tsy manaiky ny miaramila ny hiverenan'i ra8
1. zoam
(
05/08/2009 20:08)
atsy ho atsy dia tsy ilaina koa ny election raha izay no hitiavan'ny miaramila azy ,efa natao ny asisses militaire teny ivato fa tsy tokony hiditra @ resaka politika intsony ny miaramila,sa izay le balises noresahin'i rakotonandra
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:44
3. pikatti
(
05/08/2009 21:10)
Mailo be rakotonandra any ,fa sao hirepla tampoka i R8 hanongam-panjakana ozy lery ,hay kah fantany ihany le tsy nety nataony,le rasily vatatay koa manery mafy an'i rakotonandra ao ,nanaraka any ary i charlot sao mandoto rivotra i Ratsirahonana :-P
5. patrick2002
(
06/08/2009 00:34)
pikatti:
Mailo be rakotonandra any ,fa sao hirepla tampoka i R8 hanongam-panjakana ozy lery ,hay kah fantany ihany le tsy nety nataony,le rasily vatatay koa manery mafy an'i rakotonandra ao ,nanaraka any ary i charlot sao mandoto rivotra i Ratsirahonana :-P
Rariny dia rariny lesy ny azy ry pokaty ah!
Ravalo teo tsy nijery miaramila mihintsyh nandritry ny 7 taona nitondrany ,nasorona ny karamany miaramila natao nilahatra miaraka @ karamany fonctionnaire ka dia latsaka ny karamany satria tsy mitovy ny calcul ,ny an`i fonctionnaire diplome no mikonty (categorie sy indice ) ary ny any miaramila grady sergent tsy handray betsaka noho ny adjudant mihintsy . Betsaka ireo miaramila tokony hiakatra grady no tsy nahazo promotion ,ny colonel hiakatra jeneraly indrindra indrindra ,fa tsy mila officier tsy an`inona tsy an`inona hono Ravalo ,nisy fanomezana fitaovana avy @ allemand ho an`i Tafika ka nahodiny Ravalo ny camion ho an`i TIKO .
Betsaka raha ho tataraina fa ,boky iray raha ny antsonjay nataony Ravalo ho an`i tafika malagasy ,mbola eo ny nanendrena vehivavy ,minisitry ny fiarovana ,ka ahoana no mbola hanekeny tafika hoentiny olona tsy hijery azy ,nefa ny filoham-pirenena no chef supreme des armés.
Hataoko fa na iza na iza eo @ toerany miaramila tsy maintsy naka an`izany fanapaha-kevitra izany izaho ,TSY MILA RAVALO.
6. zoam
(
06/08/2009 05:00)
dia hoavy indray ny miaramila sasany hanongana an'izay president lany eo dia mba rariny ve izany ,mba alefaso lavitra le saina e,mila fahaizina mafy mihitsy ireo miaramila naongam panjakana ireo mba tsy hiverenan'ireny intsony
7. zoam
(
06/08/2009 05:04)
Gal Rasolomahandry Edmond
« Les forces armées divisées par la politique »
« Nous sommes contre le retour au pouvoir de Ravalomanana. » Le Gal Rasolomahandry Edmond, le dernier CEMGAM nommé par Marc Ravalomanana, est le premier officier général à avoir accepté de réagir par rapport à cette déclaration des chefs militaires de la HAT. Interview.
* Midi : Mon général, en tant que militaire, que pensez-vous de cette déclaration des chefs militaires de la HAT ?
* RE : Les militaires ne sont pas là pour faire de la politique, mais pour servir l'intérét de la Nation. Il n'est pas conforme à l'éthique militaire de servir l'intérét personnel ou d'une personne au détriment de cet intérét de la Nation. Il faut trouver urgemment des solutions à la crise actuelle. Le Sommet de Maputo s'inscrit dans ce cadre. Je ne pense pas que ce sont les militaires qui s'opposent à ce sommet, en versant dans la politique partisane. A mon avis, cette déclaration des chefs militaires semble justifier l'affirmation selon laquelle il y a eu coup d'Etat militaire à Madagascar. Pour moi, ces officiers ont bafoué les résolutions des assises militaires qui stipulent que les forces armées doivent cesser d'étre un instrument politique.
* Midi : Croyez-vous que tous les militaires adhèrent à cette déclaration des « chefs »?
* RE: J'en doute, surtout suite à l'arrestation et à l'emprisonnement dont des militaires ont fait l'objet durant la crise. D'après les renseignements que j'ai recueillis au sein des forces armées, 80% des militaires regrettent les actions qu'ils ont entreprises. Car seule une minorité en profite actuellement d'une manière louche. La récente déclaration des chefs militaires aggrave la division au sein des forces armées. Je m'explique : tout récemment, un groupe de militaires a fait une déclaration de soutien à Monja Roindefo. Si demain, un autre groupe de militaires originaires d'Antsiranana déclare son soutien au Pr Zafy et après demain, un autre groupe de militaires originaires de Fianarantsoa à Manandafy Rakotonirina fait de méme, qu'est-ce qui se passera chez nous ?
* Midi: Le mot de la fin mon général?
* RE: Je déplore qu'on bafoue l'éthique militaire. Les résolutions des assises militaires d'Ivato sont foulées aux pieds. Je lance un appel pressant à mes frères à laisser la politique aux politiques, en les exhortant à ne servir que la Patrie et non l'intérét personnel ou d'une personne.
