baomba magique
1. xxx
(
26/07/2009 06:43)
maro ireo baomba tetsy tero tsy nisy nipoaka mais comme par hasard le tao @ poubelle ihany no nipoaka,ary ity no tena mahatsikaiky rehefa midesamorcé miaramila le izy ,tsy misy fatahorana akory ohatrany efa fantany fa tsy hipoaka io ,
novalian'i xxx ny 26/07/2009 20:40
2. xxx
(
26/07/2009 06:57)
vao nitsangana FIS(front islamique du salut) ny volana juin ary nitsidika ny arabie saoudite dia nisy ny baomba,
tsy maintsy omena asa i charles fa mitady hidepra hono fa leo manao rami ao @ capsaty ao,

3. xxx
(
26/07/2009 07:06)
Misy milaza indray fa tandremo hono sao misy olona mi-bip enao na misy miantso @ numero inconnu na caché fa mety ho ilay mpametraka mbomba ireny ka raha miantso ianao dia ianao no dernier appel @ ilay phone ni-déclenché anlé bomba ka mety ho voarohirohy @ tsy antony.(source MADAGATE io)
Fanazavana:
1- raha misy mi-bip enao ka appel inconnu na caché ilay correspondant, dia tsy afaka hamerina hiantso io numéro io ianao satria INCONNU ilay izy, sa le teny hoe INCONNU sy CACHé ve no tsy hain'ny sasany.
2- tsy hibip olona izany mints ilay mpametraka bomba satria raha iny izy vao hametraka bomba moa no rappelé-nao dia ho faty eo izy satria tsy nanampotoana hitsoahana.
Fandrebirebea saimbahoaka fotsiny izany ty resaka bip sy num caché na inconnu ty raha izany.

4. dofinois
(
26/07/2009 07:10)
ny polisy rehetra any andafy any efa omena fiofanana manokana andaniana vola be fa ehe ! mirefotra foana ny baomba
aty Dago tratra daholo ny tetika maloto alohan'ny fanatanterahana azy
miaky tongotra aman-tanana aho

5. Ahton
(
26/07/2009 09:15)
Sao de mba ry zalahy milaza fa nahita baomba ireto ihany àry no tena manao an'ity zavatra ity. Rehefa tsy mety mantsy ny atao de mitady hirika anilihana azy foana. Tsy HAT ihany no manao an'io fomba io fa ny fitondrana nisy teto Dago hatramin'izay.
6. zoam
(
26/07/2009 14:50)
Une bombe a explosé a midi a Ampahibe et a fait un enfant blessé. Une autre bombe a été découverte à Analamahitsy cité. Les gendarmes ont bouclé le quartier. Les spécialistes sont actuellement sur place. - 26/07/09
mba nipoaka ihany le izy en fin,fa mba hinoanay fa legaliste no manao an'io dia asio iray mirefotra be ao ambany ondan'i roindefo sy tgv ka vita ry lerony :-D :-D :-D
izao ka hoe efa azo ny responsable toa mbola misy ihany le izy e :-D :-D :-D :-D :-D

7. bozyboleta
(
26/07/2009 18:09)
Tsy sanatria manamaivana ilay nipoaka teny Ampahibe ka nandratrana ilay tovovavy kely izay efa nentin'ny fianakaviany nody tany Imerintsiatosika rehefa nahazo ny fitsaboana sahaza, fa mapme ihany ty kibaombabaomban'ny faty ity.
Tsaroako ihany mantsy le kolonely fôpla milaza tena foana hoe pro iny nilaza hoe baomba mahery vaika ireo miparitaka eran'ny tanàna ireo fa raha mipoaka dia mahavoa ny 200m manodidina. Soa fa tsisy nipoaka aloha hatreto satria dia pro tokoa ry kolonely afaka mahita sy "mamono" vetivety le izy.
Ilay 1 nipoaka tany Ambohibao iny ihany no nahafaty ny nitondra azy, ary ity teny Ampahibe nandratra le ankizy nahita azy ity tsy fantatra hoe inona marina.
Majika tokoa e!

