Ampidiro aloha ny tenimiafina
ny fisainana foza
1. zoam
(
26/07/2009 02:58)
Nandalo kely tany Madagascar t@ juin teo ka fijery avy eto @ internet rehetra toy ny site(tim, tournicotitournicota_riena voir avec le sujet, sobika,pimaso, ....midi, lexpress, ...) izany no nentiko tany. Raha atambatra izany dia manana vaovao bebe kokoa aho noho rizareo any satria any dia tsy misy afa-tsy TV Viva sy radio Viva sy ny TVM ary ny radio Antsiva no tena manindry. Ny tiako tenenina amin'ilay manindry dia asa na nahazo baiko na ahoana fa rehefa mandeha taxi-be dia ny iray amin'ireo foana no mandeha.
Izany hoe ny resaka fandresen-dahatra nataoko izany dia miaraka @ porofo sy fijery mahara-baovao tsara.
Foza isankarazany no hitako tany.
1) Foza MADINIKA: raisiko ohatra ny mpiasa an-tranonay, gardien, jardinier, mpanasa lamba....
Tonga dia notsatohako daholo hoe "faly be izany ianareo izao fa lany maire i TGV teo aloha ary lasa prezida-nareo izy izao ???". Izay avy noresahako an'izay dia nihiaka sy nanda mafy ary nilaza fa tena nanenina fa aleo ihany Ra8. Nolazainy fa i Ra8 farafaharatsiny mba tsy mandainga na dia tsy tonga tany amin'izy ireo aza ny hoe efa nandroso i Madagasikara.
Noteneniko kely fotsiny rizareo hoe natsangana ange aloha ny rafitra hoan'ny rehetra (lalana, tetezana,...)izay vao manao tsikelikely ny fanatsarana hoan'ny tsirairay.
Tsy nila nandany andro nandresy lahatra fa rizareo ihany dia efa resy lahatra ho azy ary nilaza fa izy mianakavy sy ny mpiray tanana aminy dia miandry ny fiverenan'i Filoha Ravalomanana daholo.
2)Foza ANTONONY(izany hoe ireo mpiasa tena): message moderé-na taxi, maçon maromaro, mpivarotra kojakoja, ... sns..
Ireo indray dia milaza tsy nanontaniana fa potika ny fiainany noho io fatina tolona FOZA io satria tsy manambola ny olona dia lasa tsy misy mpanontany rizareo. Ireo izany dia anisan'ny mandalondalo eny @ Magro ary indrindra afaka tsara mampita ny heviny amin'ireo client sisa izay mbola mifanerasera aminy.
Ompa tsy ompa ny an'ireo vao maheno fotsiny hoe TGV na FAT na HAT.
3)Foza 3eme VOIX
Mody milaza fa tsy miditra amin'ilay resaka fa ny asany no ataony ka na iza no eo na iza dia izay mibaiko dia ataony ny asany. Ireo izany dia miovaova arak'izay fandresen-dahatra henony ny mety ho heviny.
4)havan'ny Foza-HAT
Ireto koa misimisy ihany. Saingy dia anti-foza daholo satria arriviste tsinona ry Foza-HAT isany dia lasa tonga any @ lohany ny zesta ka manindrinindry etsy sy eroa. Vao mahita an'izay ny havany dia lasa tia ny Légaliste ho azy ary dia miandry fotsiny hoe rahoviana ny Foza no hidaboka ka hoendasina.
5)Foza manankarena ory hava-manana izany hoe foza "TENA IZY": ireto no tena manahirana ny miresaka aminy satria miseho azy maharaka @ internet sy mijery TV ary dia milaza fa aleo aloha hono izao fa nanao monopole loatra i Ra8. Dia manesokesoka milaza ilay hoe vidin'ny AirForceII azo nividianana vary 5 taona sy ny resaka Daewoo koa...
