Nahazo daka indray ry Andriamanjato sy HAT

1. xxx ( 03/08/2009 18:43)
daka tena ankatoka mihitsy ka nandraingiraingy tery:

NON des Nations Unies et de l’UE à la hat
03-08-2009| Écrit par R.B.
Selon des communiqués qui nous sont parvenus, une fois de plus, la HAT a essuyé un revers terrible de la part des Nations- Unies et de l’Union européenne. Ces deux organismes ont dit NON à la demande d'assistance technique de la HAT dans le cadre des scrutins qu’elle compte organiser cavalièrement seule. Dans leurs communiqués respectifs, elles exigent « une feuille de route agréée par des partis politiques visant une transition neutre, pacifique et consensuelle » pour un retour à l’ordre constitutionnel. L’Union Européenne pour sa part rappelle que « les propositions de la HAT lors de la réunion d’ouverture des consultations au titre de l’article 96 de l’article de Cotonou le 06 juillet à Bruxelles étaient insatisfaisantes. » Par conséquent un appui de l’Union à la mise en Å“uvre du processus électoral n’est pas justifié donc ne peut étre réalisé. Quant aux Nations Unies, dans leur lettre, elles précisent que « la tenue d’élection en dehors du cadre d’un processus inclusif et consensuel aurait un impact négatif sur les efforts en cours visant à trouver une solution pacifique à la crise. » Les lettres de demande pour l’envoi à Madagascar une mission indépendante d’évaluation technique de la capacité électorale ont été envoyées par Ny Hasina Andriamanjato le 1er juillet 2009.

2. Noue ( 03/08/2009 19:38)
miarahaba ny rehetra indray ee!

mbola ho aiza nefa ny ahazo an'ireo eee ! mbola vao santihonany zao ee!
3. zoam ( 03/08/2009 19:59)
manao ahoana noue ,arabaina tonga soa ary aza manaiky hampitahoriny mpisera eto intsony f'efa vita tsy ho ela ireny ny hat .
Marina izany e tohizo ny lalatsika
4. reeves ( 04/08/2009 13:21)
Efa miandry daholo ny rehetra fa raha sanatria ka tsy misy n`inona n`inona tapaka any Maputo dia hihetsika amin`izay ny vahoaka satria tsy azo ekena intsony raha ambom-po politika diso toerana sy valifaty manokana tsy misy dikany any no hanaovana takalon`aina ny fiainana ara-ekonomikan`ny vahoaka 22 million . Matoa anie ny olona tsy mbola tonga amin`izany ankehitriny dia satria samy nahatsapa tamin`ireny 2002 ireny fa henjana ny manarina ny vokatry ny grevy lavareny ka aleon`ny olona miasa . Kanefa raha izao ataon`ny HAT izao no hitohy dia azo antoka fa hitombo isa ireo ho very asa ka tokony hijoro ny Malagasy rehetra fa tsy hanaiky izao fanapotehina ny ataon`ny HAT izao fa ampy kosa angamba izay .
5. xxx ( 04/08/2009 17:56)
MARINA ZANY é!! Tena rotaka b @ zay raha mbola hanao bodingerona eo reo HAT reo!
6. rakaroka ( 04/08/2009 20:20)
Raha arako tsara ity fihaonana Maputo dia tokony horavana izany ny gvt hat dia ny consensus n´ny anv no ho eo ! Dia @ izav fotoana mba tokony
heverina tsara ny< competencen´ny ministra apetraka fa tsy atao ady seza ho fitandroana tombom-tsoan´olon-tokana na olom-bitsy ftsn tahaka izao tsikaritry ny Ue sns izao my lacune sy ny tsy fahavoazana !
7. fijo ( 04/08/2009 21:25)
efa izay anie no andrasan'ny rehetra e,ary rah amanondrana eo ny HAT,dia hitambarann'y rehetra ary izy no tena ho voa mafy eo
8. tsimatimanota ( 05/08/2009 07:41)
KAPAO FA MANIMBA NY TANY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4109