Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Onjakeli
(
27/07/2009 15:17)
Presidà milalao lela i Andry TGV
Aleo indray sika mba hiresaka zavatra mahatsikaiky amin'ny Filohan'ny fitondrana Foza. Mba tsara ihany ny mampahafantatra izany ho an'ireo izay tsy mbola nahatsikaritra. Mampihomey zareo fa milalao le...
tohiny
novalian'i locl ny 27/07/2009 19:23
sitlo
(
27/07/2009 15:02)
no-inviten'ny filohan'ny ONU hono TGV
Hoe efa nangataka fihaonana taminy hono ny filohan'ny ONU taloha fa nandà izy. Dia ny volana jona ho avy hono dia mbola nagataka indray ny filohan'ny ONU.
Gaga aminareo manohana an'itony olona tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:23
saranga
(
27/07/2009 11:44)
Ho sarotra izy ity zalahy e
Efa fantatra fa avy amin'ny ekipan'ny TGV ny bomba, efa fantatra koa fa na dia ny mouvances telo aza no misonia dia raikitra ny gouvernement d'union nationale, efa fantatra koa fa mety hitsoaka i Andr...
tohiny
novalian'i shanyah ny 27/07/2009 13:35
rakapy
(
27/07/2009 11:38)
Iza marina ilay A/try ny kristianina?
Raha voalaza ao anaty ny bailboly xana fa hoe niteny A/tra na ilay nahary izao tontolo izao hoe " Andeha isika hanamboatra[color=red] olombelona mitovy endrika @tsika[/color]" dia mipetraka ny fanotan...
tohiny
novalian'i rakapy ny 25/08/2009 11:07
endrika01
(
27/07/2009 09:11)
MINO NY FISIANY MATOTOA VE NAREO?
Hotry ny mahakamo be,ny mihaino ireo olona mitantara we manangatra i ranona,misy matotoa ao aminio trano io,na toerana io,nareo ve mba mahatoky anireny? Efa nisy nahita maso kou ve?...
tohiny
novalian'i manambina14 ny 15/11/2014 15:24
xxx
(
27/07/2009 07:34)
rahoviana indray no hanisa andro e
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28325
io ary le izy,efa niteny ny 3mouvence fa hanao signature an sata ny transition ry zalahy dia i tgv irery no raisina eo ,fanjakana tsy ara da...
tohiny
novalian'i zoam ny 27/07/2009 18:36
halloween
(
27/07/2009 07:04)
ho antsika TGV 100% sy anti au retour de lé8
zao zalah ah, aza resaana tsony zany lé8 zany fa tsy miverina eo tsony iny, salany oe tsy mahatoky tena zany isika rah mbola miresaka momba an'iny, fa iny efa any @ tanin'ny maizina any mijalijaly al...
tohiny
novalian'i terrywui ny 02/08/2009 09:26
essera
(
27/07/2009 06:02)
Fa mafy be marina ve Ravalo e !!!
Raha tena mafy be marina Ra8 :
- Tsy niala teto Mcar izy sad nandao an'Imerinkasinina.
- Tsy nampiontsona azy raha izay maire kely sad dj ts'is dikany ary (vavany io ah, raha zé maire iray oz no mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:42
nathie86
(
27/07/2009 05:32)
teny manaitra :), mampieritreritra mety ifampizarana
Un Juge américain qui se vantait d'étre un « libre penseur » avait à son service un chauffeur noir. Il conduisait souvent son maître dans ses tournées de chasse, son sport favori.
Un J...
tohiny
novalian'i rova30 ny 01/08/2009 06:33
xxx
(
26/07/2009 16:15)
fitiavana hafahafa
Raha misy olona 2 miaraka,dia ilay 1 lhl; manafina tanteraka ny momba azy.na ny anarany aza kay noforonina daholo,ny trano hipetrahany lainga daholo,izay avoaka ny vavany dia tsy marina daholo,ary nah...
tohiny
novalian'i lako ny 28/08/2009 08:32
ndaty
(
26/07/2009 12:23)
Tsapao aloha ny herinareo.....vao mitsapa ahy!!!!!!
