fitiavana hafahafa

41. ari.malala ( 28/07/2009 10:22)
koto, ts miafina mints ny maha... :-D :-D :-D
42. Mirananirina ( 28/07/2009 10:50)
fomba ahoana no hijanonana @ ol tahak'izany ? efa nandainga de A à Z ?
raha mba nanafina zvt 1 na 2 mety mbô ekeko ihany fa izany kosa trop kléliké

izaho koa aloha dia mitovy aminao ry Koto a.Ohatra ny hoe tsy misy lehilahy ve eo antany no mbola hijanona amin'izany ihany .Io Koto alaivo tany an.
43. Papoose ( 28/07/2009 11:07)
koto lol mitondra sitlo sy kahie aza fa mety ho lava b zany de A a Z zany a
44. xxx ( 28/07/2009 17:48)
LAINGA lainga lainga.... manimba fihavanana mihintsy io ka raha voa misy dia elao ka... :(
45. navigo ( 29/07/2009 05:57)
Mbola ho betsaka ny lainga ataony aminao fa hipitsio dieny zao, any aoriana izy lazainy fa vazaha hono ny dada sy mamany fa tsy gasy !!!! lol
46. ari.malala ( 29/07/2009 06:56)
:-D :-D :-D
47. navigo ( 29/07/2009 10:47)
Betsaka ny bandy mampiresaka sy be lazao fa tanjemo tsara sao tratrany :D :)
48. tess ( 29/07/2009 10:51)
mora fantatra sy hita eny ihany moa ny be lazao sy ny tena matotra e! 8)
49. ari.malala ( 29/07/2009 11:48)
Misy tsy fantatra iany ka! misy tena mahay manafina mintsy fa mila mailo!
50. tess ( 29/07/2009 12:07)
tratra am firesany eny ihany raha tena concentré tsara aminy, tsy maitsy mis lainga hamatorana azy foana eny antsefatsefany eny hihih
51. fijo ( 29/07/2009 20:58)
mijanona aminy fa mahatoa izy mahavita izany dia mafy be sy azo hitokisana ka
52. xxx ( 30/07/2009 12:03)
Ny indentité-ny anie tsy miafina e,fantatra daholo,fa ny tena momba azy mihitsy no tsy hay.Tsy misy famille,tsy misy inona.
Ny any ampiasany aza hono tsy mahalala koa,eny na dia ilay sipa miaramipetraka aminy aza tsy misy mahalala
53. booboo ( 30/07/2009 12:14)
" cet homme est héros " ouz Simplex izay
54. simplex ( 30/07/2009 12:38)
55. xxx ( 30/07/2009 16:02)
51. Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-07-2009 14:03:35
Lohateny : Re : fitiavana hafahafa
Ny indentité-ny anie tsy miafina e,fantatra daholo,fa ny tena momba azy mihitsy no tsy hay.Tsy misy famille,tsy misy inona.
Ny any ampiasany aza hono tsy mahalala koa,eny na dia ilay sipa miaramipetraka aminy aza tsy misy mahalala


aiza ko no hisy an'izany manova enquete.
56. fijo ( 30/07/2009 19:46)
olona mafy be wa izany fa hitokiso.sarotra anie izany hanafina ny momba ny ten aizany e,nefa vitany???milay izy izany fa minonoa ahy
57. Mirananirina ( 31/07/2009 08:01)
fa minonoa ahy

fijo,hihihi
58. fijo ( 31/07/2009 20:41)
kozy izany ko.za nga mandainaga?hihihhi
59. mandrindra ( 03/08/2009 17:42)
tonga dia ataovy toy ny tsy misy ilay identité vaovao fa ilay taloha no milay
60. lako ( 28/08/2009 08:32)
Mbola andaingany koa ary toi ee!!tsisy olona tiako ôtran toi fa toi azo ampiesonina!!!de alaiko vady toi, hiviianako peratra toi, hangatahako @ zay toi, sns........de tsy mipointe izy vao taitra???ALEO AKIA MIFANENA @ MPAMOSAVY TOY IZAY MIFANENA @ "MPANDAINGA AAA!!"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079