Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dofinois ( 29/07/2009 21:36)
andry rajoelina mpisandoka
reheva avy nanodikodina avion en ligne dia tratra nisandoka mazava be izao lery http://www.madagate.com/editorial/25-technologies/1062-sncfsantarelli-drole-de-demarche-contre-andry-tgv-.html... tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:27
Frv ( 29/07/2009 17:42)
Baomba vita gasy sahala @ le resaka taolam-paty ihany.
Resaka mahatsiravina eto Dago ny resaka baomba vita gasy @ zao ora sy minitra hanoratako izao, olona efa am-polony maro no tratra mitondra sy manaparitaka ilay baomba vita tanana, fa ny mahagaga ary ... tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:28
xxx ( 29/07/2009 13:37)
sao misy mahalàla ny contactn'i Willah pazapa?
izaho dia lehilahy 1 célibataire mba te hifandray @ izy iny sao dia mba misy afaka manome ny contact-ny? maniry ny hifandray aminy aho na raha hitany ity antso ity dia te hifampiresaka aminy aho fa m... tohiny
novalian'i papala ny 20/11/2009 09:22
MANEVIL ( 29/07/2009 13:12)
projet groupe rock mitady chanteur na chanteuse
salut daholo izaho dia manao projet groupe rock ( style un peu symphonique , gothique, metal, mavesatra indraindray, ny hira speed slow, ect,) misy 15 eo eo ny hira prét, nataoko ta@ ordi daholo ny ... tohiny
novalian'i shinning ny 22/09/2009 08:57
Fanhaiky ( 29/07/2009 13:10)
MPIBAOMBA
Iza marina no tena mpibaomba eh! toa tsy hay intsony fa ny ankilany manameloka fa ny andaniny no manao izany, ny andaniny indray mampisambotra fa ny ankilany no manao izany dia iza ihany ary, lasa mis... tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 19:42
MANEVIL ( 29/07/2009 12:59)
kof boay mitady sipa iarahana serieuse
izaoh kof boay mitady sipa iarahana, matotra sy milay taona: mini 22 ary maxi 25 relation sérieux no tadiaviko ok a+ biz... tohiny
novalian'i papala ny 20/11/2009 09:28
rabaradaka ( 29/07/2009 09:43)
Esory rehefa tsy hiala ny Ministra
Tena tsy lasa kosa dadatoa no nataon'lay ministre de l'éducation nationale tamin'ny examen BEPC farany teo iny a ! F'angaha jiolahim-boto toa an'ny TGV daholo ity malagasy e ! ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:06
locl ( 29/07/2009 09:25)
NGAO DE EFA TENA MITAPY NY HAT
Voici que l’un des sujets de dissertation aux épreuves de malagasy du Bepc portait sur la Transition, étape politique actuelle de Madagascar : » Misy ezaka ataon’ny fitondrana tetezamita ham... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:07
ari.malala ( 29/07/2009 08:25)
Entretien - misy fanontaniana ve?
Manahoana daholo indray :) Rehefa manao entretien, d misy fotoana miteny ny mpampanao entretien hoe misy fanontaniana tianao apetraka ve? Ny tiako fantarina dia hoe tena obligatoire sa nécessaire ... tohiny
harikalo ( 29/07/2009 07:58)
mitady mpamatsy ordinateur
izaho dia manana projet hanokatra fampianarana inforamatique am collége iray eto antananarivo!faritra ambohidratrimo iny! de mitady aho ra misy manana contact na afaka manampy ahy! ny fifanarahana ... tohiny
novalian'i hery ny 29/07/2009 09:47
xxx ( 29/07/2009 07:54)
tsy zakako intsony ity pression ity marina e hoy tgv
tsy zakako intsony ity pression an politika ity fa handeha hiverina hanao dj ihany no toa mety koa,aiza ka izay teneniko rehetra dia lavindry ry zalahy legaliste daholo atao election 2011 lavindry ry... tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:28
Frv ( 29/07/2009 03:23)
Fa nahoana no lasa misy baomba eto Dago?
Vokatry ny tsy fitovian-kevitry ny olona roa(Ra-8 et Tgv) nifankafantatra sy nifankazatra toetra, dia toa lasa atao sanatria toy ny kilalaon-jaza ny fianan-Ramalagasy! Ilay Fireneko toa lasa atao fian... tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:30
patrick2002 ( 29/07/2009 02:39)
fifidianana ho an`i malagasy.
Rehefa nandinika izaho dia tokony hasina fifidianana ao madagasikara hampanaiky ny hitondrany Ravalo ,na ny tokony hanaovany retraite any SWwaziland ,ka ny fanontaniana dia hoe : ekenareo malagasy ve... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:11
vitamatavy ( 28/07/2009 22:29)
HOAVY TSY HO ELA LE NATAHORANA MAFY
Efa miandry mafy ny fiverenan'i dada ny zanany izay tsy kivy manoloana ny habibiana ataon'ny hat sy ny miaramilany,mba firy pourcent ny gasy no mety hiverenan'i ra8,izay no malaza atsy ho atsy ,ary ny... tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:01
bazylou ( 28/07/2009 18:57)
vive tgv, tgv ihany no ady eo,
ny ankoatr'izay lany bala daholo fa resy, vive tgv, :-P :-P ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:02
vitamatavy ( 28/07/2009 18:52)
iza no mbola tsy mihaiky fa efa hidiva hifarana ny lalao e
mihetsika any toliara,mihetsika any tamatave,hihetsika any antsirabe dia aiza koa ny manaraka,jereo raha nisy hitovizany an'i nataon'ny foza t@ androny teny @ 13mai hihihihi vitamatavy avy hatrany ry ... tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:32
nyratsima ( 28/07/2009 17:40)
savant
Nanao fanandramana ity savant iray ! naka parasy izy dia nobaikoiny hoe : mitsambikina ! dia nitsambikina ity parasy . avy eo nesoriny ny tongotra ilan'ilay parasy ; nobaikoiny indray : mitsambikin... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:44
niryna ( 28/07/2009 17:07)
Manambady,miteraka,mitombo taranaka ve ny anjely ?
Fa amin'ny fitsanganan'ny maty dia tsy mba hisy hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy. 30 For in the resurrection they neither marry, nor are given in marr... tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2009 04:32
ntss ( 28/07/2009 16:49)
Foza orana enao sa Osy mainty
Raha mankato tsy ankisalasalana ny fitondrana tetezamita ianao de foza zany, fa raha miziriziry am fanerenana an'dra8 enao de Osy mainty. Ka in no tianao iantsoana anao Fozaorana sa Osymainty? :... tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:39
Onjakeli ( 28/07/2009 15:48)
TGV a détourné un avion du vol Reunion-Tulear
Le President de la HAT recidive. Cette fois ci, Andry Rajoelina detourne un avion commercial au depart de la Reunion a Antananarivo pour aller a Tulear ou il etait attendu Apres ce de Tana-Paris, det... tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4224