Fihavanana hono ka hoe...

1. ari.malala ( 06/08/2009 07:51)
Mba mampime anà iany le toetran'ireo anciens flou sa filou ireo ka!... Samy mitory fihavanana e, fampihavanana e! indrindra moa fa i Zafy Albert, nefa toa tsy nifandray tanana akory ireto izy nony tafahaona? sa samy mbola mahatsiarotsiaro hoe lety iany no namingana ah teo? (à l'exception Ra8 sy deba) :-D :-D :-D :-D
répondu par fijo le 06/08/2009 20:51
2. rafitia ( 06/08/2009 08:06)
:* Sao dia tsy fitiavana an'i Zafy A kosa ny anao ry ari.malala ?
3. xxx ( 06/08/2009 08:19)
Fa maninona i arimalala no tsy tia an'i Zafy???? Fa naninona anao izy???
4. ari.malala ( 06/08/2009 08:19)
Oudry fa nanin anà mou iz no ts ho tiko manokana? olombelona mitov amko izy ko! fa ilay ataony mitory fihavanana sy fampihavanana nefa tsy nandray tanana ireto adversaires politiques ny mintsy no ts azoko :-P sa zan le hoe aza ny ataoko no atao fa ze lazaiko tanteraho? ny tondroin'ny tanany gauche moa ny alehan'ny vavany sy ny tongony droite.. hihihi
5. xxx ( 06/08/2009 08:22)
Ilay solomasony ve no tena tsy hitiavanao azy sa lé inona mihitsy e??
6. ni81 ( 06/08/2009 08:38)
Ilay solomasony ve no tena tsy hitiavanao azy sa lé inona mihitsy e?? :lol: :lol:
7. kidoropamba ( 06/08/2009 09:00)
Tribalista hoa! Efa tsy miafina intsony ireto jiolahimboton'ny interneto ireto.
Ho lo eo io fonareo io fa tsy misy olona mila an-dravalo izany intsony eo.

Raha mbola tsy mazava aminareo izany dia atofoy @ vato ny lohanareo e.

Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany lazaiko.
8. AndriambyII ( 06/08/2009 09:20)
Ô ry kidoro a ! solavatony eto @ sera² eto anie ianao raha miady sanina momba izany tribaliste sy ethnisiste izany é !! ny olona angaha ho voafehinao izay ao andohany ao ?Torohevitra ho anao ity , aleo hivoaka daholo izay any ampon' ny tsirairay any , amin' izay hazavazava kokoa ny toe-draharaha pôlitika ao Mada .hi hi hi hi hi !!! :lol: :lol:
9. ari.malala ( 06/08/2009 09:21)
:-D :-D :-D :-D ts resaka ts fitiavana personnel hoa! jereo kely ty! azafady fa le article mints no efa @ teny frantsay :P

Maputo
Réunion à huis clos entre les présidents
Le sommet de Maputo a débuté, hier en fin d’après-midi. Les chefs des quatre mouvances se sont réunis à huis clos.

Les retrouvailles ont été plutôt froides hier au centre de conférences de Maputo entre Didier Ratsiraka, Marc Ravalomanana, Albert Zafy et Andry Rajoelina. La réunion de la résolution de la crise malgache initiée par le Groupe international de contact (GIC) n'a pas débuté sous les meilleurs auspices. Méme le geste fondamental du «Fihavanana» a été occulté par les protagonistes qui ont oublié de se saluer.
Une politesse qu'ils ont quand méme dû exécuter lors de la prise de photo à l'issue de la cérémonie d'ouverture présidée par Joaquim Chissano. L'ancien président mozambicain a souligné dans son discours d'ouverture que l'Afrique et le monde avaient les yeux tournés vers eux et qu'il compte sur la ferveur patriotique des quatre mouvances.
Seuls Ravalomanana et Didier Ratsiraka se sont serré la main. Un geste qui n'a pas effacé la rancune du second, évincé par le premier en 2002 à l'issue d'un bras de fer de six mois, relatif au litige sur les résultats des élections présidentielles. Didier Ratsiraka a tenu à souligner que signer une charte est une chose, la respecter en est une autre, faisant allusion à l'accord de Dakar en 2002 qui avait été signé par Ravalomanana mais qu'il n'avait pas respecté. Une pique adressée à qui de droit.
La flèche a atteint sa cible puisque Marc Ravalomanana a réagi mais de façon très conciliante, annonçant qu'il reste le président de Madagascar et qu'il est capable de travailler avec tout le monde, sinon avec n'importe qui. Une prudence cauteleuse pour le grand perdant de cette crise et qui a tout à gagner à Maputo. Ravalomanana est d'ailleurs à l'origine de l'implication des pays de l'Afrique australe et de l'Union africaine dans cette crise. «On peut méme rentrer ensemble dès demain», a-t-il lancé pour illustrer son optimisme et sa détermination à trouver une solution.
Réunion à huis clos
C'est aussi la conviction du président de la Haute autorité de la transition, Andry Rajoelina , rival direct de Ravalomanana, qui a tout de suite remis les pendules à l'heure. Il a souligné que les structures de la Transition sont bel et bien en place et qu'il n'est plus question de président de la République. «Nous sommes ici pour chercher la solution la meilleure, qui convient au peuple malgache. Je crois qu'on en trouvera à l'issue de la réunion», a-t-il affirmé.
En bon raiamandreny, le professeur Albert Zafy s'est interposé pour demander une réunion à huis clos entre les quatre principaux acteurs de la réunion. Demande acceptée par le GIC dont les membres assistent au «règlement de comptes» entre les protagonistes. En revanche les membres de délégation des mouvances ont dû rester à l'extérieur de la salle, avec les nombreux journalistes qui suivent l'événement. Marc Ravalomanana, accompagné de sa femme, s'est emmené avec une équipe de presse qui lui est restée fidèle. Andry Rajoelina est également venu avec une armada de médias de la presse écrite, de la radiodiffusion et de l'audiovisuel.
Didier Ratsiraka, dont le problème de vue s'est compliqué sérieusement, compte parmi ses accompagnateurs sa fille Annick. Aucun membre de la presse ne figure dans le camp d'Albert Zafy. Comme quoi, la bataille de Maputo risque d'étre une guerre de communication. À ce propos, Rajoelina semble avoir pris l'avantage aux dépens de Ravalomanana dont le groupe de presse avait été anéanti par les pillages du 26 janvier.
La réunion s'est terminée tard dans la soirée et reprend ce matin.

