mitady mpamatsy ordinateur

1. harikalo ( 29/07/2009 07:58)
izaho dia manana projet hanokatra fampianarana inforamatique am collége iray eto antananarivo!faritra ambohidratrimo iny!
de mitady aho ra misy manana contact na afaka manampy ahy!
ny fifanarahana dia araka izay hifanarahina mety daholo!
mety eo am ordinateur 20 eo eo!
valio any amty mail ty ra azonao atao!
hricolala@yahoo.fr
Misaotra de ny mialoha am fiarahamiasa!
novalian'i hery ny 29/07/2009 09:47
2. hery ( 29/07/2009 09:47)
Azonao apetraka ao amin'ny http://bizna.serasera.org ihany koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1746