C'est une provocation !!!!!
Prezida ianao t@ izany, ray amamn-dreny be, dada aza hoy ny sasany, tokony ho posé, tony, milamina, tsy mandrangitra...., resaka fihavanana no tokony mivoaka ny vavan...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/07/2009 17:32
xxx
(
26/07/2009 12:12)
Maninona ny Katolika no tsy manao fandalinana ny baiboly?
Mba tena mahavariana ahy mihintsy io, satria tsy mba misy an'io fandaharana io mihintsy ny fotoam-pivavahana Katolika. Fa isaky ny alahady dia toa ilay fandaharana isan-taona ihany no averina amin'ny ...
tohiny
novalian'i herminomiarivola ny 19/03/2016 08:18
ni81
(
26/07/2009 07:23)
Hi-bal
http://www.dailymotion.com/user/radiovazogasy/video/x4go4o_madagascar-majeur-7-hibal_music...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/07/2009 20:38
xxx
(
26/07/2009 06:43)
baomba magique
maro ireo baomba tetsy tero tsy nisy nipoaka mais comme par hasard le tao @ poubelle ihany no nipoaka,ary ity no tena mahatsikaiky rehefa midesamorcé miaramila le izy ,tsy misy fatahorana akory ohat...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/07/2009 20:40
zoam
(
26/07/2009 02:58)
ny fisainana foza
Nandalo kely tany Madagascar t@ juin teo ka fijery avy eto @ internet rehetra toy ny site(tim, tournicotitournicota_riena voir avec le sujet, sobika,pimaso, ....midi, lexpress, ...) izany no nentiko t...
tohiny
novalian'i ntss ny 28/07/2009 16:35
patrick2002
(
25/07/2009 23:03)
les tia tanindrazana partout dans le monde ,unissez vous
Les Tia Tanindrazana partout dans le monde unissez vous ,io indray izao no baiko pitolomany tia tanindrazana manera-tany ka ao ny ,libanais tia tanindrazana (Hezbollah) ,palestinien Tia Tanindrazana (...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 27/07/2009 15:57
xxx
(
25/07/2009 17:32)
FELICITATIONS A L ARMEE GASY ...
FELICITATIONS
USA VOUS DEMANDE DE DETECTER LES BOMBES A GAZA ET AU LYBAN
VOUS ARRIVEZ A DECTECTER LES BOMBES AVANT L EXPLOSION
GRACE A VOS ODORATS ET OEIL NU SANS PROTECTION
NE PRENEZ PAS LES MAL...
tohiny
novalian'i reeves ny 28/07/2009 15:10
niryna
(
25/07/2009 17:28)
Nofy tena izy : Efa nanofy toa izao koa ve hianao?
Resaka nofy ity tantaraiko ity ka asa hianao raha mahamtsapa fa afaka misidina izany isika ao anatin'ny nofy , fa izao koa no mba zavatra tsampako rehefa manofy aho fa tena mahavita zavatra betsaka i...
tohiny
novalian'i dolo1 ny 18/12/2009 11:12
halloween
(
25/07/2009 15:14)
petsa ihany na d 7 7 7 7 7 7 7 7 7 7 77777777777777777777777
C’est au 77ème jour de l’année 2009 que le président de la République de Madagascar Marc Ravalomanana a été éjecté de son siège d’Iavoloha. Le jour du mardi 17 mars 2009 est le 77ème j...
tohiny
novalian'i essera ny 27/07/2009 05:54
pisolahy
(
25/07/2009 12:40)
Grande vacances !!!!
k'aiza daoly e! efa presk vacanS dôly zao ny kil, ra ny otranay zao anarany no mba vacanS nefa tsiS atao mintss, ka soD mba misy ketrika any ho any na otrizany mba analana azy, ohatra oe manao fihaon...
tohiny
novalian'i handoha ny 01/08/2009 08:41
