ho antsika TGV 100% sy anti au retour de lé8

1. halloween ( 27/07/2009 07:04)
zao zalah ah, aza resaana tsony zany lé8 zany fa tsy miverina eo tsony iny, salany oe tsy mahatoky tena zany isika rah mbola miresaka momba an'iny, fa iny efa any @ tanin'ny maizina any mijalijaly alou mizaka ny valin'ny natao, soa ihany fa araka ny resak'i kidoro sy salopard d tsara ny bozaka any @ iny faritra iny ka d midonaka tsara ny setroka d mba afak'andro i lalao mijery an'i lé8 mirevy maina, ka zao ajanony ty resaka lé8 ty fa zavatra afa njay jerevana, ny anay fianakams TGV alou d efa azonay antoka 100% fa ho président ny repoblika faha efatsa i Andry Rajoelina :-D :-D :-D :-D fa ny anareo anti lé8 reo aona hiaraka aminay nareo sa aona fa efa fotoanan'izao :-* :-* :-* :-* :-* :-* milay daolo zay ataonareo fa zao aoka tsy hiresaka lé8 tsony isika fa zavamaty tsy filalao fa manamaimbo é, VIVE Andry Rajoelina! Vive Madagasikara d Vive la 4ème repoblika eo ambany fitarihan'i Andry Rajoelina DJ lasa prézida :-D :-D :-D :-D :-D ory TIM aza tomany an! ^^ ^^ ^^ ^^ ^^ fafao ranomaso less ry mpiandryvavady ah! fa elah mou no tsy afa miala eto fa ny mpametaka afisy efa tsyta tsony atramizay nitretiavan'i andrywui anazy oe lam séebai zay :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i terrywui ny 02/08/2009 09:26
2. xxx ( 27/07/2009 08:13)
Ianao no mampihomehy fa matahotra andra8 ,bolangina ery izy any @misy azy any ,inona no hatahoranao hiresaka ra 8,raha matahotra dia mamorona siten-ana tgvendrana ,na hitsangana enao na hitsivalana ra8 ihany ny ady eo ,mba fantatrao mao fa efa te hiala tgvendrana fa poretin'ny zoky olona toa ratsy rahonana sns...te hanao eo ka voa vao be taraina koa raha tsy lany tamingana ny malagasy koa dj mpagarom-paosy sy mpangalatra ny fananadra8 no hitondra firenena raha nahavita azy naninona tsy mba niakatra fa lanin'ny vahoaka fa miakatra miaraka @basy ,simbaina daolo ny fananadra 8 ,hatra@radio pirenena malagasy izay fananam-bahoaka simbaina tena hita fa dj mpifoka maoly hataon'olona havia dia havia ,ny teny frantsay tsy mandeha @laoniny manala-baraka ny gasy rehetra ,bepec aza tsy ampaosin'i tgvendranareo ,au jour,d'aujourd'hui hasaivo manonofy izy fa droit -ny ange ny manonofy refa sitrana izy sao dia tara lotra !hasaivo mianatra raha ba te ho prezida fa mapalahelo ,sady tsy manakatao afa tsy ny mangalatahaka mba hasaivo miteny anglisy hoe jerena raha mahay refa fotsy ny volony mety tonga eny akitrondra8 ihany izy fa hampaherezo.hihi aza lany andro manao imitation hono hoe dia mapamangy any aminy ,vive ra8.
3. halloween ( 27/07/2009 08:32)
njay zany vavanao ramatoa, apetao alou le afisy d zay isika vomiresaka, d na DJ na inn d zao lé8 sy ny taranany no mpifoka moly fa tsy i Andry Rajoelina, fantapoko fantapirenena zany d i lé8 no mande maka makorela eo @ glacier fa i Andry Rajoelina ny sipa kely ny ESCA sy lyfra sy SainteA no mitomany hiaraka taminy @ mahabogosy anazy d zao mbola vo 34 ans i Andry Rajoelina d efa lany mairen'antananarivo ary lé8 mba firy taona taminizy tonga maire, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d zao DJ i Andry Rajoelina fa nahay nimix tsara izy d rava ny fitondran'ny be ronono :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
4. saranga ( 27/07/2009 11:53)
Ilazao i TGV hitsoaka e
5. essera ( 27/07/2009 12:06)
Ianao no mampihomehy fa matahotra andra8 ,bolangina ery izy any @misy azy any ,inona no hatahoranao hiresaka ra 8,raha matahotra dia mamorona siten-ana tgvendrana ,na hitsangana enao na hitsivalana ra8 ihany ny ady eo

D na ny adintsaina mahazo azy kosa aza ve ranona d ho bolangina foana izy. Sao d hoe MIBINABINA no tianao ho tenenina. =)) =))
6. patrick2002 ( 27/07/2009 16:07)
halloween : ka tena mampatahotra anie fa manao asa fampiorohorona i Ravalo eh! Ho lasa sahala @ Afghanistan i Madagasikara atsy ho atsy ka aleo fongorona hatraminy farany ny misy azy ,rehefa mankaty Canada dia teneno Patrick ,hanakana azy ,fa ho avy izahay @ angady su ny harona.
Efa hita fa tsy mahavita manongana an' i Andry ireo satria vitsy anisa ,azo antoka ny tsy hiverenany Ravalo eo intsony ,fa ny asa fampiorohona aloha di a vitany ka izay no tena mampatahotra .
7. halloween ( 27/07/2009 16:26)
patrick2002:

tsy misy atahorana ny amin'iny ra-pa ah, tsipakin'ny miala aina ny an'iny d zay no tsy tsara hiresahana ny momba anazy tsony, tsy sah mihetsika ao @ tanin'ny maizina ao iny satria ao no misy oul azony karamaina fa rah any aminareo any iny no manaonao fona d vitamatavy any, ny volanlery anie efa pehan'ny bandy fotsiny é! d zany asa fampiorohorona zany bain tsy lasa lavitra raha eto dago ah, tsy biby oul akory ny gasy!
8. xxx ( 27/07/2009 18:43)
halloween:

njay zany vavanao ramatoa, apetao alou le afisy d zay isika vomiresaka, d na DJ na inn d zao lé8 sy ny taranany no mpifoka moly fa tsy i Andry Rajoelina, fantapoko fantapirenena zany d i lé8 no mande maka makorela eo @ glacier fa i Andry Rajoelina ny sipa kely ny ESCA sy lyfra sy SainteA no mitomany hiaraka taminy @ mahabogosy anazy d zao mbola vo 34 ans i Andry Rajoelina d efa lany mairen'antananarivo ary lé8 mba firy taona taminizy tonga maire, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d zao DJ i Andry Rajoelina fa nahay nimix tsara izy d rava ny fitondran'ny be ronono :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

izao ve lesy mba hampiseho masoandro mahamenatra e ,avelao hitatatata samy irery eo @ manaraka e

9. pink ( 27/07/2009 21:22)
Marc Ravalomanana ...ekena ekena ....
10. ajhha ( 28/07/2009 19:42)
Ra8 hatrany e, izahay maro anisa tsy mahalala afa tsy ny Filoha lanim-bahoaka ihany, tsy maintsy tafaverina eo izy na ho ela na ho aingana. Ny Mpitolona tsy kivy, ny fihetsiketsehana fanoherana ny FATY miha mahazo vahana manerana ny nosy. Ny CI etsy andaniny manery hatrany ho hita eo izany vizana
11. terrywui ( 02/08/2009 09:26)
ha ha ha ha !! salut essera , ra-pà , halloween ,, hay v ato lisany ee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2917