rahoviana indray no hanisa andro e
1. xxx
(
27/07/2009 07:34)
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28325
io ary le izy,efa niteny ny 3mouvence fa hanao signature an sata ny transition ry zalahy dia i tgv irery no raisina eo ,fanjakana tsy ara dalana ,aleo izahay hiombona an'i ratsiraka sy zafy dia manao election,tsy koi na 4em republique aza rehefa misy election libre sy transparent . :-D :-D :-D :-D

novalian'i zoam ny 27/07/2009 18:36
2. saranga
(
27/07/2009 11:49)
Isao manomboka izao hatramin'ny 16 septambra fa mety hitsoaka alohan'izany i Andry TGV. Misy resaka heno tao Paris fa manery azy hitsoaka hoe i Sarkozy sao matin'ny olona ka hiteraka problème diplomatique satria nationalité française i Lavanify
4. zoam
(
27/07/2009 18:36)
tinkiete mon amis,tsy blem ny midebarase an'iny fa miongana hoazy eo io fa mila fiaretana kely fotsiny,ho hitantsika eto izany ary samy velon'aina ka tsyhanova ps eto tahaka ny fanaon'ny mpomba an'i tgv izay mariko eto fa tsy fahavalo akory fa mpiseraeto @ serasera tahaka ahy donc
petsa dia ampy e :* :* :*
petsa dia ampy e :* :* :*