Mampirafy nefa tsy sahy miala @kou....
1. xxx
(
22/07/2009 10:59)
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,... ao anatin'ny fisalasalana tanteraka aho ankehitriny ka mba mila hevitra avy @nao fa tsy hitako mihitsy izay ho fanapahan-kevitro amin'izao!! mety hoe: "mody tia ahy ve izy sa tena mbola tia ahy?" tsy haiko intsony izay tena marina! :?:
novalian'i ari.malala ny 04/08/2009 11:16
2. Djhamhal
(
22/07/2009 11:51)
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,Fa ianao ve miandry ny ho isarahana vao mahatsapa tsy tiana ?
sa kosa amour par intéret ny anareo fa tsy tena fitiavana kou!sady na ianao aza tsy sur oe tena mifankatia ve nareo??
3. ari.malala
(
22/07/2009 12:00)
Raha vao misy resaka fampirafesaka d'efa tsy misy intsony ny fitiavana amiko. Zakanao ve nefa ilay ampirafesina? Tsy idirako ilay antony tsy isarahanao aminy, fa ny hevitro fotsiny d raha zakanao ilay ampirafesina d ts manin. Ny hoe mody tia d ts zahay eto @ forum no afaka hamaly hoe tena tia sa mody tia, fa izy ihany no afaka mamaly anao amizany. Averiko iany nefa ny teniko tery ambony hoe ra vao misy resaka fampirafesana d'efa ts izy zay amiko.
4. nathie86
(
22/07/2009 12:11)
Matoa mampirafy misy zavatra tsy ampy, matoa ko iz tsy miala @nao satria enao eo fôna na mampirafy aza iz ko, refa tsy manjary ny any ivelany any d toi ny consolation mazava b.
Miandry hisarahana marina v enao vao kôpy??? :?: :)
Miandry hisarahana marina v enao vao kôpy??? :?: :)
5. Veloo
(
22/07/2009 14:21)
xxx [ Valio ] 22-07-2009 12:59:14
Lohateny : Mampirafy nefa tsy sahy miala @kou....
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,... ao anatin'ny fisalasalana tanteraka aho ankehitriny ka mba mila hevitra avy @nao fa tsy hitako mihitsy izay ho fanapahan-kevitro amin'izao!! mety hoe: "mody tia ahy ve izy sa tena mbola tia ahy?" tsy haiko intsony izay tena marina!
ary maninona ary no mi-douter eo fotsiny fa tsy mandana mifampiresaka nareo ataovy carte sur table ny rehetra fa tsy hiaina @ doute fona ty fiainanareo... communication tena important lesy a
6. simplex
(
22/07/2009 16:44)
zany ve dia iharetana? :)
mbola tsy mpivady akory anefany... ipitsio any fa tsy milay zany eee.
tratraro ambody omby dia omeo azy ny hafatra.
tanala very sampy ony ka ny manolo no mety...
;-)
7. Papoose
(
22/07/2009 17:43)
atao tableau ny plus sy moins dia avy eo ataony ny total angalana decision ;)
8. ni81
(
22/07/2009 18:01)
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,... ao anatin'ny fisalasalana tanteraka aho ankehitriny ka mba mila hevitra avy @nao fa tsy hitako mihitsy izay ho fanapahan-kevitro amin'izao!! mety hoe: "mody tia ahy ve izy sa tena mbola tia ahy?" tsy haiko intsony izay tena marina!Ka manao boloky lahy homam-boatseva izy zany zao aloha e! mamy ny atsy ary fy koa ny aroa :(
9. zoozoo
(
22/07/2009 18:25)
ra za aloh ny eo @toeranao toude aleko miala avy atrany e!