EFa voaomana ny valiteny baomba natao azy fa matoa mahay manisa vola dia mahay mitana machine a calculer izany ka mba ataovy kely hoe ny 60M$ vidin'ny airforceII dia zaraina @ malagasy 20M dia firy ny valiny. Teo vao mamely ny hoe "an?????" nony nahita fa 3$ ty hahazo vary 5taona na oviana na oviana".
Mbola tsy resy lahatra tsara dia manitrikitrika indray fa namono olona i Ravalomanana t@ 07fevrier. Tsotr fotsiny ny navaliko azy fa mba mijery internet ihany ianareo nefa tsy mahalala vaovao, nasaiko nojereny ilay t@ site youtube ilay misy hoe chronique d'un coup d'etat nataon'ny France24. Ilay nisy fivoriana nataon'ny Tégévé sy ny mpanonga-panajakana talohan'ny 07fevrier ka nitenenan'izireo (Georges Ruphin izay arema iringiriny) hoe "tsy maintsy tadiavina ny fomba rehetra hilazana an'i Ravalomanana hoe xxxxxx, ravalomanana mpamono olona vao mety ny tolona". Dia niarahantsika nahita iny moa ny nangaro-dapa ny 07fev.
Teo Rafoza "tena izy" vao nivanaka ary nanompa hoe tena voafitaky ny lainga tsara lahatra sns....Resy lahatra izany fa tratran'ny lavage de cerveau sy voafahana lainga. Ka inona moa fa tsy niafara t@ hoe rahoviana izany Ra8 no ho tonga fa ireto TGV ireto tsy misy ilana azy fa toa vao maika mpangalatra rehefa dinihina koh!!!!
6)Foza TENA foza. Ireto dia ilay karazan'olona tsy hiova @ heviny mihitsy satria mahazo tombotsoa kely mipitipitika. Izao moa efa tany tsy misy fanjakana ka dia miraraka ny vola rehefa mahay miborosy ny HAtay ianao. Ny miaramila sy ny sefosefo any @ birao moa izany no tena betsaka amin'izany.
Aleo dia tsy miresaka aminy fa ianao mbola vao A no voalaza nefa ny azy efa voaomana ny AAABBBBBCCCCDDDDDFFF::::ZZZZZ. Tsy resahana politika rizareo fa resa-jaza no atao azy dia vao maika romotra dia romotra satria tsy afaka milaza ny fandokafana foza!!.Fanina mihitsy rizareo rehefa atao an'izay ary mety ho maromaro no ho tapaka lalandra.
7)Foza ANTITRA !!!!!!!
Ireto indray dia ilay vaviantitra na lahiantitra voky lainga ireny. Vao nahita ny cinema-n'ny Mpiandry teny Iavoloha sy Ambohitsirohitra t@ TVPlus ny ankabeazany dia lotika ary milaza fa tena mpanompo sampy tokoa sns.....
Vao maika koa moa i Mi.aly Foza mahay mampiresaka an'ireny toerana Fitaizana Antitra sy mamangivangy ireny fivoriana Benatitra ireny dia vao maika manaikitra ny trondro.
Ry beantitra isany koa moa adinodinon'ny zanany amin'izao andro sarotra izao ka raha vao mahita mpikarakara dia babo daholo.
Lozabe fa tokony ho arahan'ny Légaliste maso akaiky ny fijerena sy fanentanana ary fanazavana ny marina amin'ireo beantitra ireo fa betsabetsaka ihany izy ireo raha toa ka misy fifidianana.
foza VOAKARAMA
Ireto indray dia karamaina tsotra fotsiny izao hanabe isa ny foza rehefa misy demonstration tiany atao toy ny famenoana Kianja, famenoana tribune, fanakorontanana eny rehetra eny (magro), "vatan-dehilahy" saika hoe mba hijoro hamono lolo sy hanampy ny Capsat raha tonga ny Mpampandry tany talohan'ny 26 juin...
Ohatra izao ireny matso t@ 26 juin ireny izao dia misy Foza-6) mitondra vola dia mandeha eny amin'ireny toerana fijorojoroan'ny tsy manan'asa ireny ary indrindra eny @ toerana "ambany tanana".
