fifidianana ho an`i malagasy.
1. patrick2002
(
29/07/2009 02:39)
Rehefa nandinika izaho dia tokony hasina fifidianana ao madagasikara hampanaiky ny hitondrany Ravalo ,na ny tokony hanaovany retraite any SWwaziland ,ka ny fanontaniana dia hoe :
ekenareo malagasy ve raha ho an`i Ravalomanana ny fahefana ( justice ,executif, legislatif,) sy ny harena (ankibony tany ,rano sy ny ala ,andranomasina ,sy ny habakabaka )rehetra ao madagasikara.
ENY, sa TSIA.

novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:11
2. zoam
(
29/07/2009 05:08)
maninona moa lesy raha hoe ekenareo malagasy ve ny mbola hitsetsefan'i ra8 ny malagasy madinika an,@ izay mazava kokoa satria nieritreritra elahy io mitovy fisainana @ elahy daholo ny gasy.
3. xxx
(
29/07/2009 08:58)
patrick2002:
Rehefa nandinika izaho dia tokony hasina fifidianana ao madagasikara hampanaiky ny hitondrany Ravalo ,na ny tokony hanaovany retraite any SWwaziland ,ka ny fanontaniana dia hoe :
ekenareo malagasy ve raha ho an`i Ravalomanana ny fahefana ( justice ,executif, legislatif,) sy ny harena (ankibony tany ,rano sy ny ala ,andranomasina ,sy ny habakabaka )rehetra ao madagasikara.
ENY, sa TSIA.
EKENA, sans murmures ni hésitations,
Aleo iny toy izay ity bitro lava nify tsy haninon-tsy haninona ity
4. rabaradaka
(
29/07/2009 09:46)
Ekena bainy a, tena ekena satria Ravalo tsy nampanao examen BEPC manontany HAT toa ilay teo. Nareo TGV ange zao no ifoteran'ny ataonareo e ! Hano ny varin'alika hafaran'ny Andry TGV (rice dog) ary samia miaritra fa anareo io. Miandry ny hiafarana izahay
5. fijo
(
29/07/2009 19:58)
hita hoe zatra le fanontaniana misolelaka rapa.raha sahy nareo tgv dia anontanio ny vahoak ahoe "tianareo mbola hiverina ve ravalo,sa izao fitondrana izao?"di aho itan'ialahy fa na ireo nitaninandro teny ankianja fahiny aza hanaiky hoe aleo lery miverina
6. pink
(
29/07/2009 20:50)
Ra-pa anie ka any lavitra be tsy misy TGV nefa miseho mahalala zavatra ery dia miseho mahita zavatra ery
7. klitika
(
30/07/2009 02:58)
patrick2002:
Rehefa nandinika izaho dia tokony hasina fifidianana ao madagasikara hampanaiky ny hitondrany Ravalo ,na ny tokony hanaovany retraite any SWwaziland ,ka ny fanontaniana dia hoe :
ekenareo malagasy ve raha ho an`i Ravalomanana ny fahefana ( justice ,executif, legislatif,) sy ny harena (ankibony tany ,rano sy ny ala ,andranomasina ,sy ny habakabaka )rehetra ao madagasikara.
ENY, sa TSIA.
Ary raha hoe ekenao ve i TGV sy ny fangalarana tsy miafina ny herana Malagasy ataony. Ary mbola ekenao ve ny hisin'ireo sambo ampolony manao mafia manondrana tsy misy tambiny ny harena Malagasy amin'izao fotoana izao?
I Ra8 nanao ampihimamba, fa ireto tonga dia mangalatra ambongadiny, ka izay miteny dia CAPSAT no miandry azy. Mahafinaritra fa taingeno tsara aloha ilay H3, CAMRY, Ford EDGE dia maka tsirony tsara dia eny izao fa alain'ny OUA ireo afaka iray volana fa volany no nahatongavan'ireo eto Mada
8. fijo
(
30/07/2009 19:11)
ka io le demokrasia tgv ka,azafady fa kay moa ity TGV ity koa mbola anarana nangalarina,efa mitaky koa izao ny tompony