa baomba tsy mipoaka dia efa fantany ny hat sy ny colonel ravalomanana sahady ny isany, be ny zavatra tsy laojika ao anatiny fa heveriny dondrona daolo ny olona tokony hatao ankety rajoelina sy ny tariny dia raofim-potsiny amin'izay reo fat,fatin'alika ireo ,ireo arabon-doza entiny ireo hono tsy mi existe akory rehefa jerena ao @google ,nidiran-doza mihintsy ny firenena entina pangalatra fanjakana toa itony ,ireo olon-dehibe ry tsirahonana sy ry ramaroson sy ry dremanjato ireo koa no tena fositra mpamadika tanindrazana fa tsy mba tonga saina hoe i radomelina ange ka ankizy dj vao 34 ans ,ary fanapotehana an'itananarive no tetika ,tena tsy vanona alou reo 4 dahy reo é,nefa dia avy ao tananarive daolo,tena tsy matahotody le dremanjato vilambava nefa sahy mitonona ho pasitera ,le zanany a@zay tranondainga!tsy matahotra an'Andriamanitra .
7. pink ( 22/07/2009 21:31)
bazylou:

ny azy, ary kobo daholo le baomba , ny aty france efa lany ny vola, ny afrika atsimo, manginy fotsiny tsy misy mpanontany intsony , beuurrrk , abat gtt :-D :-D :-D :-D



GTT izao no malaza fa tsy ny foza .Ny GTT ara-dalana ny Foza mbola miandry fankatoavana
Soa fa nisy GTT fa raha tsy izany voky lainga ny malagasy
8. fijo ( 22/07/2009 21:37)
le izy anie ita be fa ny HAT ihany no manao ilay baomba e,maninona no tsy misy baomba hita rehefa tsy misy daty voamarik ahisian'ny fihaonana momba ny tetezamita????
maninona no ita etsy sy eroa ny baomba rehefa misy dinika hanasana ny rehetra?????
ary maninona no tsy misy mipoak aireny baomba ireny fa toa raisimpotsiny daholo,???????
misy zavatra tsy mihodina tsara ao,ary tsy fitahinyamin'izany ny firenena rehetra sy ny gasy
9. pink ( 22/07/2009 21:52)
mampihomehy fa tao anty 24 heures dia nahita fanazavana ry zareo sa tara vao nihetsika kanefa tonga ihany ny 22 juillet.
tsy mba misy mystère intsony ity kah
10. benkintana ( 22/07/2009 22:46)
Hoy fijo

maninona no tsy misy mipoak aireny baomba ireny fa toa raisimpotsiny daholo


Reny le fikan'olona tsisy tototra,tondrana rongony le tiana hendrikendrehina de lazaina fa hita tao an-tranony le môsy,terena hanaiky sy manao sonia fa raha tsy izany dia mandray 10 taona eny Antanimora ,raha matin'ny daroka de lazaina fa nanao cardiaque ,FIKA TSISY TOTOTRA ny an-dry zalahy lesy fijo a ;-)
11. essera ( 23/07/2009 11:16)
Ka nanin koa raha tonga d napoaka d bebe kokoa ny maty am zay.

12. fijo ( 23/07/2009 20:11)
ka nareo ihany no manao azy ao ko,
13. bazylou ( 24/07/2009 08:49)
de hoe ny hat no manao ny baomba, tsssle , efa tratra ambody omby dia mbola manda ihany , beuurk abat gttt and tim :-D
14. fijo ( 24/07/2009 20:49)
aiza le mah aambody omby azy rabazy an
15. pink ( 24/07/2009 21:29)
[quote=bazylou]
de hoe ny hat no manao ny baomba, tsssle , efa tratra ambody omby dia mbola manda ihany , beuurk abat gttt and tim :-D
[/quote


J'adore les Tanora leo Foza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0441