Rencontre MAPUTO, RAVALO pose ses conditions
1. salopard
(
02/08/2009 14:33)
Tokony hatao teny gasy hono, fa tsy arany hono raha teny vahiny
tsy ampy dôzy aloha, SNIFF.... tchouf.....
fa tsy maintsy vita io TATEZA (na) MITA io e!
2. xxx
(
02/08/2009 14:38)
3. salopard
(
02/08/2009 14:46)
ka izay indrindra , raha nilazana izy hoe, izany maputo maputo izany no resak'i TGV , ratsiraka sy zafy,
dia hoy izy, hay hangalatra sy hanao ny programme ko ihany kay::
MAP-atao, MAP-atao, MAP atao....
sniff... tchouff....
4. pikatti
(
02/08/2009 18:42)
slt elah salô!!!
zany maputo zany resaka vao mitsiry io fa araho mora fotsiny aloha é ;-)
5. fijo
(
04/08/2009 21:36)
i andry kely izao no tsy ahay teny anglisy ao ko,
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0433