tsitako njay ze mbola i-doutena @zany , mazava ne zany e,ts mrev anao iz mato mampirafy,de zay
courage fôna fa ny vodi-sobika aza ono mana-tandrify e!! :wink:
tsitako njay ze mbola i-doutena @zany , mazava ne zany e,ts mrev anao iz mato mampirafy,de zay
courage fôna fa ny vodi-sobika aza ono mana-tandrify e!! :wink:
11. ni81
(
22/07/2009 20:11)
ni81, ny voan-tseva ve tsy beurk le!ka boloky ve hivaky loha e! :-D :-D
12. soanja
(
22/07/2009 20:23)
xxx:
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,... ao anatin'ny fisalasalana tanteraka aho ankehitriny ka mba mila hevitra avy @nao fa tsy hitako mihitsy izay ho fanapahan-kevitro amin'izao!! mety hoe: "mody tia ahy ve izy sa tena mbola tia ahy?" tsy haiko intsony izay tena marina! :?:
Tsotra be zany. Iresahana milamina izy hoe ahoana ny paika fa efa fantatrao fa mampirafy izy. Omena azy ny fotoana sy ny anaran'ilay olona. Raha milaza ny antony ampirafesana izy kenafa zakan-dry ny antony dia tsy misy olana akory izany. Fa raha tsy zaka dia miala. Ny fifankativana tsy voatery akory hoe misy idiran'izay fampirafesana. Ny fampirafesana dia soritra na filana tsy ampy eo aminareo na any aminy. Raha hainy ny mandamina izany ao aminao dia milamina ianareo. Fa raha tsy hainy ny mandamina an'io ka mikorontana ny sainao sy ny momba anao dia tsy tsara ny mijanona amin'izany fiarahana izany. Ny fiarahana dia fiadanana. Ny fitiavana dia fitoniana.
Betsaka amin'ny olombelona no tia mampirafy, soa ny manandroa hoy ny hira satria tsy nisy soritra ao anaty vatantsika milaza fa iray dia iray ny olona tokony hiarahana saingy ny fehim-piaina ara-piarahamonina sy ny moraly ananantsika rehetra no mitaky antsika anaraka an'io iray dia iray io. Firifiry moa no olona efa mahalala fa vadin'olona iny, iny ary izy vao maika misisika. Akory atao misy olombelona tia ampirafesina ary misy olombelona tsy tia. Tsy olana izany ny fifankatiavana no tena fototra . Inona no ampy ary inona no tsy ampy ao anatiny. Fenonao ve io tsy ampy sa tsy ho feno. Raha tsia dia mifanoava tso-drano. Be ny olombelona mitady olona hotiavina any ho any. Tsy maintsy mahita ny tandrify ianao.
13. nathie86
(
23/07/2009 07:30)
Papoose:
atao tableau ny plus sy moins dia avy eo ataony ny total angalana decision ;)
hihihihiiiiiiih
14. Mirananirina
(
23/07/2009 11:13)
fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko
tena hitanao maso ve izy fa mampirafy anao?sa kosa honohono na eritreritrao kosa.
Anontanio tsara izy hoe inona no antony tsy hisarahany aminao?Satria raha hitanao tokoa izy mampirafy dia saraho any raha ohatra katsy misy zaza.
15. Onjakeli
(
23/07/2009 15:06)
Mampirafy anao izy nefa tsy te hiala aminao.
Ny tsara indrindra dia ny mifampiresaka. Anontanio azy ny antony hampirafesany anao. Mety mbola tiany ianao saingy misy antony hafa hampirafesany anao ao. Mila fantarina izany ary amin'ny alalan'ny fifampiresahana ihany.
Aorian'ny fifampiresahana dia ho hitanao fa efa tsy tia anao intsony izy na mbola tia anao. Tsy maintsy ho tsapanao izany ka manapaha hevitra amin'izay.

17. milamm
(
23/07/2009 18:13)
xxx > fa nga izy mihevitra tsy ho tratry ny aloka,refa tantiny ny zivany defa izy zay,andramo ampirafesina ko aloha ahitany ny doziny de avy eo nareo miresaka
vaha-olana tsotra nefa maha-omby
vaha-olana tsotra nefa maha-omby
18. Mirananirina
(
24/07/2009 13:49)
andramo ampirafesina ko aloha ahitany ny doziny de avy eo nareo miresaka
vaha-olana tsotra nefa maha-omby
tsy ratsy indray iny an
19. navigo
(
25/07/2009 20:07)
samy mampirafy no mety aminareo mi2, ka ra mety moa d mety hivady ihany nareo @ farany sinon aleo dieny zao d samy miala, mbo marina e!!!!!
20. marindra
(
25/07/2009 20:25)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-07-2009 12:59:14
Lohateny : Mampirafy nefa tsy sahy miala @kou....
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,... ao anatin'ny fisalasalana tanteraka aho ankehitriny ka mba mila hevitra avy @nao fa tsy hitako mihitsy izay ho fanapahan-kevitro amin'izao!! mety hoe: "mody tia ahy ve izy sa tena mbola tia ahy?" tsy haiko intsony izay tena marina!
fifampiresahana ihany no vahaolana @ zany, fa ho lany andro @ ahiahy be eo fotsiny.