andry rajoelina mpisandoka

1. dofinois ( 29/07/2009 21:36)
reheva avy nanodikodina avion en ligne dia tratra nisandoka mazava be izao lery
http://www.madagate.com/editorial/25-technologies/1062-sncfsantarelli-drole-de-demarche-contre-andry-tgv-.html
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:27
2. xxx ( 30/07/2009 07:27)
jamba sy minia mikipy ka mirediredy
ny mpitarika ihany no mahazo vola
ary ela ze nanoratra io dia azo ho sokajina
ho nahazo tombotsoa manokana taminy r8
tsy mitsinjo ny madinika
tsisy ilana an anao io mintsy satry pondrodory
tsy tafa eto zany lesy rabainina a
3. xxx ( 30/07/2009 07:50)
elahy no tena izy ,foza ,izay ry le tia manohana ny par conviction fa tsy ariary be ohatran elahy ,omena vola kely dia manaonao foana manoatra noho ireny.ohatran'ireny alika mahita taolana ireny kibondrenty
4. xxx ( 30/07/2009 07:56)
xxx:

jamba sy minia mikipy ka mirediredy
ny mpitarika ihany no mahazo vola
ary ela ze nanoratra io dia azo ho sokajina
ho nahazo tombotsoa manokana taminy r8
tsy mitsinjo ny madinika
tsisy ilana an anao io mintsy satry pondrodory
tsy tafa eto zany lesy rabainina a


Inona no hifandraisan'ity lazainao @ ity TGV nareo mangalatra sigle n'olona ity ???
Ny gasy no azonareo ambakaina fa ny vazaha tsy milalao @ izany, azy ny TGV dia azy fa tsy azonareo angalarina. Mamorona raha mihevitra anareo mba misy loha fa aza mangalatra lava toa io !!!
5. locl ( 30/07/2009 08:28)
Marina ny any SNCF satria tena manimba ny image ny TGV ity rangahy ity, amin'izay koa mbola mpangalatra sy mpandainga, tsy mba tsara avy ny image entiny fa ratsy.

Mba tiako ho hita ny navaliny an'iny lettre iny
6. ndyfanie ( 30/07/2009 08:55)
bandy kely tsy mahalala izay hahafaty azy aiza ka ry ratsirahonana no mba atao main droite izao ka natombony sady efa miady antrano omen'olona vola kely dia ny tanindrazana no avarina ankady marina fa rehefa tonga eo aminio toerana io dia tsy maintsy misy manidina kely foana ny any ampaosy fa ity tena orera mihintsy sady manimba ny imaginy lery e! tena tokony ho tafa milay fa manao bex benny ao ambotsirohatra fotsiny nefa manao aferana karoty kay
7. fijo ( 30/07/2009 19:03)
aoka ianareo tsy hifanenjika hoe elahy manohana an'i xXx adala na hendry,io safidy,fa rehefa manohana fotsiny aza jamba.

ny tim aoka tsy hilaza hoe tena tsy nisy diso ny nataon'i ravalo teo.diso izany.
ny tgv aoka koa tsy hiteny hoe tena efa miaina tsara sy mety daholo izao ny rehetra,minia mikipy izany
8. milamm ( 31/07/2009 10:02)
zao fotsiny less no izy ry akama isany,rafotsibe nitelimbomanga le
Tetemita Gaboraraka Vongany io na iodikavia ela na havanana dia ho avy @ lisany ny patsa 1 tsy omby vava ,na juridiction internationale na legalite constitutionnelle de tsotra , ny sata sy ny hasiny firenena iray ary ny zo-ny olompirenena sy ny fananam-bahoaka no natao an-keriny,ampihorohoroana ny madinika sy alatsa-dra dia tsy manimbazimba fotsiny ny fiandrianam-pirenena izany fa nohosorany maloto ny hajany Madagasikara sy sy ny safidny olompirenena,lisany izay manaiky an'izany dia mitovy karazana @ le andry sy ratsy rahonana tena ambany fisainana nefa tadidio fa sao mihevitra ny tsy ho tratrany aloka ary aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra ao atampony loha,ny tody tsy misy fa atao no miverina ...
9. fijo ( 31/07/2009 20:27)
izay aloha dia hoavy tokoa e.raha avela fotsiny ireo dia hanjary ohatra ratsy hoan'ny any aoriana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2195