fitiavana hafahafa

21. tess ( 27/07/2009 13:55)
Raha ifampierana eny amboalohany ny hoe aza miheritreritra fa ny hiarahantsika roa dia tsy hoe mikasa ny hifanambady dia mazava tsara angamba ny jeu.

RAHA IZAY KOU DIA EKEKO samy hifanarahana dia miaraka mifanàla azy eny, fa raha otran'ity kalakely iray ity, voafitaka tao anatin'ny 2ans kosa tsy rariny,
22. tess ( 27/07/2009 13:57)
sy voatery ho vady aloha no heverina raha manao sipa, nefa koa raha vao miainga ka miteny lay bandy hoe izaho aloha tsy mihevitra ny hanambady anao dia ohatran'ny hafahafa ihany amiko ... Toa zary hoe hilalao hiaraka aminao fotsiny aho

matetika tsy maharitra raha vao ilay tranga hoe hiarakaraka fotsiny satria tsy maintsy misy misarangotra be tampola ao , ohatra lasa tena tia be dia mandray azy ho serieux anefa ilay iray hilalao fotsiny dia rava waz ny lalao :-P
23. rakapy ( 27/07/2009 14:15)
Tsy voatery ho vady aloha no heverina raha manao sipa, nefa koa raha vao miainga ka miteny lay bandy hoe izaho aloha tsy mihevitra ny hanambady anao dia ohatran'ny hafahafa ihany amiko ... Toa zary hoe hilalao hiaraka aminao fotsiny aho

Hafa ny hoe tsy miteny n'inon'inona fa hafa ny miteny avy hatrany hoe izaho anie tsy hanambady anaoe

Izay aloha dia marina e! nefa tokony ho fantatra ihany ilay jeu mba tsy hisin'ny fahadisoam-panatenana be loatra. Tsy voatery hiteny hoe izao anie tsy mihevitra ny hanambady anao fa hita sy tsapa eo @ fiarahana eny ilay izy. Ary tsy midika akory fa kilalao no atao fa azo atao hoe fifampizahana.
Hoy i Tess
fa raha otran'ity kalakely iray ity, voafitaka tao anatin'ny 2ans kosa tsy rariny

Mampalahelo aloha raha tena marina ilay tantara nefa kosa mba mahagaga ihany hoe nahoana 2 taona be izao ve dia tsy mba nisy zavatra mba tsikaritr'ilay sipa hoe toa mandainga ilay bandy? sa ve izay ilay atao hoe "Jamba-pitiavana?"
24. xxx ( 27/07/2009 15:03)
Efa nisy olona betsaka ihany niprésentény fa toa hita in1 dia izay,asa olona nalainy taiza daholo angaha ireny.Nisy 1 nolazainy fa anabaviny hono,nefa avy eo tsy hita intsony.Ny loza ange dia miaraka mipetraka hatramin'izao e.
25. Papoose ( 27/07/2009 15:05)
dia ahon zany ny tohiny????
26. xxx ( 27/07/2009 15:15)
Ka efa hoe mbola miaraka mipetraka izy 2 izao ko
27. Papoose ( 27/07/2009 15:26)
eny eee!! dia hijanona ohatr'izay foana vee???
28. xxx ( 27/07/2009 15:37)
izay no hakana hevitry ny maro ,hoe inona no atao fa ilay sipa koa anie ka tena tia be an'ilay bandy e.
29. Papoose ( 27/07/2009 15:42)
zeu voa!!!korazy zany ho an'izy mitsam! :wink:
30. simplex ( 27/07/2009 16:28)

ka ra tena tia an'le bandy le sipa dia inona moa izany fa tokony hamorona anarana vaovao koa izy dia mba mitovy izany :lol:

:arrow: vavan'omby misy sira io ry ise a, asakasakao hihinana azy.

;-)
31. simplex ( 27/07/2009 16:29)

erratum:
vavan-kisoa

fa tsy manin koa ra omby aza raha ohatra ka minana n'importe koi ny omby :)

;-)
32. fahamarinana ( 27/07/2009 16:31)
:arrow: simplex : :-D :-D :-D ...mahatsikaiky mihintsy ianao io ,ity fomba filazanao azy hafa kely e (l)
33. xxx ( 27/07/2009 16:34)
Tsotra ny hevitro. Ianareo vhv ireto moa dia tia conte de fée loatra. Tsy mi-existe izany. Ny perfection tompoko isany dia tsy misy.

