ny sakafo

1. papaouzy07
(
22/07/2009 13:01)
tsara ny mihinana voankazoàzao toetr'andro izao
novalian'i Ratoa ny 01/08/2009 21:01

6. xxx
(
30/07/2009 12:32)
Voakazo manao ahoana no tsara hohanina?
Ny tiak lazaina di misy karazan'ny voankazo tsy zakan'ny rehetra :
ohtra ny akondro, aty Majunga misy karazn'akondro hoe: MENALOKY ( na koa menaloko ). Mavesatra izy io. Aty koa izao fahavokara'ny mokonazy nefa ny moknazy mavesatra :lol:.

7. ni81
(
30/07/2009 16:33)
Voakazo manao ahoana no tsara hohanina?ka raha tsy andramanao ve ho hitanao hoe zakanao na tsia aloha? :) Misy olona tsy mahazaka mihinana manga ohatra, misy tsy mahazaka mihinana mananasy (fa dia arakaraky ny tsirairay io)
Ny tiak lazaina di misy karazan'ny voankazo tsy zakan'ny rehetra :
ohtra ny akondro, aty Majunga misy karazn'akondro hoe: MENALOKY ( na koa menaloko ). Mavesatra izy io. Aty koa izao fahavokara'ny mokonazy nefa ny moknazy mavesatra

8. Ratoa
(
31/07/2009 18:52)
ny manga mora mi- fermenter
Ny mananasy madevo-kanina ka angamba manaikitra vavony sarotiny
ny mokinazy be vitamine C saingy mahery ny hodiny. Any Sénégal izy totony dia ataony anty lasitra toa ny mofo, andrasana ho maina dia atao fanampi-tsakafo, hanina anelanela-potoana

9. mirana5
(
01/08/2009 06:48)
Ratoa:
ny manga mora mi- fermenter
Ny mananasy madevo-kanina ka angamba manaikitra vavony sarotiny
ny mokinazy be vitamine C saingy mahery ny hodiny. Any Sénégal izy totony dia ataony anty lasitra toa ny mofo, andrasana ho maina dia atao fanampi-tsakafo, hanina anelanela-potoana
dia ahoana no ataony anarany eny @mpivarotra io farine io??? mba anaovana mofo é!

10. Ratoa
(
01/08/2009 21:01)
tsy lafarine izy fa mivongady sy mafy tahaka ilay bisuit bokotra taloha irony. Asa ianareo raha nafantatra biscuit bokotra fa izahay zokinjonkiny ireny no fividinay ankizy.