Tsy ilaina qualité ny olona omeny vola satria ho atao haingo-tsary fotsiny ihany ka rehefa hita fa misy loha sy tongotra dia efa mety @ ry HAT isany.
Omena ny vola dia lasa ireto fozaVOAKARAMA mipetraka eny @ tribune, tonga amin'izay ny mpaka sary avy eny @ lavitra dia toy ny mahita vahoaka marobe. Izany hoe laingo-tsary ho aely izany eto no tena tanjon'ny foza mianakavy.
-ny mpanao gazety @ RadioFOZA sy gazetyFOZA koa no tenA fozaVOAKARAMA. Mahazo vola sy auto tsara tarehy (vaovao be) rizareo dia tena mivarotra ny vavany sy ny fanahiny mihitsy @ fitantarana vaovao lainga ary indrindra mandoka dia mandoka ny HAT.
Ratsy ihany ireo fozaVOAKARAMA ireo satria ny sasany dia vola 50.000Fmg no omena azy dia efa ahavitany zava-mamoafady tsy azo eritreretina (manakorontana ny magro, vato @ fifidianana, fivoriana ka ilana figurant...)
MIla fehezina sy atao tsara ary hamafisina ny Communication-ntsika Légaliste satria manao izay vitany ny mpanao gazetyFozaVOAKARAMA ka mety handresy lahatra olona vendrambendrana (tsy dia nahita fianarana loatra) ihany raha tsy mitandrina isika.

novalian'i ntss ny 28/07/2009 16:35
2. xxx
(
26/07/2009 03:04)
efa mba nisy ve olona mpanohana an'io fitondran'ny hat io mba nirkrita hoe misy tsy mety anie le fitondrana e,izahay mpanohana an'y ara dalana akory tsy miteny hoe mety daholo ny fitondrana nentin'i ra8,saingy lavinay tanteraka ny fanaovana coup d'etat,
3. pikatti
(
26/07/2009 06:40)
Io indrindra le hatahoran'le vatam-poza andry n'y fifidianana,fantany fa misaina toa azy daholo ty zanapoza, hifidy ny rehetra sauf i foza :-*
4. xxx
(
26/07/2009 06:45)
tsy misy election iany eo ry pikatti an raha tsy tonga dada mandray anjara ,
5. essera
(
27/07/2009 06:25)
Tena mapmé anah le zoam kah... :-D :-D .
Vao eto alou d efa fomba fijery ts d mankaiza. Raha tena mihaino ianao any anaty taxi b d radio record no be mpihaino indrindra alefan'ny sôfera izany. Raha mandeha maraina d ny RDJ no be mpihaino am le fandaharana MIFOHAZA na koa RDB am le misy fandaharana fivavahana maraindraina in raha somary tia vavaka ilay oul. Raha mijery fahita lavitra koa ianao d ny TV+ aza no tena be mpihaino raha vaovao arahin'ny MATV. Zah izay mamaly ny dinikao izao d ts mpijery na mpihaino vaovao am viva izany mihits aza. Ireo station roa lazaiko eo ambony ireo anefa d tsy misy nolazainao tao am dinikao mihitsy nefa ange d manao analyse'na efa ho 1 page entière ianao ka miverena indray alou enao zan makaty Mada d mihaino radio s tv kely mihits mitsiditsidika tokatranon'oul maromaro ary mandeha taxi b matetitetika.
Ka aza manao intox eto izany ianao fa ts mis azonao amidy am ariary b na fahanana foza orana eto e.
Ary farany d toy izao fomba firesakao izao no atom-pisian'ny GTT, tia2 mampiasa épices sy condiments ary tia2 sira rehefa miresaka.
:-D :-D :-D
Raha atambatra izany dia manana vaovao bebe kokoa aho noho rizareo any satria any dia tsy misy afa-tsy TV Viva sy radio Viva sy ny TVM ary ny radio Antsiva no tena manindry.
