projet groupe rock mitady chanteur na chanteuse

1. MANEVIL ( 29/07/2009 13:12)
salut daholo
izaho dia manao projet groupe rock ( style un peu symphonique , gothique, metal, mavesatra indraindray, ny hira speed slow, ect,) misy 15 eo eo ny hira prét, nataoko ta@ ordi daholo ny instrum rehetra, efa misy tonony , ny olako dia mitady chanteur aho aloha fa ny teana ilaiko dia chanteuse, ny tenako ihany aloha no hihira raha mbola tsy mahita chanteuse aho nefa tsaratsara kokoa raha misy olona vonona satria timbre aigue no tena ilaiko ,nefa ny ahy grave dia tsy dia tena mety loatra koa raha misy olona vonona ny hihira dia hanangana équipe isika!! projet lavitr'hezaka sady matotra be
manao éssai aloha isika raha mety an!!
ok
novalian'i shinning ny 22/09/2009 08:57
2. xxx ( 29/07/2009 15:03)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49eda4fc703d9 :lol:
3. Papoose ( 04/08/2009 18:25)
4. fahamarinana ( 05/08/2009 16:15)
:arrow: xxx1 : hihihi !fa misy inona ilay rohy io ? :D
MANEVIL : Za mpakafy rock fa ny feoko tsy aigue aloha fa grave koa sady tsy mpihira koa fa manala azy fontsiny miaraka amin'ireo namana " 4sera " ao anatin'io rohy io !
Aleo ho avy eo ny namana hafa sao mba mahasarika azy ihany koa io fangatahanao io ! :D (l)
5. ni81 ( 05/08/2009 16:20)
hihihi !fa misy inona ilay rohy io ?
:lol: :lol: :lol:
MANEVIL : Za mpakafy rock fa ny feoko tsy aigue aloha fa grave koa sady tsy mpihira koa fa manala azy fontsiny miaraka amin'ireo namana " 4sera " ao anatin'io rohy io !
Aleo ho avy eo ny namana hafa sao mba mahasarika azy ihany koa io fangatahanao io !
hay ve e! ny ahy ilay feoko (tsy fantatro intsony ny filaza azy @ zao) dia ilay miseho sehatra koa toa tsy mety amiko intsony e :-P sa ahoana hoy i faha? :)
6. MANEVIL ( 06/08/2009 09:54)
tsy ny fiakarana sehatra aloha no tanjona fa ny hanaovana zavatra tsara, mbola vide ny place ho an'izay mazoto ( fa manao essai aloha )
hivoaka ny instrumentale dia lazaina eto ihany ny lien ahenoanareo azy @ fotoana mahamety azy
ok
ssur daholo
7. ni81 ( 06/08/2009 10:04)
tsy ny fiakarana sehatra aloha no tanjona fa ny hanaovana zavatra tsara, mbola vide ny place ho an'izay mazoto ( fa manao essai aloha )
hivoaka ny instrumentale dia lazaina eto ihany ny lien ahenoanareo azy @ fotoana mahamety azy
ok
ssur daholo
ny anay izao dia alefan'ny sefo d'orikestra aty aminay ny mozika sy ny tononkira dia samy mikatroka ny feonay izahay telo mirahavavy. Marihiko fa tsy mifanakaiky izahay rehetra ireo an! Mifankafantatra an-tsoratra fotsiny sy an-tsary. Ary tsy mbola nisy nihaona fa dia manao ny feony aloha ny 1er, dia alefa @ 2è, dia manao indray ny 3è. Dia atambatra @ zay avy eo ary ny namanay iray izay no manao mixage aty, dia manao mixage any dago koa ny sefonay :-P Dia avy eo miaraka mihaino. :)
8. MANEVIL ( 06/08/2009 10:09)
tsy ny fiakarana sehatra aloha no tanjona fa ny hanaovana zavatra tsara, mbola vide ny place ho an'izay mazoto ( fa manao essai aloha )
hivoaka ny instrumentale dia lazaina eto ihany ny lien ahenoanareo azy @ fotoana mahamety azy
ok
ssur daholo
9. fahamarinana ( 06/08/2009 11:19)
:arrow: Dia miandry ilay instrumentale zany aloha mba henoina sy ankafizina e !.... :D (l)
10. Papoose ( 06/08/2009 15:32)
aiza no atao le casting de ovin? :D
11. fahamarinana ( 07/08/2009 09:52)
:arrow: papoose :toa mila manoratra any njy rahatoa ka te hanao casting kouh :D (l)
12. Papoose ( 07/08/2009 15:37)
faha, any @ manevil sa iza? :D
13. shinning ( 22/09/2009 08:57)
salut!
vaovao iany a ato fa za ko manao rock vo vita misty ny albumako fa so de mba afaka mihaona na tel, manana namana hafa tia rock ko manko a fa miankina amle stylenao fa so de mba mety aminao iany ! na tsy mpihira fotsiny aza no tadiavinao fa mpitendry , je peux te mettre en contact ra tianao ( vehivavy za an !!!)
ok!?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1128