8. xxx
(
26/07/2009 20:31)
saika nisy nanamboatra koa ny sarimbavy,hihihihi
hihihihi
hamboariny sadeky koa @ baomba be koa r rajoel sy roindefo
basy lava http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16212

9. Papoose
(
26/07/2009 20:35)
ny ahy ndray ny henoko dia rehefa midecroche phone enao ka eny akaikina bomba eny defizay ro izy na connu ny miantso na inconnu
10. xxx
(
26/07/2009 20:39)
appel inconnu ve dia azo atao ny mirappel azy nefa le numero aza caché,jereo ny madagate milaza an'izany,
11. xxx
(
26/07/2009 20:40)
Avy amin`I Bomba vita gasy!!!!
1-Fa inona ilay oe baomba vita gasy?
Zavatra tsy mbola nisy teto madagasikara hatramin'izay naha-tany ny tany. Harona sachet mainty + piles + telephone portable + circuit electronique (izay nampiana taty aoriana rehefa voakiana teto amin'ny forum)+ fingotra + scotch
2- Oviana no nitranga ny baomba?
Andro vitsy taorinan'ny fiaraha-miasan'ny FATy sy ny Saodiana izay ao anatin'ireo tambajotran'ny mpampihorohoro
3- Iza no mahay ilay baomba?
De asa loatra re fa ny andro voalohany nahitana izy io dia hain'ilay kaporaly (izay lasa expert ny anarany izao) amin'ny antsipirihiny ny momba io baomba io sy ny fanajanonana azy tsy hipoaka
4- Aiza ny fanamboarana azy?
De mbola "miracle io mon ami" satria 12 ora taorian'ny fanafihana nitampiadiana narahina fampiratiana "baomba" dia fantatr'ilay kolonely ny isan'ny vokatra (22 amin'ny 3000 izay no hita hoy izy tsy nihambahamba) ary 24 ora taty aoriana dia fantatr'ilay OrganS tsy ampihambahambana ny anaran'ireo lazaina ho mpamokatra.
5-Taiza avy no nahatratrarana azy?
Saika tobina miaramila sy zandary no akamaroan'ny nampiratiana azy ireo izay toerana tsy ahafahan'ny sivily mivezivezy akory ireo toeranaa ireo. Ny ankoatra ny tobimiaramila dia tamin'ireny toerana arovana miaramila FATy ireny no nahitana azy. Ny teny amin'ny station ViVa aza dia narovana tamin'ny roquette miaraka amin'ny miaramila mitambasy sy misarontava ilay olona nametraka azy. Indrisy, novonoina ireo mpiambina sao mintantara ny marina amin'ny hoe izy no nanatitra ilay harona mainty (porofo: tamin'ny tany ny diambala nahafaty azy ireo nefa dia ny lohany no nipotska raha ny sary naseho angazety izany hoe olona lavo amin'ny tany no niniana notifirina)
6-Manao ahoana ny tanjany?
Raha nolazain'ny sasany ho baomba izy io dia nilaza i Ra-Koto-Nandra´-San-a fa hay tsipoapoaka filalao amin'ny 26 jiona indray izy ity.
7- Fahombiazan'ilay baomba?
99% io baomba io dia tsy mety mipaoka fa miandry ilay kaporaly expert hi-desamorce azy. Tena mahomby kosa anefa izy io raha halaina sary sy haseo angazety sy fahita alavitra
8- Hataoran'ny olona ve izy io?
Arakaraky ny hampirantiana azy isan'ndro isan'andro no vao maika tsy hinoan'ny olona azy satria ny porofo sy fitantarana aroson'ilay kolonely dia marivo tototra sy mirefarefa amin'ny tany. Hany ka lasa malaza ilay fiteny hoe "taitai-bombe na"
9- Hatahoran'ny FATy ve izy io?
De asa loatra re na izany tokoa ilay oe enjehin'ny eritreritra fa raha teto Madagasikara (Antananarivo) no nolazaina fa nahitanana 'baomba' dia i Ethiopie (Addis Abeba) no atahorana ka tsy nety handeha ho any fa nofoanana ny dia.
10- Rahoviana indray no hahitana azy manaraka?
Dia efa lasa tantara mitohy mpiseho isan'andro amin'ny filazambaovao (irony karazana serie irony) izy ity koa aza adino ny manaraka ny tohiny
"HO AVOTRA IHANY VE I BOBEL? AZA ADINO NY MIVIDY NY KODITRA LAHARANA MANOKANA AVOAKAN'NY Edition Tsileondriaka"
Tena raison 100% io ry bomba vita gasy a! Tena super expert ry zalahy. 22 bomba afaka milaza ny fisian`ny 3000, latsaky ny 24h hita daholo ny tompon`andraikitra. Fa naninona ary no tsy nahazoan-dry zalahy le vola be amina-$ @ fitadiavana ny mpampihoro2 ny amerikanina. Sa tsy tia vola afatsy le hatsembohan`ny gasy mahantra kely ihany ry zalahy. Ny alika aza hono raha mihinana ny namany miongo-bolo!