Vao eto alou d efa fomba fijery ts d mankaiza. Raha tena mihaino ianao any anaty taxi b d radio record no be mpihaino indrindra alefan'ny sôfera izany. Raha mandeha maraina d ny RDJ no be mpihaino am le fandaharana MIFOHAZA na koa RDB am le misy fandaharana fivavahana maraindraina in raha somary tia vavaka ilay oul. Raha mijery fahita lavitra koa ianao d ny TV+ aza no tena be mpihaino raha vaovao arahin'ny MATV. Zah izay mamaly ny dinikao izao d ts mpijery na mpihaino vaovao am viva izany mihits aza. Ireo station roa lazaiko eo ambony ireo anefa d tsy misy nolazainao tao am dinikao mihitsy nefa ange d manao analyse'na efa ho 1 page entière ianao ka miverena indray alou enao zan makaty Mada d mihaino radio s tv kely mihits mitsiditsidika tokatranon'oul maromaro ary mandeha taxi b matetitetika.
Ka aza manao intox eto izany ianao fa ts mis azonao amidy am ariary b na fahanana foza orana eto e.
Ary farany d toy izao fomba firesakao izao no atom-pisian'ny GTT, tia2 mampiasa épices sy condiments ary tia2 sira rehefa miresaka.
:-D :-D :-D
6. halloween
(
27/07/2009 07:18)
zoam mipetra elah eny @ maha OSY MAINTY efa antitra tsy afaka mianika anlah tsony fa resaka vetsovetso ny very seza sy mpanompon'oul ny resak'elah. :-D :-D :-D :-D tsy zakanlah le revinay tanora d mipetra alou fa efa andronay zao fa tsy resaka zoam tsony ry lety ah! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
7. zoam
(
27/07/2009 07:25)
ny halloween sy essera sisa no mbola manohana mafy an'ny hat,fa misy inona e ? mbola tsy hita ihany ve ny defaut ataon'io hat io ,aleo mihavana dia ho hito hoe izy no tena tian'ny mpokina e,iza no matahotra election ,ny vahoaka no tompon'ny fahefana.
8. essera
(
27/07/2009 07:37)
zoam:
ny halloween sy essera sisa no mbola manohana mafy an'ny hat,fa misy inona e ? mbola tsy hita ihany ve ny defaut ataon'io hat io ,aleo mihavana dia ho hito hoe izy no tena tian'ny mpokina e,iza no matahotra election ,ny vahoaka no tompon'ny fahefana.
Mbola tsy mahafantatra ny position-n Essera koa zan zoam, averiko imbdb eto angamba d azonao ihany farany. Essera, Anti-RA8. Ao tsara ?
D manaraka izay mazava aminao am zay le resaka station eo ambony rehetra ireo, aza omena poizina ny mpisera fa ny gtt sy ny kila any ivelan'ny Madagasikara fahananao an'io analyse lava b anao diso be io.
9. zoam
(
27/07/2009 08:15)
tsy problem na anti ra8 izany e ,izany anie no atao hoe democratie e,mahazo maneho ny heviny ny tsi 1 1 ao anatin'ny regle mazava,saingy izany coup d'etat izany tsy manaiky an'izany,mahamenatra na ny fanekena azy aza.Ny fanatratray dia tsy maintsy miverina @ ara dalana dia ny firespectena ny safidim bahoaka t@ decembre 2006,izay ihany ,mahazo mivondrona ny 3mouvenece hanao election(tena marina efa ao anatin'ny HAT ao daholo moa ireo no tena marina,Arema ,CRN,tgv),mahazo mivondrona koa ireo @ election manaraka hi contre an'i ra8,izany no atao hoe democratie
10. halloween
(
27/07/2009 08:16)
zoam:
ny halloween sy essera sisa no mbola manohana mafy an'ny hat,fa misy inona e ? mbola tsy hita ihany ve ny defaut ataon'io hat io ,aleo mihavana dia ho hito hoe izy no tena tian'ny mpokina e,iza no matahotra election ,ny vahoaka no tompon'ny fahefana.
halloween d TGV 100% ary tsy mivadika na inn na inn, efa nilaza i Président Andry Rajoelina fa tsy mila lé8 alou zao ny firenena satria efa hitany daholo ny dossiers ka kobony ny paika ratsin'i lé8 d aleo tapahina mintsy aloha ny tendany, ny CI koa efa manamafy fa ny fiverenana @ fanjakana tan-dalana no ilaina d efa mandroso amizany ny zavatra ataonay HAT zao!
