Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zoam ( 03/08/2009 20:05)
ho vita tsy ela ny baolina e
efa manomana ny fety fiverenan'i dada izahay ,rehefa tsy hanao azy i tgv dia aleo izahay 3 mouvences no hanao an'ity resaka ity satria samy manana capacité hitondra an'i dado sady efa samy nitondra a... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:23
xxx ( 03/08/2009 18:43)
Nahazo daka indray ry Andriamanjato sy HAT
daka tena ankatoka mihitsy ka nandraingiraingy tery: NON des Nations Unies et de l’UE à la hat 03-08-2009| Écrit par R.B. Selon des communiqués qui nous sont parvenus, une fois de plus, ... tohiny
ntss ( 03/08/2009 16:47)
Arema sy Tim bras dessous contre Rajoelina
F'anga mo zany no nifanarahana! To adino sahady ny fanenjehana ny arema sy ny tsy fitiavana an-dRatsiraka refa hiady amin-dRajoelina!! Tsy adalan'ny Zafy nga no mande "solo" miady ho anazy samy irer... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:27
peta83 ( 03/08/2009 13:43)
ina ary zany oooo!
Nisy trondro 1 zan tany anaty ranomasina, voadona izy d nipitika ny masony iray, d bola nande iany izy....afaka lavidavitra anefa d nianjera ndray izy d nilatsaka ndray ny masony fanindroany. Tsy hita... tohiny
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:41
bobone ( 03/08/2009 13:30)
TRANO LAY
Maro ny olona manao trano lay ao an-tranony ! mety tsy mahafantatra angamba ny sasany e! io TRANO LAY io dia toerana iray natokana hivavahana @ Atra ! ao an-trano no asiana azy! misy eny anjjoron... tohiny
fidinirina ( 03/08/2009 13:14)
Ny fitiavana araka ny soratra masina...
Ny fitiavana araka ny soratra masina… «[b]Izay tsy tia dia tsy mba mahalala an'Andriamanitra; fa Andriamanitra dia fitiavana.»[/b] I Jaona 4:8 Raha dinihina, io fehezan-teny io fotsiny ... tohiny
xxx ( 03/08/2009 10:58)
MICOSE VAGINALE HIDIHIDY EO @ FANANAHANY VHV
Iza ianareo no efa tratry io aretina io??Misy dokotera ve afaka manazava ny mahatonga azy io ny fomba fisehony: mangidihidy be mihitsy ny taovampananahana ivelany iny de mivonto be le izy rehefa ôk... tohiny
novalian'i dorenali ny 13/08/2015 05:53
elodie2 ( 03/08/2009 10:51)
ODY KOHAKA ZAZAKELY EFFICACE
RAHA MIKOHOKA NY ZANAKAO DE SIRA HAZO IN-3 MITSONGO SY TANTELY 1/2 SOTROKELY OMENA AZY FA TONGA DE AFAKA TANTERAKA INDRAY MANDEHA ISANKARIVA MANDRITRY NY 3ANDRO AORIANY SAKAFO... tohiny
xxx ( 03/08/2009 10:30)
Fahotana ve ny mi-must??
Fahotana ve ny mi-must?? Manana olon-tiana zah fa noho ny antony ara-pahasalamana de tsy afaka manao firy izahay mandrapaha-sitrany nefa ... :{ ... tohiny
novalian'i zinaka ny 15/10/2009 02:24
nofy ( 03/08/2009 04:16)
sao mba misy mahay azafady??
Mikasa ny hanao soratra tsotsotra aho dia mitady traiteur gasy mahay kanefa mba mora e . Dia raha misy manana experience azo zaraina koa .tsy hoe mahihitra fa efa nanao be t@ fiançailles dia mba ma... tohiny
novalian'i Ratoa ny 07/08/2009 05:08
zoam ( 02/08/2009 21:15)
RETOUR A L’ORDRE CONSTITUTIONNEL EN SELON PARANOIA
aleo dia hiomezana fotsiny fa efa manao tsipaky ny miala aina marina,retours a l'ordre constitutionnel midika famerenana ny president ra8 eo @ fitondrany saingy partagena ny pouvoir fa tsy an'i tgv d... tohiny
kidoropamba ( 02/08/2009 17:38)
Raha Ra8 sy TGV dia samy namono olona
Noho maha merina azy ihany izany no hifidianana n'i TGV sy Ra8 na dia hita be izao fa efa nifofo ny ain'ny vahoaka malagasy maro ry zareo? Tsy ekena kosa izany e. Mpamono olona izany tsy tokony ho... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:34
ni81 ( 02/08/2009 16:31)
IZY
http://www.dailymotion.com/video/x93hyn_izy-chorale-anosivavaka-anjomara_music... tohiny
novalian'i ni81 ny 03/08/2009 20:10
pikatti ( 02/08/2009 16:30)
FZP indray zao ry tony no anarana omena a'i TGV mpangalataka
« Monsieur, Nous nous permettons de vous contacter au nom de notre cliente, la Société Nationale des Chemins de Fer Français (SNCF). Notre cliente est propriétaire de la marque TGV® ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:35
bazylou ( 02/08/2009 15:23)
ady totohondry goavana ,
LE8 VS TGV, en prime time , i deba vs zefa albert, eo mahamasinany fotoana rahampitso, 100 fidirana, iadiana ny fahefana ao MAda io; IZa no haharesy eto ?? le antidahy isany ve sa ny tanora rehet... tohiny
salopard ( 02/08/2009 14:33)
Rencontre MAPUTO, RAVALO pose ses conditions
Tokony hatao teny gasy hono, fa tsy arany hono raha teny vahiny tsy ampy dôzy aloha, SNIFF.... tchouf..... fa tsy maintsy vita io TATEZA (na) MITA io e!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:36
Annie2006 ( 02/08/2009 13:15)
Le Ni Ra8 et le Ni TGV propulse Pierrot RAJAONARIVELO
[u][b]Hita tao @ sobika:[/b][/u] 01/08/09 : MADAGASCAR :Communiqué officiel de soutien à la candidature de M. Pierrot Jocelyn RAJAONARIVELO 01 AOUT - Sobika.com Communiqué officiel de so... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:41
zoam ( 02/08/2009 13:10)
mitady hanao lala poza indray ny HAT any maputo
efa hiara malala aloha fa dia tsy vonona an'io fihaonana io mihitsy ny HAT,natao daholo izay azo natao rehetra(baomba sy ny fanafihana an'i viva) ,ary rehefa fanatany fa tsy nisy nanaiky azy ny rehetr... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:39
terrywui ( 02/08/2009 09:31)
VONONA HITAZONA NY POUVOIR EF AZO NY FIANAKAM'S ETO AM SERA2
De miala tsiny amin TIM ef sisampaty sy taolankoka ny tenanay fa nahazo tany amin province tany de hidradradradra ho ren tany amandanitra eto indrindra hoa n'i Ramosé tsy mahavoa raha iny fa ""HO TAZ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:16
sitlo ( 02/08/2009 08:25)
mpikarakara fety an-dafy
Nareo ilay mpikarakara fetin'ny gasy any an-dafy ireny ve tsy mba leo? Toa mba sahirana ery manangona vola, manao fampisehoana etsetra. Nefa rehefa tonga ilay fety ohatra ny tsy asian'ilay gasy sira a... tohiny
novalian'i mangidy ny 13/08/2009 21:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6424