tsy zakako intsony ity pression ity marina e hoy tgv
1. xxx
(
29/07/2009 07:54)
tsy zakako intsony ity pression an politika ity fa handeha hiverina hanao dj ihany no toa mety koa,aiza ka izay teneniko rehetra dia lavindry ry zalahy legaliste daholo
atao election 2011 lavindry ry zalahy fa hoe lava loatra ,avanceko aloha indray izany hoe 2009 mbola lavindry ry zalahy ihany fa hoe tsy ara dalana
efa niteny aho hoe tsy hidinika an'i mouvence an'i ra8 io intsony f'efa mety io transition io sady tsy miresaka @ mpanao terroriste nefa tsy tafa ihany
08h30Andry Rajoelina suggère que les négociations soient ouvertes à d’autres participants comme les autres partis politiques, les membres de la société civile et les opérateurs économiques
rehefa avy eo dia asaiko manao mouvence iray koa ny gadra afaka sns...
leo a aho ry zalahy,ny anay sy roindefo efa tsy mitsangana intsony kotolita noho ny fieritreretana anity seza volamena anay ity ,

novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:28
2. xxx
(
29/07/2009 08:06)
Noho izany dia hiverina dj zà ka! Sady ravalo ilay tsy tiako ange efa nitsoaka e, efa tratra ny tanjona tamin'ny voalohany. Efa afaka mi-bizna normal indray amin'izao satria tsy misy monopole intsony. Omeko an-dry ratsiraka any ny fitondrana satria ireo koa makahala an-dravalo. Sady ireo toa akaman'ny frantsay ihany, tsy migadra koa zà amin'izay.
4. locl
(
29/07/2009 09:31)
Rehefa tsy zaka dia izao no hevitra omeko anao:
1- Mandehana mitsoaka mialoha ny fotoana hatongavan'ny olona, satria tena tsy hisy issu intsony le fitondrana nantenainao.
2- Rehefa tsy ho tafatsoaka ihany hianao, dia eliminer-o @ methode russe ireo olona izay nanampy anao nanongana an'i Rav8, amin'izay tsy misy temoin intsony.
3- Tsy possible ny hamerenanao ny pouvoir eo @ Deba satria hiady antrano ireo.
4- aza hadino ny mamporisika ny vadinao hanao suiscide commun miaraka aminao, ka ny fomba ampiasainareo dia mivarina eny Ampamarinana.
Izay fa mahereza e

5. fijo
(
29/07/2009 19:48)
asaivo miverina mianatra aloha lery fa izay no manahirana azy.tsy misy hainy izay resahana ao
6. xxx
(
29/07/2009 20:24)
aleo aloha mankany amparadisa kely manala azy e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/18.3/video/xrri9_183-paradisa_music

7. fijo
(
29/07/2009 20:28)
ity hoann'y HATY e
http://www.dailymotion.com/related/xrri9/video/xrrmt_rapadango-so-kenda_music?hmz=74616272656c61746564