11. xxx
(
27/07/2009 08:22)
Misaotra an'i zoam nanome vaovao, indraindray tokoa aty ivelany manao hoe sao dia mba fijery avy aty ivelany aza izao ataoko izao fa misy réalité tsy hita raha tsy any, ka dia isaorana ianao nanome vaovao
na eto aza anie ry zoam dia toa izy roalahy ireo sisa manohatohana ny TGV fa efa tsy misy kil intsony e , mila miasa mafy izy eto fa efa narian'ny akamany isany avy

12. essera
(
27/07/2009 08:56)
xxx:
Misaotra an'i zoam nanome vaovao, indraindray tokoa aty ivelany manao hoe sao dia mba fijery avy aty ivelany aza izao ataoko izao fa misy réalité tsy hita raha tsy any, ka dia isaorana ianao nanome vaovao
Mampahonena ity manjo anao fa fahanana fako d mihinana, fahanana lalitra d mihinana.
na eto aza anie ry zoam dia toa izy roalahy ireo sisa manohatohana ny TGV fa efa tsy misy kil intsony e , mila miasa mafy izy eto fa efa narian'ny akamany isany avy
Efa maka aina ny oul tena vrai mpanohana an'i Andry fa izahay Anti-ravalo ireto mbola eto ireto, ao tsara am zay ? :-D :-D :-D
13. essera
(
27/07/2009 12:26)
xxx:
tsy misy election iany eo ry pikatti an raha tsy tonga dada mandray anjara ,
Fa inona koa ary ty kanosa be ty. Maty ah zanak dada.
14. xxx
(
27/07/2009 13:06)
na eto aza anie ry zoam dia toa izy roalahy ireo sisa manohatohana ny TGV fa efa tsy misy kil intsony e , mila miasa mafy izy eto fa efa narian'ny akamany isany avy
essera:
Efa maka aina ny oul tena vrai mpanohana an'i Andry fa izahay Anti-ravalo ireto mbola eto ireto, ao tsara am zay ? :-D :-D :-D
Ianao irery sisa no jamba mitampina maso @ solomaso mainty ka mbola mihogahoga eto nefa ny olona efa lasa anti-TGV daholo
15. essera
(
27/07/2009 13:32)
xxx:
Ianao irery sisa no jamba mitampina maso @ solomaso mainty ka mbola mihogahoga eto nefa ny olona efa lasa anti-TGV daholo
Aiza kosa e, sao d enao aza no nivadika alika kelin'i Dada, fui fui fuiiiii
16. xxx
(
27/07/2009 14:22)
xxx:
Ianao irery sisa no jamba mitampina maso @ solomaso mainty ka mbola mihogahoga eto nefa ny olona efa lasa anti-TGV daholo
essera:
Aiza kosa e, sao d enao aza no nivadika alika kelin'i Dada, fui fui fuiiiii
Antsoy ny ankizy fa tsy mamizana be ve ilay manenjika mamaly sujets be dia be , mbola mila mitady sary atao animation koa avy eo fa tsy misy hambara intsony
17. ntss
(
28/07/2009 16:35)
Hoy ny foza mantsy ny osy mainty: "mbola ho ela lesy vo ho afaka ny aretim-pon'la fa ndana lo maka sikidy any am ra8 dadaRABE any beuu beuu beuu tsis fiafarany; ela no te ho resy any ko eo lisany no manao exposé be eo".
VIVE LES FOZA LESY R BAINA ;-)
VIVE LES FOZA LESY R BAINA ;-)