Anotanio izy fa maninona izy no nandainga????? Ary matoa ianao mbola tia azy hatramin'izao dia mino koa aho fa tena tia anao izy. Koa izay lainga taloha tany ve no hanimbanao ny fitiavanareo! Sarotra anie ranona no mahita izany hoe tiana sy tia izany e!

Fehiny: Anotanio tsara izy hoe fa naninona izy no nandainga????? dia eo ianao no mandray décision hoe tantinao ve sa tsia.

Ny hevitro manokana kosa dia ny hoe tsy misy ny conte de fée, ary matetika ianareo vhv ihany no ni-interpreté hoe tena parfait ra-lh tamin'ny voalohanyl, dia rehefa elaela iny ny fiarahana, dia lazainareo fa niova be izy. Nefa i ra-lhl tsy niova akory.
34. simplex ( 27/07/2009 16:36)

lol
misy sakay nga any fa otran'ny ho haniko ilay vavan-kisoa teo ee :P

ny tiako tenenina dia hoe: fo pas compliquer la vie ee!! :)

fa raha ohatra ka mbola tanora moa le sipa dia tsy koi fa raha ohatra ka efa matotra dia aleo tsy mankarary fo @ tsinapa... mais bon, mety efa tsy afaka miala tsony ngambany izy matoa misisika ka akory atao fa dia mirary soa sisa izany...

;-)

35. fahamarinana ( 27/07/2009 16:38)
:arrow: xxx32 :mety ho marina ny lazainao momba ny vehivavy fa hummmm ..tsy zahay raika avao an,misy tokoa lehilahy mitovy amin'io ! Ny tiko lazaina hoe misy ratsy sy tsara hatrany e ! Hevitro manokana koa iny an ! :) (l)
36. xxx ( 27/07/2009 16:38)

Ny hevitro manokana kosa dia ny hoe tsy misy ny conte de fée, ary matetika ianareo vhv ihany no ni-interpreté hoe tena parfait ra-lh tamin'ny voalohanyl, dia rehefa elaela iny ny fiarahana, dia lazainareo fa niova be izy. Nefa i ra-lhl tsy niova akory

Voalazanao ny fahamarinana tompoko!
37. simplex ( 27/07/2009 16:42)

xxx32,
samihafa ny hoe naive dia araraotin'ny olona sy ny hoe efa consciente dia mbola misisika ihany.
Matoa nahavita nandainga nandritra ny 2 taona fa tsy mba nilaza ny marina fa tratra ambody omby vao mitsotra dia misy olana goavana ao. Psycholojika farafaha ratsiny...

Tsia, tsy sarotra ny mahita olona tia sady tiana. Tsy tokony hoe be aingitraingitra be loatra fotsiny. Izany akory tsy midika hoe anaiky an'izao olona feno fandaingana rehetra izao akory.

Na enao aza ve dia tsy mba mieritreritra hoe tu vaux mieux que ca?

asa aloha ee. Ny fitiavana koa tsy azo asiana teoria be fa raha izy no safidinao dia ekeo @ izay eee. Ze voa koa tsy maintsy manodidina foana ka ze iray alehany, na atody na tay...

bonne chance,

38. tess ( 27/07/2009 16:50)
27. Mpandefa : xxx [ Valio ] 27-07-2009 17:37:32
Lohateny : Re : fitiavana hafahafa
izay no hakana hevitry ny maro ,hoe inona no atao fa ilay sipa koa anie ka tena tia be an\'ilay bandy e.

aleo izy hiaraka com ça raha tena tia be lay sipa fa ela ny ela tsy maintsy mihena ary tsy ho tia intsony izy e! arorotina alou ny bon mement de ita eo ny suite .... :-P IZY AZA mahazàka
39. Papoose ( 27/07/2009 18:28)
vavan'omby misy sira io ry ise a, asakasakao hihinana azy.
molo-kisoa be sira ndray no efa henoko! :-D
40. kotobekibo ( 28/07/2009 00:21)
xxx > fomba ahoana no hijanonana @ ol tahak'izany ? efa nandainga de A à Z ?
raha mba nanafina zvt 1 na 2 mety mbô ekeko ihany fa izany kosa trop kléliké .

presenteo amiko hoe lé bandy mba hakàna sopàpa a! ( toa mety lé fikany kouh )
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1438