fitiavana hafahafa

1. xxx ( 26/07/2009 16:15)
Raha misy olona 2 miaraka,dia ilay 1 lhl; manafina tanteraka ny momba azy.na ny anarany aza kay noforonina daholo,ny trano hipetrahany lainga daholo,izay avoaka ny vavany dia tsy marina daholo,ary nahita porofo ilay vhv fa lainga daholo ,nefa efa niaraka 2 taona ry zareo.
Ahoana ny fijerinareo sy tokony hataon'ilay vhv?
novalian'i lako ny 28/08/2009 08:32
2. Zina ( 26/07/2009 17:04)
Zany tsy bandy manana crinimal record???? raha tsy inona ko ilay kala koa anie no mahagaga ahy e ahona ary no miaraka amin;ny olona roa taona nefa tsy mande any @ tranon'ilay bandy hafahafa mihitsy ka
3. simplex ( 26/07/2009 17:24)

lol
mitovy hevitra @ Zina
2 taona niarahana ve dia tsy mba nahita ny kara-panondrony akory? sa dia tsisy akiresaka mintsy ny fiarahana fa tonga dia akitolotolona be isak'ze mifankahita??

Ny tokony hataon'le vevavy?
mitsoaka matanjaka :roll:
@ fomba ahoana no hitokisana an'zany retsy? sao dia efa nigadra arak'le kozin'i Zina izy??

Eny e, mety hoe tinao izy. Fa na ny zavatra nitiavanao azy aza zao mety tsy marina koa. Ra miresaka nareo hoe tsy hanao intsony izy fa hilaza ny marina rehetra, izay fotsiny aza dia efa mety lainga koa... ary enao dia tsy hino izay lazainy tsony raha tsy mahita profo... ce qui fait que a long terme misaraka ihany nareo... dia aleo misaraka dieny zao mbola somary tsy faly aminy izao enao. Sao dia efa tafalatsaka be eo ndray vao hisaraka...

4. simplex ( 26/07/2009 17:26)

zany eo ihany fa mba tantarao kely hoe ahoana ny fiarahanareo e.
Otran'ny tsy mampino be le izy... ampio details...
mety ho enarako manko :roll:
cet homme est un hero :lol:
5. ikaretsaka ( 26/07/2009 19:34)
Niaraka @ james bond zany le
6. tess ( 26/07/2009 20:26)
xxx:

Raha misy olona 2 miaraka,dia ilay 1 lhl; manafina tanteraka ny momba azy.na ny anarany aza kay noforonina daholo,ny trano hipetrahany lainga daholo,izay avoaka ny vavany dia tsy marina daholo,ary nahita porofo ilay vhv fa lainga daholo ,nefa efa niaraka 2 taona ry zareo.
Ahoana ny fijerinareo sy tokony hataon'ilay vhv?
zany ve de mbola hametrahana kestiion ihany!!!!!


7. ni81 ( 26/07/2009 20:33)
Raha misy olona 2 miaraka,dia ilay 1 lhl; manafina tanteraka ny momba azy.na ny anarany aza kay noforonina daholo,ny trano hipetrahany lainga daholo,izay avoaka ny vavany dia tsy marina daholo,ary nahita porofo ilay vhv fa lainga daholo ,nefa efa niaraka 2 taona ry zareo.
Ahoana ny fijerinareo sy tokony hataon'ilay vhv?
MPANDAINGA FA IALAO fa ho very miaraka aminy ianao
8. ari.malala ( 27/07/2009 06:14)
Ny tokony atoan'ilay vhv? miala ko! in kou no iaretana @ lainga izany? miaraka misipa aza efa voky lainga ko refa tena any antokatrano ts handrezatra lainga ny iafarany? :-D :-D
9. nathie86 ( 27/07/2009 06:33)
ikaretsaka:

Niaraka @ james bond zany le



:-D :-D :-D
10. xxx ( 27/07/2009 06:34)
Tsy dia tena miombi-kevitra amin'ireo mpamaly eo ambony ireo aho.

Eny, nandainga ny mombamomba azy, tsy lavina izany ary tokony ho melohina!
Fa ataoko fa tsy nandainga akory izy mikasika ny fitiavan'ny an-drakalakely! Ary mety nandainga aza izy tamin'ny voalohany satria fantany tsara fa tsy ho azo rakalakely raha tsy izay.

