Fa nahoana no lasa misy baomba eto Dago?

21. patrick2002 ( 29/07/2009 19:11)
Frv:

Asa ra-mazava @ nareo izay Malagasy any ivelan'Dago, mampiasa ity serasera ity fa " Adin' ny Mpianaka nifankahita toetra "no mahatonga an' dRamalagasy ho latsaka ambany de ambany ny faripiainany syny toekareny, ary tsy vitan'zay fa lasa mitebiteby isan'andro @ ity baomba vita sinoa(mandatsadranomaso) sy baomba vita gasy ity ny mponina eto Tana. Resaka adim-pianakaviana lasa ny FIRENENA sy ny vahoaka no mitondra ny vokadratsiny!
Izao de hitadiavana lalana @ arabo indray ny pétrole eto Dago fa tsyhomena hotrandrahan' Lafrantsa na ny Amerikanina.,Anisan' olana lehibe iray koa io izay afenina fatratra ny momba azy kanefa de milaza aminareo aho fa mbola ho gidra ny ho tohin' tantaraan-dRamalagasy izay tsy mahafantatra ny tena fototry ny adin'Ra8 sy Andry.





tsy haiko ianao naha anisany malagasy kely nahazo tombotsoa t@ Ravalo (mpiasany ambasady ,chef de projet ,manana fianakams chef de region na deputé,mpiasany MAGRO ,na TIKO,) ka mahasahy miteny fa latsaka ambany ny fiainany malagasy amin`izao .
Dia manazava aminao izaho fa tsy nisy fandrosoana ny fiainany malagasy @ ankapobeny t@ nitondrany Ravalo ,(Chiffre omeny banque mondial sy ny FMI io fa tsy ny TGV mihintsy ,) Taux de croissance ,ny PNB, ny taux de mortalité infantile ,ny taux de scolarisation no nisy fiakarana nefa dia ,tsy miova ny zaza mahavita classe primaire mitovy t@ ratsiraka ihany,
Mitombo ny lalana vita nefa ny vokatra tsy mitombo, ka vao maika nidina ny vola miditra isam-pianakaviana satria ny vahoaka mitombo isa .
Tatitra nataony banque mondial sy ny FMI io Tompoko :lol: :lol:
22. zoam ( 29/07/2009 19:16)
fa @ izao izany efa tanteraka daholo ve ireo araka ny tatitra nataony banque mondial y ny fmi
mandroso be kosa i dago e,aleonay ihany t@ andron'i ra8 au moins mba misy etat de droit fa tsy fanjakan'ny baroa e,ny fampandrosoana an'i madagascar tsy ohatran'i baguette magique ka hoe ho lasa mandroso be @ fotoana fohy
23. fijo ( 29/07/2009 19:56)
mbola mila mianatra ny definition ny atao hoe coup d'etat koa ny sasany fa manahirana.
matoa izao tontolo izao tsy mankasitraka ny fitondrana HAT dia nisy io fanonganana io.ary ratsy rah azatra an'io ny firenena,ka izay no hiadivana aminy.tsy le ravalo lasa no olana akory,olona azo soloina,fa ny fomba nanilihana azy no tsy nety ary ratsy raha lasa fomba mahazatra
24. xxx ( 29/07/2009 20:24)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/18.3/video/xrri9_183-paradisa_music
25. fijo ( 29/07/2009 20:33)
tena ita hoe clip taminn'y andron'i ravalo io,jereo fa arina fotsiny ny mofo
26. ari.malala ( 30/07/2009 07:49)
patrick2002:

Ny black Monday dia demonstration de force nataonay ho an`i Ravalo ,koa satria izy miteny fa TSAPAO ALOHA NY HERINAREO ,dia notsapainay tokoa ,Tsy nisy nanome anay tso-drano ,ny vahoaka tonga nidodododo nilahatra teny @ 13 mai dia tokony ho tsapanareo TIM fa tsy 3000 fotsiny izahay, fa mbola natoraka ny marche de la liberté nataony Zafy t@ 10 Aout ,
haveriko ,demonstration de force sahala @ fanapoahana baomba hataonareo terroriste Tia Tanindrazana.



1/ Avaho tsara aloa ilay nareo nareo lava, fa zà ts terroriste, zà ts mpanao bombe, zà ts tim ts pro ra8 ary anti TGV.

2/ hay v fandrobàna no demonstration de force nareo e! hafa kely! d faly zany nareo zao fa very asa ny ankamaroan'ny malagasy? sambatra b nareo fa nareo miasa fa ny oul norobainareo ny orinasa niasany d nikatona ts minankanina tsony? ts manjary raha ianareo!! tsy mataho tody! fa in le hoe refa nisy nilaza hoany @ mbs d notsfin'i radomelina rano hoe ndana nareo raha hoany fa za hiverina eny am 13 mai? radomelinareo araka ny hakelin'ny sainy no naniraka anareo handroba sy hamono olona d nareo koa kely noho ny sainy ny sainareo satria voatariky ny kely saina ka! mieritrereta sy misaina kely ftsn vao mitenysy manoratra fa manjary ny zavatra soratanao no itsarana anoa hihihihi! zao nareo faly sy miadana satria équipé hoazy tsy nila nividy tao ny tranonareo, migalabona @ harena nangalarina! saingy zao no tsarovy, biens mal acquis ne profite JAMAIS. Ary ny ranomason'ny zanak'ireo oloan very asa noho ny fandrobànareo d hanody anareo tsaratsara mintsy!
27. xxx ( 30/07/2009 07:55)
dia ialahy izay responsable t@ nahafatesana 120 olona be izao(black monday) ,mbola ho tsapaina ny herin eleisany rehefa eny tsiafahy satria tsy fatin'akoho ireo maty ireo :evil: :evil: :evil:
28. fijo ( 30/07/2009 19:09)
aminy ireo tsy olona fa vahoakany ka,rah aolona ve hoalefa hoafty eny le??????raha tsy hoe tsy misaina ngamba
29. patrick2002 ( 30/07/2009 19:30)
xxx:

dia ialahy izay responsable t@ nahafatesana 120 olona be izao(black monday) ,mbola ho tsapaina ny herin eleisany rehefa eny tsiafahy satria tsy fatin'akoho ireo maty ireo :evil: :evil: :evil:


jereo fa misy anaran`olona voatonona taminio Jacquot Mpihirany green sy ny lehibeny tsena teny Anosibe ,olona samy TIM mafanafo tao @ commune ary noroahiny Andry TGV ,ireo no namaky ,avela hiditra ny 4 mi hidina ny varavarana dia dorana ny trano.

30. fijo ( 30/07/2009 19:36)
misy porof oizany sa hendrikendrik aindray????efa mahazatra ihany mantsy rapa amin'ity hendrikendrika tsy misy porofo ity
31. ari.malala ( 31/07/2009 06:38)
patric nga aty Madagasikara? nanatrimaso?
32. patrick2002 ( 31/07/2009 12:20)
ari.malala:

patric nga aty Madagasikara? nanatrimaso?



Tsy any madagasikara re zaho ry ari ,fa ampototry ny ordi izaho rehefa tsy miasa ,ary voatetiko daholo ny vaovao rehetra @ internet ah!
Izaaho aza aty mampita vaovao @ fianakaviana fa ry zareo tsy mahalala akory ,izaho efa miantso vao taitra izy .
33. fijo ( 31/07/2009 20:30)
ary efa itan'ialahy izany hoe niaraka ny arema sy ny zanak'i dada tao toamasina???sa mbola tsy hita?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008