Raha Ra8 sy TGV dia samy namono olona

1. kidoropamba ( 02/08/2009 17:38)
Noho maha merina azy ihany izany no hifidianana n'i TGV sy Ra8 na dia hita be izao fa efa nifofo ny ain'ny vahoaka malagasy maro ry zareo?

Tsy ekena kosa izany e. Mpamono olona izany tsy tokony ho lasa filohampirenena mihitsy. Ampy izay.
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:34
2. Rajakoo ( 02/08/2009 18:09)
Io lesy bainn na namono na manafina aretina na mpangalatra sns .... dia tsy mety ho filoha rah ny lalàna no arahina
Nefa iza no mitôtaly ny lalàna zao raha avela baranahiny foana ny fomba fandraisana fanjakana
3. zoam ( 02/08/2009 18:21)
ory kidoro aoka izay le fanambaniana merina ,i tgv anie tsy merina fa betsileo , ,ataovy hoe petasanaga na malama loha hoy ry zareo dia mety hitombina ny resakao
4. pikatti ( 02/08/2009 18:34)
slt lesy kidoro ela zany koa te-hanitatra foko ,refa tsy vandana de kary :-D :-D
5. patrick2002 ( 02/08/2009 18:43)
Rajakoo:

Io lesy bainn na namono na manafina aretina na mpangalatra sns .... dia tsy mety ho filoha rah ny lalàna no arahina
Nefa iza no mitôtaly ny lalàna zao raha avela baranahiny foana ny fomba fandraisana fanjakana



ka raha izay mpitondra rehetra hanararaotra ny fahefany ,hanova ny lalàna mifanaraka @ tombotsoany ,hametraka ny olony @ fomba rehetra eny @ ambaratonga fahefana 0hatra TGV no mitondra dia tsy maintsy 95% ny maire ,deputé, ny chef cisco TGV aby ,gadraina izay maire tsy TGV ,tsy maintsy baranahiny foana no handravana ilay fitondrana ,lesy zandry kely ah!
6. pikatti ( 02/08/2009 18:55)
slt elah alou rapaty,
marina le kôzin'ny rajako,fa tsika no nirona sy nanohana nefa efa hita izao fa tsy mazava le fomba nandraisana le fahefana,ka io amiko dia miankina @ tsika tsirairay ,fa raha misy ny média ka fantam-bahoaka manerana ny nosy iny dia mino aho fa mety tsy nisy io gafy io,
7. fanou14 ( 03/08/2009 05:47)
kidoropamba:

Noho maha merina azy ihany izany no hifidianana n'i TGV sy Ra8 na dia hita be izao fa efa nifofo ny ain'ny vahoaka malagasy maro ry zareo?

Tsy ekena kosa izany e. Mpamono olona izany tsy tokony ho lasa filohampirenena mihitsy. Ampy izay.

fa ny 10 aout 1991 angaha tsy famonoana olona ? enao kosa efa tsy fitiavana ny merina no betsaka ao aminao . ovay lay fisainana fa tsy milay .
8. kidoropamba ( 03/08/2009 08:37)
Na avadika im-pito hetsy ny lela dia NAMONO OLONA ra8 sy TGV. Tsy azo kosehina io na inona lazaina na inona. Tsy mila olona mpamono olona ny malagasy. Iray izay.

Na afenina ny loto, afenina ny hoho mainty mikasika ny Merina dia hita mibaribary io teti-dratsy io. Tsy miteniteny foana akory raha milaza an'izany fa miankina amin'ny porofo mazava be. Nareo te hanafina ny hoho maintinareo no misary gaigy eo.

Vakio itsy tao @ Tribune hanovanao ny toetsainao:

Lu dans LOI N° 1267, 01/08/2009

Un candidat présidentiel des Merinas ?
lundi 3 août 2009

« Des dignitaires merinas veulent un candidat unique à la prochaine présidentielle pour ne pas perdre le pouvoir. Plusieurs cercles de dignitaires merinas sont à la recherche d’une perle rare ». L’objectif est d’éviter un éparpillement des voix. Parmi les perles rares de consensus, ils ont trouvé une personnalité qu’ils pourraient sponsoriser. « Un des noms qui leur est venu à l’esprit est celui d’Hajo Andrianarivelo (ndlr : Andrianainarivelo), ministre de la décentralisation du gouvernement de la HAT », révèle la Lettre de l’Océan Indien n° 1267 du 1er août 2009.

Hajo Andrianainarivelo rassemblerait donc des atouts qui feraient de lui cette perle rare des dignitaires merina. Toutefois, selon cet article du LOI n°1267, il y a un hic : Andrianainarivelo y pose des conditions.

Quoi qu’il en soit, les candidats sont nombreux mais ce qui étonne davantage c’est ce consensus sur une personnalité marquée par l’avènement de la HAT au pouvoir. Des observateurs ont du mal à croire que la personnalité soit rassembleuse. Car les merina ne sont pas tous favorables à la HAT et encore moins au changement imposé à l’issue d’un coup d’Etat.

Par ailleurs, que dire de Ny Hasina Andriamanjato que beaucoup soupçonnent d’avoir des ambitions présidentielles si Andry Rajoelina ne se présentait pas. Or les deux ministres de la HAT sont également cousins par leurs grands pères maternels, qui sont eux-mémes cousins. Ils viennent d’Ankadinandriana à 40 km de Tana. Hajo en était le maire. Y aurait-il concurrence ou entente entre cousins ?

Recueilli par Valis

9. Veloo ( 03/08/2009 14:04)
o ry kidoro a,

ary i ratsika manono olona aman-jantony anjanoty amin'ny tsy misy dikany mba ahona?????
Ra8 tsy namono olona mihitsy
10. kidoropamba ( 03/08/2009 14:14)
Ie. Ratsiraka namono olona ka dia rariny raha tsy halatsaka canadiat. Fa ny mahagaga dia ra8 sy TGV namono olona dia asaina milatsaka kandida ihany satria Merina. TSIA!TSIA!

Tadiavo merina hafa fa tsy ireo mpamono olona ireo. Arosoy eo Ratsirahonana, ny hasina, hajo, na iza na iza fa tsy Ra8 na TGV.

11. fijo ( 04/08/2009 21:34)
tsy mbola nisy fitsarana momba izany letsy e,rehefa misy izany ka voaporofo ,dia tsy mahazo milatsaka ry zalahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0887