Fa nahoana no lasa misy baomba eto Dago?

1. Frv ( 29/07/2009 03:23)
Vokatry ny tsy fitovian-kevitry ny olona roa(Ra-8 et Tgv) nifankafantatra sy nifankazatra toetra, dia toa lasa atao sanatria toy ny kilalaon-jaza ny fianan-Ramalagasy! Ilay Fireneko toa lasa atao fianarana mitondra sisa,
Vokatry ilay AMBO diso toerana teo amin' ny mpitondra, dia lasa mitaintaina isan'andro Ramalagasy hoe "Inona indray no hitranga rahampitso"!
Raha mba nosamborin' Ra8 toy nanaovany an' Pety , toy ny nanaovany an' Henri le Cacheur, tadidiko tsara teo Analakely fa tsy ampy 1minitra akory ny nitenenan' Mr Henri le Cacheur dia tonga ny miaramila misarontava amina 4X4 nisambotra azy ary nampiditra azy tany am-ponja avy hatrany.
Fanontaniako aminareo izay miserasera eto, NAHOANA no tsy nahasahian- Ra8 nisambotra an' TGV raha vao nanao fitenenana tsy mendrika fotsiny azy i izy?
Mialatsiny etoana aho ho an'zay mpomba an' Ra8 na i Tgv fa amiko de samy tsy ankasitrahako ireo satria samy tsy misy mety mandefitra na de iray aza fasamy miseho azy ho mahavita ity firenena ity! Tsarovy anefa fa ny vahoaka no tena mijaly noho ny adin'izy ireo! Hanao ahoana ny ho avin' ilay Firenena sy ny vahoaka ao aminy raha toa ka izao foana no hiainana eto!
Misaotra anareo aho na de namaky fotsiny izay mba voasoratro aza!
répondu par fijo le 31/07/2009 20:30
2. patrick2002 ( 29/07/2009 03:50)
Andry TGV dia ben`ny tanana ny antananarivo ,lany t@ isam-bato 64 % .Antananarivo izay misy vahoaka 1 800 000 ,izany hoe 10 % ny vahoaka erany madagasikara dia mipetraka ao Iarivo avokoa .
Amiko i Ravalo ,natoky ny volany sy ny heriny ,ka nanipy menaka tao anaty afo ,izao no vokany ,raha mba nanaja ny fahefany Andry TGV izy @ maha ben`ny tanana azy ,tsy ho lasa ohatry ny izao ny raharaha-pirenena ,fa nahomby ny fampidirana amponja natao t@ Pety sy Rolland Ratsiraka ,dia notohizana ihany ny hamafiny lohany.
3. nancy ( 29/07/2009 04:20)
Na nanipy menaka anaty afo aza Ravalo, ekena fa be ny tsy nety natoany. Fa saingy ity TGV ity mihitsy no devoly latsaka an-tany.

patrick2002:

Andry TGV dia ben`ny tanana ny antananarivo ,lany t@ isam-bato 64 % .Antananarivo izay misy vahoaka 1 800 000 ,izany hoe 10 % ny vahoaka erany madagasikara dia mipetraka ao Iarivo avokoa .
Amiko i Ravalo ,natoky ny volany sy ny heriny ,ka nanipy menaka tao anaty afo ,izao no vokany ,raha mba nanaja ny fahefany Andry TGV izy @ maha ben`ny tanana azy ,tsy ho lasa ohatry ny izao ny raharaha-pirenena ,fa nahomby ny fampidirana amponja natao t@ Pety sy Rolland Ratsiraka ,dia notohizana ihany ny hamafiny lohany.

