Liste des messages

Liste des messages, inserés par Frv, par ordre de date
Frv ( 16/08/2009 02:10)
Inona no fomba ho entina miady manoloana ny
Misaotra anareo zay afaka mampianatra na manome torohevitra aho momba ny olana misy eo @ Pc izay ampiasako fa tsy misokatra malaky ilay izy fa lasa miadana be, 15 na eo @ 20mn vao mandeha, Windows XP... suite
répondu par LibrePenseur le 06/10/2009 11:53
Frv ( 29/07/2009 17:42)
Baomba vita gasy sahala @ le resaka taolam-paty ihany.
Resaka mahatsiravina eto Dago ny resaka baomba vita gasy @ zao ora sy minitra hanoratako izao, olona efa am-polony maro no tratra mitondra sy manaparitaka ilay baomba vita tanana, fa ny mahagaga ary ... suite
répondu par fijo le 31/07/2009 20:28
Frv ( 29/07/2009 03:23)
Fa nahoana no lasa misy baomba eto Dago?
Vokatry ny tsy fitovian-kevitry ny olona roa(Ra-8 et Tgv) nifankafantatra sy nifankazatra toetra, dia toa lasa atao sanatria toy ny kilalaon-jaza ny fianan-Ramalagasy! Ilay Fireneko toa lasa atao fian... suite
répondu par fijo le 31/07/2009 20:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0812