Ka asakasakao ihany io ra-vhv !!!
11. ni81 ( 27/07/2009 06:39)
izay avoaka ny vavany dia tsy marina daholo,ary nahita porofo ilay vhv fa lainga daholo ,nefa efa niaraka 2 taona ry zareo.
12. Ahton ( 27/07/2009 10:28)
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
13. xxx ( 27/07/2009 10:33)
Raha vao miteny ange ilay sipa hoe andao any aminao,dia mahita fika hialana foana i lery e,dia milaza izy fa efa maty ny rainy ary ny reniny miady tsy mifampiteny aminy.Dia izy mipetraka miaraka aminy famille,dia tsy azo hitondrana sipa hono any.
14. Ahton ( 27/07/2009 10:38)
Bandy tsy azo ianteherana zany ry sipa a!! Ialao.
15. Papoose ( 27/07/2009 11:14)
Ahton:

Bandy tsy azo ianteherana zany ry sipa a!! Ialao.


marigny


16. rakapy ( 27/07/2009 11:54)
Hoy i xxx
Raha misy olona 2 miaraka,dia ilay 1 lhl; manafina tanteraka ny momba azy.na ny anarany aza kay noforonina daholo,ny trano hipetrahany lainga daholo,izay avoaka ny vavany dia tsy marina daholo,ary nahita porofo ilay vhv fa lainga daholo ,nefa efa niaraka 2 taona ry zareo.
Ahoana ny fijerinareo sy tokony hataon'ilay vhv

Ny tokony hataon'ilay vhv dia tokony hisaina fa kilalao ilay fiarahan'izy roa.
Ny fanaovana sipa anie tsy voatery hoe hanambady azy ianao e! Azo atao fialam-boly na fanalana andro na fianarana ny fananaovana sipa nefa tandremo fotsiny tsy ho bikina na tratran'ny HIV fa ao...
:-D :-D :-D :-D
17. tess ( 27/07/2009 12:09)
xxx:

Tsy dia tena miombi-kevitra amin'ireo mpamaly eo ambony ireo aho.

Eny, nandainga ny mombamomba azy, tsy lavina izany ary tokony ho melohina!
Fa ataoko fa tsy nandainga akory izy mikasika ny fitiavan'ny an-drakalakely! Ary mety nandainga aza izy tamin'ny voalohany satria fantany tsara fa tsy ho azo rakalakely raha tsy izay.

Ka asakasakao ihany io ra-vhv !!!

pfffffff tsy tolerable ny lainga, lazaivo kou fa raha misy jiolahy mitia andakalakely dia ekena ihany koa satria fitiavana andrakalakely zany

18. tess ( 27/07/2009 12:12)
Azo atao fialam-boly na fanalana
tsy azo atao ny milalao sentiment n'ny olona fa mety misy vokany mampalahelo azo avy eo
ny fitiavana tsy azo atao fanàlana azy izany, indrindra miaro lainga de aleo tsy mitia
19. rakapy ( 27/07/2009 12:27)
Hoy i Tess
tsy azo atao ny milalao sentiment n'ny olona fa mety misy vokany mampalahelo azo avy eo
ny fitiavana tsy azo atao fanàlana azy izany, indrindra miaro lainga de aleo tsy mitia

Ny lainga aloha dia tsy tokony hatao, io dia ekeko. Fa ilay hoe milalao sentiment angamba efa natokana ho an'ny gangster d'amour.
Raha ifampierana eny amboalohany ny hoe aza miheritreritra fa ny hiarahantsika roa dia tsy hoe mikasa ny hifanambady dia mazava tsara angamba ny jeu.
Izaho raha nanao sipa voalohany dia nilaza mazava t@ ilay siapako fa tsy nihevitra ny hanambady azy aho. Nefa kosa tsy nidika izany fa tsy notiaviko izy ary nilalao taminy aho nefa nisy fianarana azo tao anatin'ny lalao.
20. xxx ( 27/07/2009 13:23)
rakapy:

Izaho raha nanao sipa voalohany dia nilaza mazava t@ ilay siapako fa tsy nihevitra ny hanambady azy aho. Nefa kosa tsy nidika izany fa tsy notiaviko izy ary nilalao taminy aho nefa nisy fianarana azo tao anatin'ny lalao.


Tsy voatery ho vady aloha no heverina raha manao sipa, nefa koa raha vao miainga ka miteny lay bandy hoe izaho aloha tsy mihevitra ny hanambady anao dia ohatran'ny hafahafa ihany amiko ... Toa zary hoe hilalao hiaraka aminao fotsiny aho

Hafa ny hoe tsy miteny n'inon'inona fa hafa ny miteny avy hatrany hoe izaho anie tsy hanambady anaoe


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1021