ho vita tsy ela ny baolina e

1. zoam ( 03/08/2009 20:05)
efa manomana ny fety fiverenan'i dada izahay ,rehefa tsy hanao azy i tgv dia aleo izahay 3 mouvences no hanao an'ity resaka ity satria samy manana capacité hitondra an'i dado sady efa samy nitondra an'i dago
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:23
2. Noue ( 03/08/2009 20:18)
ary toa tena mihidy V lery ao zany ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. menalamba ( 03/08/2009 20:46)
Tena mety hamoasana voanjo mihintsiny ny fihidiny hono :^)
4. fijo ( 04/08/2009 21:23)
koditra fa izao vao ahita ny ngeza ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2555