savant

1. nyratsima ( 28/07/2009 17:40)
Nanao fanandramana ity savant iray ! naka parasy izy dia nobaikoiny hoe : mitsambikina !
dia nitsambikina ity parasy .
avy eo nesoriny ny tongotra ilan'ilay parasy ; nobaikoiny indray :
mitsambikina!
tsy nitsambikina ilay parasy ! noho izany ny valiny atao antsoratra de hoe :
rehefa esorina ny tongotry ny parasy de lasa marenina izy !

nahazo loka be io savant io fa nareo ngah ahoana !!!!!!! 8) 8) 8)
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:44
2. Ahton ( 28/07/2009 19:18)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. ari.malala ( 29/07/2009 09:35)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. rova30 ( 29/07/2009 23:05)
:-D :-D :-D

Nampahatsiaro ahy , indray mandeha izay: nisy fifaninanana (tsy tadidiko intsony hoe taiza ? ) ...dia i MADAGASIKARA no nahazo ny voalohany.

:arrow: Fifaninanana course kadradraka!

^:^

5. ari.malala ( 30/07/2009 09:52)
:-D :-D :-D :-D :-D
6. artefy ( 30/07/2009 10:07)
ohatry ny milay kosa izany course kadradraka izany an! maninona ry rova30 raha tohizana io, kadradraka fotsy moa izany izy io sa mena??? :-o
7. rova30 ( 30/07/2009 12:44)

artefy

Tena nisy io course kadradraka io an!

Tena te-ho teo amin'ny toeran' ilay kadradraka Malagasy nahazo ny loka mihintsy aho tamin'izay fotoana izay!
Fière d'etre Malagasy! 8)

Tsy dia haiko loatra aloha raha mba faly ihany ilay kadradraka na tsia fa mety efa reraky ny course koa angamba fa tsy dia nahitako tsiky firy! :-P

Misy raha la tera.

8. xxx ( 30/07/2009 12:54)
Ilay savant io ihany, nanana saka indray izy, saka reniny lehibe sy saka kely , zanany. Mandreraka azy ireo saka ireo fa manaitra azy foana @ alina fa te hivoaka, na mandondona fa te hiditra

Farany dia niantso mpandrafitra izy hoe mba asio lavaka ramose ity varavarako ity fa leo aho mitsangana mamoha an'ireto saka ireto a, ka lavaka 2 no atao : 1 lavaka lehibe hidiran'ilay saka lehibe, 1 lavaka kely hidiran'ilay saka kely
9. rova30 ( 30/07/2009 13:27)

pauvre saka!

10. artefy ( 31/07/2009 10:00)
ity indray manampahaizana nivoaka teny vontovorona: nanamboatra finday faran'izay tsotra ry zalahy, bokotra roa monja no eo amin'ilay finday ka ny iray fandraisana sy fanapahana antso ary ny iray natao hiantsoana
11. miroi ( 01/08/2009 08:06)
le varavarana no tena pauvre ko,
feno gôka am tsis dikany ftsn
12. nathie86 ( 03/08/2009 05:48)
:lol: :lol: :lol: , course kadradraka loooool
13. rhina ( 26/09/2009 10:44)
kamo be mintsy tokoa le ola ko zany ve d animbana zavatra na manina ra tonga d anaovana trano any antokotany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1835