Mampirafy nefa tsy sahy miala @kou....
21. ikaretsaka
(
26/07/2009 11:48)
Mirananirina:
andramo ampirafesina ko aloha ahitany ny doziny de avy eo nareo miresaka
vaha-olana tsotra nefa maha-omby
tsy ratsy indray iny an
Io koa ny ahy no hitako mety... rehefa tsy mahatanty de..ta hanao aminy eo
22. ikaretsaka
(
26/07/2009 11:51)
Aia ro ahako foana no hitrefla de rehefa resy aho miala? Rehefaq tsara ny vatoko tout as surcontre r'ianona a
23. kotobekibo
(
26/07/2009 11:54)
mazava ho azy fa tsy te hiala @ njy izy ! aleony 2 toy izay 1 . Na za tsy izy aza ve ?
raha tantin- njy ny apirafesina d mijanona ao , sinon ipitsiho lavitra beuu .
Sinon mampirafesa koa dia hitan-njy eo ny ataony . :-D :-D :-D
raha tantin- njy ny apirafesina d mijanona ao , sinon ipitsiho lavitra beuu .
Sinon mampirafesa koa dia hitan-njy eo ny ataony . :-D :-D :-D
24. ikaretsaka
(
26/07/2009 19:32)
Izay ihany wa.. ampirafeso koa de av'eo hihirao ravorondreo...teo anilanao anie aho rasipa no natositosikao aaaa
26. Papoose
(
27/07/2009 11:19)
xxx:
Ilay olon-tiako indray de fantatro mihitsy fa mampirafy ahy kanefa izy tsy te-hisaraka @ko, zah koa tsy te-hisaraka @ny satria mifankatia (angamba)izahay,... ao anatin'ny fisalasalana tanteraka aho ankehitriny ka mba mila hevitra avy @nao fa tsy hitako mihitsy izay ho fanapahan-kevitro amin'izao!! mety hoe: "mody tia ahy ve izy sa tena mbola tia ahy?" tsy haiko intsony izay tena marina! :?:
efa lasan' ny olona ny fony zany dia diniho hatreo
27. kotobekibo
(
27/07/2009 22:46)
papoose > hita kouh ! tsy aleo v soloina toy izay hiaritra ny maimbo ao ?
...tsy mbô zà , tsy mbô zà , marina mafy raha mbô zà ... :-D :-D :-D
...tsy mbô zà , tsy mbô zà , marina mafy raha mbô zà ... :-D :-D :-D
29. mandrindra
(
03/08/2009 17:49)
tsy misy izany mampirafy izany, ianao sy izay heverinao ho rafinao angaha nampiadiny no lazaina hoe "nampirafesina aho". rehefa mbola ampy anao ny fitiavana omeny anao ka ampy azy ny fitiavana omenao azy dia izay no zava dehibe. zarazarao ny fitiavana fa maimaimpoana io no sady tsara beeeee
