Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ari.malala ( 06/08/2009 07:51)
Fihavanana hono ka hoe...
Mba mampime anà iany le toetran'ireo anciens flou sa filou ireo ka!... Samy mitory fihavanana e, fampihavanana e! indrindra moa fa i Zafy Albert, nefa toa tsy nifandray tanana akory ireto izy nony ta... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 20:51
xxx ( 06/08/2009 07:38)
AFP mozambique
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x5v27a_mahaleo-mozambika_music... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 22:12
ravatorano ( 06/08/2009 06:59)
raha Ravalo moa no ......any Maputo
Vao nanomboka ny dinika tany Maputo dia efa niakatra Ravalomanana fa izy ihany aloha izao no filohan'i repoblikan'i madagasikara hatramin'izao ary namaly i Andry rajoelina hoe efa tsisy an izany ints... suite
répondu par ravonjison le 08/08/2009 11:20
xxx ( 06/08/2009 05:14)
manandafy
ho an'izay mahalala nanao aoana ny tribunal manandafy,misaotra tao :^) ... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 21:06
niryna ( 06/08/2009 04:45)
Tsy lasa ity be resaka ity,hi,hi
Manao ahoana daholo indray aloha e.Asa hianareo raha mba manao toa izao Na inona zavatra atao ka variana eo dia mety ho kila firehitra ny laoka. Izany mankafia famakiana boky izany,eo ka eo ka eo ... suite
répondu par niryna le 22/08/2009 03:51
ouiandry ( 06/08/2009 04:22)
ho an'i pokatti zaza nipotsaka tao Fleury-Mérogis
mitady an'i dadany mafy nedala satria tsahitany ny dadany fa tao Fleury-Mérogis nedala no nipotsaka refa bevoka tany antanin'oul tany ny reniny kanefa tsisy pap's d vosambotra, d io blème na paterni... suite
répondu par pikatti le 07/08/2009 08:02
xxx ( 06/08/2009 01:40)
Ary isika eto amin'ny serasera ve no nandra sa ahoana eh?
Toa ry Ravelonandro (Mamy Gotso) sy Rakicky indray no lasa mpanolo-tsaina manokana, fa tsy mba nisy an'le bandy teto amin'ny serasera mihintsy (andruwi, Patrick002, Kidoro..., Fijo............) Aha... suite
répondu par pikatti le 07/08/2009 08:59
Hinagasy ( 06/08/2009 01:14)
Ho an'ny momba ny HAT
Hono'aho! tena amin'ny saina tsy miangatra dia mbola mankato izao zavatra ataony izao foana ve ianareo? Raha tsy fitiavana an-DRavalomanana no mahatonga izany dia hoe aleo ve ny firenena hidaboka ho... suite
répondu par papala le 07/08/2009 08:17
fijo ( 05/08/2009 20:42)
ravalo???
ahoana tokoa re no ataon'i ravalo,raha izao i ratsiraka sy zafy ary andry no milaza hoe manao sonia izahay raha samy tsy misy milatsaka intsony isika???????? kaykaykay,hisy raharaha be ao an. izany ... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 22:15
zoam ( 05/08/2009 20:08)
tsy manaiky ny miaramila ny hiverenan'i ra8
atsy ho atsy dia tsy ilaina koa ny election raha izay no hitiavan'ny miaramila azy ,efa natao ny asisses militaire teny ivato fa tsy tokony hiditra @ resaka politika intsony ny miaramila,sa izay le ba... suite
répondu par pikatti le 07/08/2009 08:44
ni81 ( 05/08/2009 16:31)
Vadin'ny mpirahalahy
Efa resahina foana ny rafozana sy ny vinanto ka dia aleo mba ny vadin'ny mpirahalahy indray no ho dinihan-tsika eto. Misy dia tena mahafinaritra tokoa ny mahita ny vadin'ny mpirahalahy, mahay mifan... suite
répondu par ari.malala le 10/08/2009 06:22
roxanaha ( 05/08/2009 16:31)
Ny antony tsy maha bevoka ahy hatr@ zao
Manahôna daholo Efa ho ela ela zay nisy dinika napetrako "vehivavy tsy mety bevoka". Natao ary ny test sy analyse ka hita fa normal zaho hatreto(hormone, ovulation). t@ farany teo dia hita fa hoe ... suite
répondu par hery le 21/09/2010 10:54
RABROVE ( 05/08/2009 15:36)
NY PANAO POLITIKA VE METY AHAZO NY FANJAKAN'NY LANITRA ?
Ny fanjakana ety antany aloha mety assurer raha mahay mandainga @ vahoaka ka ilay vahoaka maro an'isa koa manaiky fahanan-dainga nnareo ve mieritreritra fa ho lasa paradisan-tany i Mcar raha i Rahanon... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 21:20
solemio ( 05/08/2009 14:21)
Ny tahotry TGV
Ny ahy ny hevitro,dia izao: -matahotra i lery satria ny zavatra ho resahina any dia tsy mety @ .Ny tadiaviny dia -ny hapiatra ny convention panorama 2 ,hanao conference nationale , hanao f... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 21:21
tianalee ( 05/08/2009 13:58)
mitady namana
salut Izaho dia vehivavy 25 taona, mipetraka aty Paris, tonga t@ herinan\'andro, manokatra forum izhao satria tena tsy manana namana mihitsy sady tsy mbola mahita tsara ny tokony haleha! ka raha m... suite
répondu par Mifenty le 29/08/2009 10:51
ndotofetsy ( 05/08/2009 13:23)
vaovao avy any maputo
tsara be ny kaly tsy niasa le cuisinier manao indigestion i sarla kenda i zafy maimbo rezatra i ra8 mifika taolana i andry tgv saika tsy nahazo chambre i damobra fa lasa nitady sipa asa inona... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 21:23
kidoropamba ( 05/08/2009 11:32)
Matahotra ho tapahan'ny GTT loha Ravalo any Maputo
Nilaza Ravalomanana fa tena tsy te hilatsaka intsony fa hody antanindrazana ka hanarina ny TIKO. Tsy manaiky ny GTT ka efa nanao menace fa raha mlanao sonia Ravalo fa hoe tsy hilatsaka intsony dia ho ... suite
répondu par fijo le 05/08/2009 20:15
xxx ( 05/08/2009 10:36)
Vetivety de tongaaaa!
Salama daholo e!!! inn n tokony ataoko fa nenah vetivety kely mitsy de tonga refa manann de tsis fafiny mitsy!?? Merçi... suite
répondu par lalaina8 le 23/03/2016 09:10
hery ( 05/08/2009 10:19)
Ny tena tahotr'i Andry TGV
Nifezaka ihany i Andry TGV amin'io resaka Maputo io satria na dia hoe mpikambana amin'ny HAT aza ireto delegaziona entiny dia olona efa samy dinozoro politika daholo ary samy akaman-dRavalo taloha dah... suite
répondu par fijo le 06/08/2009 21:24
xxx ( 05/08/2009 09:05)
MANONGOTRA VOLONENTANA HONO MAHAFATY HENA??
MARINA VE ... suite
répondu par lako le 03/09/2009 06:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5717