(Envoyé spécial)

Iloniaina Alain
Date : 06-08-2009

http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=28584

ireo nataoko gras ireo no tiko notenenina hoe mitory fampihavanana sy blablabla nefa ts manatanteraka akory.
10. ni81 ( 06/08/2009 10:30)
tena mampimé i xxx nanontany andry teo ka! :-D :-D
11. ari.malala ( 06/08/2009 10:41)
ni, k zany no antony ts namaliako anazy fa d ambany lotra le niveau le discussion le :^)
12. ni81 ( 06/08/2009 10:44)
Raha mbola tsy mazava aminareo izany dia atofoy @ vato ny lohanareo e.

Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany lazaiko.
:-D :-D :-D
13. pikatti ( 06/08/2009 12:58)
Tribalista hoa! Efa tsy miafina intsony ireto jiolahimboton'ny interneto ireto.

Ary tonga de kobo be elah kidoro pro Zafy vao misy resaka Zafy dia miala any lery sy ny angady ,de eo ndray elah angedoran'olona fotsiny eo :-D
14. pikatti ( 06/08/2009 13:00)
F'hita hoa ry ary fa tena mbola mavesatra be le lolompo ,samy mpiangona mafana fo daholo ry zalahy reo nefa mpandevina tay an-tsalaka no tena spécialitény ,mamelà azy é,asory ny demony ry pasy ô ;-)
15. xxx ( 06/08/2009 18:03)
LE kidoro aloha dia mapihomehy ,mapalahelo é,tsy mana-kolazaina af tsy ny hoe refa tsy faly mibontsina ,nefa izy irery no tsy faly eto,mafy refa adala zafy ,teo tsy hita zay natao fa zao vao wawawawa eo ,aza mauvais perdant ohatran'io é,ny olona mpandrangitra adimpoko ohatranao ange azo esorina eto é,ady hevitra zay hampandroso an'i MCAR no hatao fa tsy ADIMPOKO,ambany lotra le niveau fa hakaro sao marary fo eo enao hihihihi,sady zahay tsy dokotera tsy mahay manotra izay mibontsina ohatranao,sady tsy mahay mapaniry loha sola ohatranao hahahihihi!!!Hors sujet lava izao indrisy!
16. pink ( 06/08/2009 19:53)
kidoropamba:

Tribalista hoa! Efa tsy miafina intsony ireto jiolahimboton'ny interneto ireto.
Ho lo eo io fonareo io fa tsy misy olona mila an-dravalo izany intsony eo.

Raha mbola tsy mazava aminareo izany dia atofoy @ vato ny lohanareo e.

Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany lazaiko.


tsy misy izany miady eo izany fa raha vao mivoaka ny vaovao any Maputo dia ny généraux indray no mibaiko n'inon2 hitranga.
Rehfea tsy faly koa mibontsina. na esory ny volombava
17. fijo ( 06/08/2009 20:51)
ka izy kosa efa mibontsina foana fa isaky ny hafa fy isika dia eo ambony kidoro ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0583