Propos recueillis par RAJAOFERA Eugène

8. ari.malala
(
06/08/2009 07:59)
Ary raha démanteler na any io armée io e! nga moa Madagasikara hatahotra invasion ana firenena hafa zany tsony? sa mbola mety hisy hi coloniser iany v?
9. reeves
(
06/08/2009 08:37)
Tsy andraikitry ny Tafika , na ny Polisy na ny Zandary no milaza hoe " Itsy tiako atao ho Filoha , na iry tsy tiako " fa ny FIFIDIANANA ataon`ny VAHOAKA maro an`isa ihany no mamaritra izay ho Filoha ary tsy tokony hanome ny heviny akory aza izy ireo amin`izany . Ireto tafika ireto dia tena mampalahelo mihitsy fa tsy hainy akory izay tena hoe andraikiny . Jereo anie ny Kly Ravalomanana Richard e , niteny izy hoe " ny andraikitray Zandary dia ny miaro izay fitondrana misy eo ( ny HAT no tiany ho tenenina eo ) . Kanefa ny marimarina kokoa , ny Tafika , Zandary , Polisy dia miaro ny vahoaka sy ny fananany , fa miaro koa ny INSTITUTIONS ( President , senat , parlement , HCC) izay LANIM-BAHOAKA TAMIN`NY FIFIDIANANA ka sady legal no legitime fa tsy hoe hiray tsikombakomba amin`ny MPANONGAM-PANJAKANA . Fa na izany na tsy izany , izay Filoha hitarika eo aloha dia mila manao jery todika ka tsy hamerina izay efa fahadisoana teo aloha intsony ary indrindra indrindra tsy tokony ho tafalatsaka ao amin`ny FANDRIKY ny VALIFATY sy ny FANENJEHANA fa mila mametraka ambom-po satria ny tombotsoan`ny vahoaka MANONTOLO ( na mpanohitra na mpanohana ) no zava-dehibe , ary tokony hijery avy hatrany ireo TENA SAHIRANA aloha .
10. reeves
(
06/08/2009 08:51)
Na izany na tsy izany , afaka manao demission ry zalahy fa tsy terena hiara-hiasa amin`ny Filoha izay lany eo ! Tsy hifanambatambazana io tsinona . Fa ny hanao korontana indray aloha dia zavatra hafa mihitsy satria Etat de droit ny tanintsika .
11. xxx
(
06/08/2009 09:11)
TSY MISY HILANA MIARAMILA eto madagascar ,indrindra fa miaramila karamaina hanongam-panajakana sy hamotika firenena tahak'izao, ny polisy sy zandary dia efa ampy hitsinjo ny fandriampahalemana ,tsy misy manafika izany madagasikara ,ta@fitondranadRAMANANTSOA miaramila nadamina ny tany ary notendrena izy tonga teo fa tsy mifanahimjiolahimboto ,manambana basy sy manimba fefin'ambohitsorohitra izay tarihindragIdro ohATR AN' i sarles marary saina ,,biby olona ohtra ireny no entin'i vendrana any maputo,tokony tsy havela hiverina aty mcar intsony ini fa tsaraina any lomé any @tribunal international fa olona marary saina !!!Hapetraho ny bassy raha mahavita azy é!izao tokony havoaka daolo ny vidéo ny fampijaliana nataon'iny gidro iny ho hitan'i maputo,mety tsy ratsy ihany ny hevitry i vendrana nitondra an'i sarles tany tonga dia raofina any iny gidro iny dia i ralavanify koa ra8 tokony tsy hihanahana intsony fa tonga ny andro malaza tonga ireo ny mpangalatra sy ny mpamono olna ,havoahy ny vidéo ra8 a.
12. fijo
(
06/08/2009 21:19)
io voalazan'i reeve io,ary rah aizoa no mitohy ady be eo,satria misy miaramila efa nilaza fa manohana an'i monja koa,de io isika no raisina.
ny tsara dia ravana ny tafika,fa sady mandany vola no tsy dia ilaina loatra ao mada,fa ny zandary sy polisy no tena ilaina sy atao pro
ny tsara dia ravana ny tafika,fa sady mandany vola no tsy dia ilaina loatra ao mada,fa ny zandary sy polisy no tena ilaina sy atao pro
13. zoam
(
06/08/2009 21:43)
aiza le miaramila manohana an'i ra8 tarihin'ny gal Rasolomahandry e,ajorohy ny reserviste
14. fijo
(
06/08/2009 22:13)
mino aho ,fa maro ao,fa miandry zavatra???io zavatra io no tsy hay hoe inona?
15. papala
(
07/08/2009 08:28)
REHEFAjerena koa ange ka tsy misy asa ataon'ny miaramila mihintsy eto MAdagasikara? mandany volam-panjakana fotsiny! tokony ampanaovina formation militaire fotsiny mandritra ny 6 mois ny zaza feno 18, dia avy eo miverina manohy ny ataony ny ankizy, tena tokony ho foanana mihintsy io miaramila io! raha izao no mitohy dia ho faty eto ny Malagasy amin'ireo, sady efa nahazo leson-dratsy avy amin'ireo HAT ireo!
16. pikatti
(
07/08/2009 08:44)
Marina mintsy io kôzinareo io ry papala ,io no tena anisan'ny mandany ny budget ny état nefa miaramila mpanao politika no asany tena tokony asorina any de asaina manao asa soa ohatra ;-)