Esory rehefa tsy hiala ny Ministra

1. rabaradaka ( 29/07/2009 09:43)
Tena tsy lasa kosa dadatoa no nataon'lay ministre de l'éducation nationale tamin'ny examen BEPC farany teo iny a ! F'angaha jiolahim-boto toa an'ny TGV daholo ity malagasy e !
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:06
2. lolabe ( 29/07/2009 10:24)
ka inona no raharahian'iala an'izany, ela teo @ fitondrana nanao zay tian'iala ko maninona ko izy ra mba manao, ialahy isany mintsy no tena jiolahim-boto, mpanao kopi-soroka fotsiny, mamono olona etsy sy eroa, aleo ranga izy mba hanao zay tiany a, ampafiriny ny efa nataon'iala teo anefa izany. an'azy alo zao ny fahefana de zay tiany, rehefa tonga eo ndray iala de ampidiro ndray ny resaka magro sy ny karazany. Ra mafy be ialahy isany de asory izy, ny HAT ary hatramin'izao tsy mety voahongan'ialahy isany fa lazaina fa 8 amdro ihany de vita ko aiza zany? ka inona no hohafak'ialahy isany eo, mangina fotsiny oa ny mety rehefa tsy misy hery tsony fa mahamenatra fotsiny
3. xxx ( 29/07/2009 10:41)
hita fa jiolahim-boto mangalatra fitondrana @ BASY fotsiny e
4. hery ( 29/07/2009 11:06)
lolabe> Aza maika fa samy mbola ho voany daholo ihany e :-)
5. ari.malala ( 29/07/2009 11:21)
lolabe:

ka inona no raharahian'iala an'izany, ela teo @ fitondrana nanao zay tian'iala ko maninona ko izy ra mba manao, ialahy isany mintsy no tena jiolahim-boto, mpanao kopi-soroka fotsiny, mamono olona etsy sy eroa, aleo ranga izy mba hanao zay tiany a, ampafiriny ny efa nataon'iala teo anefa izany. an'azy alo zao ny fahefana de zay tiany, rehefa tonga eo ndray iala de ampidiro ndray ny resaka magro sy ny karazany. Ra mafy be ialahy isany de asory izy, ny HAT ary hatramin'izao tsy mety voahongan'ialahy isany fa lazaina fa 8 amdro ihany de vita ko aiza zany? ka inona no hohafak'ialahy isany eo, mangina fotsiny oa ny mety rehefa tsy misy hery tsony fa mahamenatra fotsiny


Hoay zany le mba fisainana e! 8O 8O 8O 8O 8O tena tsy misaina mintsy! tsy haiko enao ry lolabe raha mananjanaka na tsia, fa raha mananjanaka enao k ataon'ny oul otranizao ny fampianarana ny zanakao d aona ouz enao!!! sa efa tafita enao d tsrarahanao ny zanaky ny oul??? tena ts manjary mintsy! Ary tombontsoan'iza ny hifampiasa hery lava eto? mba misaina iany hoa!
6. kidoropamba ( 29/07/2009 11:42)
daka VOUde hoa no mendrika an'ity HAT sy ireo ministra mpangalatra ireto fa tsy misy ady hevitra mihitsy.

Allez mandeha fa tena mahasosop...amba.
7. kasimodo ( 29/07/2009 13:18)
Manja nama
8. fijo ( 29/07/2009 19:44)
de mibaribary izany fa kay le izy dia hoe izay no tiako e.io fisainan'i lohabe io mihintsy nyan'ny HAT kay,handroso haingana io firenena io raha izao.handroso any an kady vetivety
9. reeves ( 30/07/2009 12:27)
lolabe > vao mijery ny fomba firesakao tonga dia hita mihitsy hoe " fozaorana ".
10. fijo ( 30/07/2009 19:06)
aoka le,mitorina ve???hihihhi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7585