4. zoam ( 29/07/2009 05:05)

mba fanatatra elahy io ve moa ny kaozin'i ratsirahonana hoe vao nilatsaka maire i tgv dia efa nikonokonona coup d'etat ,izany le fitiavantanindrazana tena tsara be ,nefa raha niandry 2012 nety possible nandakana an'i ra8,izao tgv na dia hilatsaka president fokotany aza tsy possible ho lany intsony ,lasa meme classe an'i roindefo izay marihiko fa olona 22 no nividy azy izany hoe 1 isaky ny region izany.tohizo ihany e tsy misy lazon'ady akory,mamely fantsy amboalohany fotsiny fa tsy miaritra

5. xxx ( 29/07/2009 06:22)
misy baomba satria efa nianga t@ black monday dia nandalo t@ 7fevrier dia niditra coup d'etat ary dia niafara t@ fanodikodinana avion,dia nanana akama saoudianina dia baomba no niafarany...
tsy lojika kosa ve e
ny manifestation legaliste toujours sans violence fa ny foza voakarama no mandoto rano,izao ka eny @ magro dia tsy hita izay hanaovana azy ,nandramana baomba ka eeee vao maika tonga maro ny kil
6. ari.malala ( 29/07/2009 06:54)
Izaho koa nahita hoe hatr@ nandalovan'ireo saoudiens d lasa nisy baomba teto...

Patrick, 10% ny malagasy no mipetraka eto Antananarivo, OK fa ireo antokon'olona 3000 novoriana teo ambohijatovo sy 13 mai tsy maha representer an'io 1 800 000 io mintsy. Ataovy ny calcul d hitanao hoe firy % ny oul mba nanohana ity radomelinareo ity.
7. xxx ( 29/07/2009 07:41)
Hitako misy tsy ampy ilay analizy tsotsotra an-drapatrick satria ireo olona 1 800 000 ireo akory tsy hoe mandeha mifidy daholo. Mety tsy ny atsasan'ireo akory ary no mifidy. Fa iny eo ihany. Ny ala-bato moa etsy an-daniny ihany.

hary malala:
Patrick, 10% ny malagasy no mipetraka eto Antananarivo, OK fa ireo antokon'olona 3000 novoriana teo ambohijatovo sy 13 mai tsy maha representer an'io 1 800 000 io mintsy. Ataovy ny calcul d hitanao hoe firy % ny oul mba nanohana ity radomelinareo ity.

Fa angaha koa raha 3000 no mpomba an'i Andry nijoro teny (satria mety misy dakoro taminy fa nijanona tany an-trano ohatra) dia midika izany fa ny sisa ambiny dia mpomba an'i Marc.

Ary raha tena betsaka marina ianareo TIM, izay antokon'olona 3000 ve dia tsy resinareo. Sa ilay bomba no vali-kafatra mba hitanareo??? Sa ilay mimenomenona eny amin'ny sisiny fotsiny no tena hainareo??? Manaova zavatra raha mila fiovana e!

8. xxx ( 29/07/2009 08:30)
xxx:

Satria izahay tsy manana BASY sy BAOMBA !!!!

9. ari.malala ( 29/07/2009 08:38)
Fa angaha koa raha 3000 no mpomba an'i Andry nijoro teny (satria mety misy dakoro taminy fa nijanona tany an-trano ohatra) dia midika izany fa ny sisa ambiny dia mpomba an'i Marc.

Ary raha tena betsaka marina ianareo TIM, izay antokon'olona 3000 ve dia tsy resinareo. Sa ilay bomba no vali-kafatra mba hitanareo??? Sa ilay mimenomenona eny amin'ny sisiny fotsiny no tena hainareo??? Manaova zavatra raha mila fiovana e!

1/ ari.malala ts TIM noho izany tsy mpomba an'i marc (tsy voatery hoe TIM ihany koa ny mpomba an'i marc)
2/ ari.malala ts tia radomelina
3/ ari.malala tsy mahay manamboatra bomba no tsy tia anizany! matahotra fadiranovana anizany bomba izany aza!
10. xxx ( 29/07/2009 09:10)
hary malala:
1/ ari.malala ts TIM noho izany tsy mpomba an'i marc (tsy voatery hoe TIM ihany koa ny mpomba an'i marc)
2/ ari.malala ts tia radomelina
3/ ari.malala tsy mahay manamboatra bomba no tsy tia anizany! matahotra fadiranovana anizany bomba izany aza!

