no-inviten'ny filohan'ny ONU hono TGV

1. sitlo ( 27/07/2009 15:02)
Hoe efa nangataka fihaonana taminy hono ny filohan'ny ONU taloha fa nandà izy. Dia ny volana jona ho avy hono dia mbola nagataka indray ny filohan'ny ONU.

Gaga aminareo manohana an'itony olona tsy menatra ny mampiesona anareo itony mihitsy aho ka. Dia lazao fa Ravalomanana indray no nanakana fa ho tapitra ihany ity ny Jolay.
Ho avy ny maitso ahitra.

Rehefa tsy mamokatra ny tetika fanakorotanana tolona amin'ny baomba dia manaova indray fika hafa. Inaugureo indray ny rova. Na manamboara indray sarina hotel de ville milay be.
:-@
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:23
2. xxx ( 27/07/2009 15:14)
Ko izany hoe HONO ka mbola ampidirina eto ihany!
3. sitlo ( 27/07/2009 17:12)
tsy HONO izany ry xxx vendrana fa http://www.madagascar-tribune.com/Report-de-la-Conference-au-siege,12015.html

illetré beau gosse
4. xxx ( 27/07/2009 17:44)
tsy HONO izany ry xxx vendrana

nefa dia elah ihany no mitono tena fa vendrana
illetré beau gosse


5. xxx ( 27/07/2009 18:16)
tsy hitako mihitsy koa aloha zay hanohanana anio Tgvendrana io sady tsy ho lany président mihitsy fa d hita tokoa fa vendrana miaraka aminy ireto mpanohana azy.
6. xxx ( 27/07/2009 18:23)
Ny an'elah ko de izao vevdrana vendrana izao ihany no mba hain'ny vavan'elah. Raha nahay letsy ela naninona no namotsotra baolina efa eny ampelatanana a! teo am-pelatanan'elah ny fahefana feno nefa de dj kely maire kely tery dia nahaongana an'elah! tssssss.......
Izay izany ilay tena vendrana??? tsy mila valiny izahay fa efa fanta-bahoaka ny valiny.
7. xxx ( 27/07/2009 18:32)
Tsy mifidy tarehy ny havendranana.
8. xxx ( 27/07/2009 18:39)
Ary tsy mifidy anarana sy fiavina koa.
9. xxx ( 27/07/2009 20:31)
fa mihevitra angaha ry vendrana fa hijanona eo @ fahefana tssssss! efa akaiky sisa ny andro lesy a!!!sady efa tsy tiam-bahoaka no tsy ho lany président! zay ange no maha vendrana any lisany é!
10. xxx ( 28/07/2009 01:38)
Ahoana indray mifanilika ho Antoko Vendrana Indrindra ity? Rtsirahonana aza efa niala tamin'io fa tsy hanao politika intsony koa nareo indray no mifampikilasy hiditra ao
11. xxx ( 28/07/2009 12:53)
ka ny tena vendrana anie tsy mahalala hoe vendrana marina ity filoha sandoka ity fa d manaraka fotsiny, ka aleony olona mahatsapa miala fa tsy mbola hiziriziry @ fahavendranany ôtran'ireo tgvendrana ato!!
12. fijo ( 29/07/2009 20:23)
le fanohanana anie tsy tsiny e,fa ny olana dia le hoe efa hita mivandravandra fa tsy mamely ,nefa terena hety daholo izay ataony,eo no olana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4859