Ary isika eto amin'ny serasera ve no nandra sa ahoana eh?
1. xxx
(
06/08/2009 01:40)
Toa ry Ravelonandro (Mamy Gotso) sy Rakicky indray no lasa mpanolo-tsaina manokana, fa tsy mba nisy an'le bandy teto amin'ny serasera mihintsy (andruwi, Patrick002, Kidoro..., Fijo............)
Ahahahahahahhahaha
Ahahahahahahhahaha
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:59
2. ravatorano
(
06/08/2009 06:41)
mpanolotsaina an'iza io ?????
ary i XXX angah mba ahona sa tsizy koa fa mba miditra eto fotsiny nefa za manoro anao hoe milatsaha koa enao mpanolotsaina fa lalitsaina b nao :wink:
ary i XXX angah mba ahona sa tsizy koa fa mba miditra eto fotsiny nefa za manoro anao hoe milatsaha koa enao mpanolotsaina fa lalitsaina b nao :wink:
4. booboo
(
06/08/2009 10:11)
xxx > misy iraika iny tafiditra ho isan'ny mpanolotsaina koa kah. Efa nanao veloma tany @ sary aza izy ...
6. pikatti
(
07/08/2009 08:12)
d le anambavinlah ndray zao nanmboarin'ny RESP, elah moa d io lasa pelaka io tao Fresnes elah vombotra
zany andrywui zany ry xxx efa nanaovana filazana manjo ,tahio izy fa lasanko razana e,ny angatra ouiandry sy terryoui sy ny devoliny sisa no misaona azy eto =)) =)) =))
7. ngahypasy
(
07/08/2009 08:16)
Hoy pikatti
zany andrywui zany ry xxx efa nanaovana filazana manjo ,tahio izy fa lasanko razana e,ny angatra ouiandry sy terryoui sy ny devoliny sisa no misaona azy eto
mamelà ny helony fa tsy fantany zay lazainny ,miverena ry zanak'adala ato an-tranon'ny Tompo :lol:
8. pikatti
(
07/08/2009 08:59)
mamelà ny helony fa tsy fantany zay lazainny ,miverena ry zanak'adala ato an-tranon'ny Tompo
Vita matavy ndray ve le aka iny klé, miverena lesy andrywui a,efa hamela anao ihany zah fa aza de malahelo loatra,
anatra kely aza be fo loatra :-D :-D :-D