Fa ilay mimenomenona eny amin'ny sisiny fotsiny hoa samy mahay, taranja mampalaza an-dramalagasy mihitsy io. Fa ilay mitady vaha-olana mbola lavitra. Ka inona zany no ataonao???? inona????

Fanampiny: ny TIM sy ny mpomba an-dravalo dia milaza fa ry zareo no tena vahoaka. Arak'io isa etsy ambony io. Dia mino marina ve ianao fa raha tena maro be tsy ho hay tanisana ianareo dia tsy efa ela no lavo teo ity radomelina araka ny filazanao ity. Antokon'olona 3000 aza nahalavo an'i ravalo koa ianareo "VAHOAKA" indray ve no tsy hahavita izany????

11. ari.malala ( 29/07/2009 10:15)
mi attaque anà manokana v i xxx? toa izay lazaiko iany mantsy no ataonao quote isak'izay mahatsiahy :) ts manin :) fa i xxx in no ataonao? in no efa fandraisan'anjara ataonao? Voahongan'i radomelina i ra8 satria nokaramainy vola ny capsat, tsy efa iarahamahalala v izany e! olona tsisy fiarovana v hiady @ basy? tsy fantatro aloha na miady ny vahoaka tim na tsia, fa izaho dia izao no lazaiko anao, ny hohaninay androany manahirana ahy, ny hohaninay rapitso koa manahirana ahy, izaho aza no mbola misaotra an'Andriamanitra mbola miasa raha ny zava-misy eto Madagasikara. Ianao tsy haiko na eto na tsy eto... Fa ny aty aminay d orinasa mikatona etsy, mikatona eroa... Olona very asa an'aliny maro vokatry ny fanonganam-panjakàna nataondradomelinareo sy ny fandrobàna nataon'ny tgvendranareo...
12. xxx ( 29/07/2009 10:39)
hary malala:
mi attaque anà manokana v i xxx? toa izay lazaiko iany mantsy no ataonao quote isak'izay mahatsiahy ts manin fa i xxx in no ataonao? in no efa fandraisan'anjara ataonao? Voahongan'i radomelina i ra8 satria nokaramainy vola ny capsat, tsy efa iarahamahalala v izany e! olona tsisy fiarovana v hiady @ basy? tsy fantatro aloha na miady ny vahoaka tim na tsia, fa izaho dia izao no lazaiko anao, ny hohaninay androany manahirana ahy, ny hohaninay rapitso koa manahirana ahy, izaho aza no mbola misaotra an'Andriamanitra mbola miasa raha ny zava-misy eto Madagasikara. Ianao tsy haiko na eto na tsy eto... Fa ny aty aminay d orinasa mikatona etsy, mikatona eroa... Olona very asa an'aliny maro vokatry ny fanonganam-panjakàna nataondradomelinareo sy ny fandrobàna nataon'ny tgvendranareo...
:)
Tiako ho valiana mafy ilay fanotaniana apetrakao fa hitako hoe ela be vao ho tonga any amin'ilay tena fototrin'ny problème, nefa zà tsy dia mana-potoana loatra.

Ny azoko lazaina haingana fotsiny dia io toe-tsaina samy maka ho azy io no tena tsy mahatafita antsika. Rehefa ny an'ny tena dia marina foana ary ny an'ny hafa kosa dia diso foana. Nefa matetika samy manana ampahina fahamarinana ny roa tonta.
Raha mitombo ohatra ny dibera, dia tena adison'ny andry ve izany??? sa ny efa-bolana naha-teo azy fotsiny no ho jerena rehefa manao analizy isika. Amiko dia noho ny monopole nataon-dravalo izany.
Raha tsy nisy monopole izao dia mba nisy concurrent afaka nivarotra dibera ihany, tsy vitan'izay fa mety nisy karazany maro ny dibera teny an-tsena ary amin'ny vidin'ny mora takatrin'ny be sy maro satria nisy concurrence.

Ka lasa lava be ilay izy, kanefa io débat de fond io mihitsy no tsy misy eto. Fa ilay handragitra sy himenomenona eny amin'ny sisiny fotsiny no mahamay.
13. ari.malala ( 29/07/2009 10:47)
Aizahoaiza eny antsena no misy dobera amizao? d otrin? Zà nge manaiky hoe nanao monopole i ra8 e! tsy mandà anizany mints ah! ary zà aza manameloka izany attitude ny izany hoe zay manao zvt mitovy k afaka nifaninana taminy d nogadrainy sns, efa betsaka ian kou ny reko momba ny resaka tany sns (HS iny azafady) fa i xxx milaza fa ts mimenomenona mandrangitra aza e! in no efa nataonao? manana orinasa mamokatra dobera sy menaka sy yaourt sns v enao? sa in no fandraisananjaranao? zà mants kianinao hoe mimenomenona mandrangitra, tsytako mintsy zay mandrangitra amizay voalazako! sa refa miteny ah fa ts tia andradomelina d mandrangitra? nga izy tokony isolelafana? :-D :-D
14. patrick2002 ( 29/07/2009 10:49)
mba fanatatra elahy io ve moa ny kaozin'i ratsirahonana hoe vao nilatsaka maire i tgv dia efa nikonokonona coup d'etat ,izany le fitiavantanindrazana tena tsara be ,nefa raha niandry 2012 nety possible
message

Fa amin`ialahy izany raha vao olona mitady fitondrana dia coup d`etat izay ,
ny nidirany Andry nanao politika ,nilatsahany Maire dia satria leo ny hetraketraky Ravalo ,nanapotika ny entreprise ny ,ara-dalana tsara ny zavatra nataony Andry hatreo ,fa rehefa lany ben`ny tanana izy ,tsy vaomaika , Ravalo commence a serré l`etau plus fort ,tsy nohajaina ny fahefany ny ben`ny tanana , satria izy hono no president , dictateur fotsiny izao .
Raha vao lany ben`ny tanana i Andry dia efa nihazakazaka i Ratsirahonana sy i Rajemison Rakotomaharo ,nampiavana ,nanaiky tsara i Andry ,nitsiky tsara i Ravalo ,nifanoroka izy mianaka (accolade ) ,matoa Ratsirahonana ,sy rajemison naka an`izany fampihavanana izany fantany tsara fa raha mbola mitohy ny adin`izy mianaka ireo dia hiongana eo Ravalo ,ary tsy i Andry no haka anio place io ,(satria i Andry tsy manana ekipa) ,fa ny AREMA ,ohatry ny t@ androny Zafy ihany .
Mbola haveriko ihany fa i Andry sy i Ravalo dia partenaire d`affaire ,i Sarah Ravalomanana mahazo tapis rouge miditra ny INJET ,mifampy invité any @ restaurant( izay no mahatonga ny tsaho hoe mpisipa i Andry sy Sarah ,tsia no valiny ,resaka bizna no hiraisana )
15. xxx ( 29/07/2009 10:54)

Ka tsy no régler-ny tany ny pbm n'izy sy Ra8 fa izahay mianakavy no ataony mihinana ny tsy fihinanay eto ???? Izahay miha-mahantra fadiranovana, very asa, tsy misy hohaninna , noho ny inona ??? fitiava-tenan-dRa8 sy TGV !!!

Rariny ve izany ????
16. patrick2002 ( 29/07/2009 11:00)

hoy ari-malala

Patrick, 10% ny malagasy no mipetraka eto Antananarivo, OK fa ireo antokon'olona 3000 novoriana teo ambohijatovo sy 13 mai tsy maha representer an'io 1 800 000 io mintsy. Ataovy ny calcul d hitanao hoe firy % ny oul mba nanohana ity radomelinareo ity.

Asa na fantatrao fa nyfotoana Asabotsy ,fotoana nanakatonana an`i Radio viva dia tsy omby ny olona teny Ambohijatotvo ,nidina ny 13 mai ny olona ,hipoka anakely ,ny black Monday dia filaharana aty 67ha i Magro efa mirehitra ,filaharana handeha eny Magro io .
Izany dia midika fa maro anisa ny vahoaka an`Antananarivo no mankasitraka an`i Andry .
Amin`izao fotoana izao misy milaza eto @ serasera fa efa nihena ny cote de popularité ny Andry tsy haiko na marina na tsia ,satria olona fanatika no miteny ,fo no milaza fa tsy saina .
17. ari.malala ( 29/07/2009 11:17)
fa hono hoa ry patrick, iza no nanome tsodrano anareo t@ iny black monday ireharehanao iny? mba tsahivo kely hoe azafady????
18. Frv ( 29/07/2009 17:19)
Asa ra-mazava @ nareo izay Malagasy any ivelan'Dago, mampiasa ity serasera ity fa " Adin' ny Mpianaka nifankahita toetra "no mahatonga an' dRamalagasy ho latsaka ambany de ambany ny faripiainany syny toekareny, ary tsy vitan'zay fa lasa mitebiteby isan'andro @ ity baomba vita sinoa(mandatsadranomaso) sy baomba vita gasy ity ny mponina eto Tana. Resaka adim-pianakaviana lasa ny FIRENENA sy ny vahoaka no mitondra ny vokadratsiny!
Izao de hitadiavana lalana @ arabo indray ny pétrole eto Dago fa tsyhomena hotrandrahan' Lafrantsa na ny Amerikanina.,Anisan' olana lehibe iray koa io izay afenina fatratra ny momba azy kanefa de milaza aminareo aho fa mbola ho gidra ny ho tohin' tantaraan-dRamalagasy izay tsy mahafantatra ny tena fototry ny adin'Ra8 sy Andry.

19. patrick2002 ( 29/07/2009 19:00)
ari.malala:

fa hono hoa ry patrick, iza no nanome tsodrano anareo t@ iny black monday ireharehanao iny? mba tsahivo kely hoe azafady????

Ny black Monday dia demonstration de force nataonay ho an`i Ravalo ,koa satria izy miteny fa TSAPAO ALOHA NY HERINAREO ,dia notsapainay tokoa ,Tsy nisy nanome anay tso-drano ,ny vahoaka tonga nidodododo nilahatra teny @ 13 mai dia tokony ho tsapanareo TIM fa tsy 3000 fotsiny izahay, fa mbola natoraka ny marche de la liberté nataony Zafy t@ 10 Aout ,
haveriko ,demonstration de force sahala @ fanapoahana baomba hataonareo terroriste Tia Tanindrazana.
20. zoam ( 29/07/2009 19:08)
patrick2002:

hoy ari-malala

Patrick, 10% ny malagasy no mipetraka eto Antananarivo, OK fa ireo antokon'olona 3000 novoriana teo ambohijatovo sy 13 mai tsy maha representer an'io 1 800 000 io mintsy. Ataovy ny calcul d hitanao hoe firy % ny oul mba nanohana ity radomelinareo ity.

Asa na fantatrao fa nyfotoana Asabotsy ,fotoana nanakatonana an`i Radio viva dia tsy omby ny olona teny Ambohijatotvo ,nidina ny 13 mai ny olona ,hipoka anakely ,ny black Monday dia filaharana aty 67ha i Magro efa mirehitra ,filaharana handeha eny Magro io .
Izany dia midika fa maro anisa ny vahoaka an`Antananarivo no mankasitraka an`i Andry .
Amin`izao fotoana izao misy milaza eto @ serasera fa efa nihena ny cote de popularité ny Andry tsy haiko na marina na tsia ,satria olona fanatika no miteny ,fo no milaza fa tsy saina .

fa aiza ary elahy izany tena populaire marina ve i tgv eto tana ,alefaso ny election dia ho hita izany e,betsaka ny bandy nanenina nifidy an'iny

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3829