Ho an'ny momba ny HAT
1. Hinagasy
(
06/08/2009 01:14)
Hono'aho! tena amin'ny saina tsy miangatra dia mbola mankato izao zavatra ataony izao foana ve ianareo?
Raha tsy fitiavana an-DRavalomanana no mahatonga izany dia hoe aleo ve ny firenena hidaboka ho faty ihany toy izay toy ny andron'i Ra8?
Izaho miteny hoe nanao ny tsy nety i Ra8, ary isan'ny victimes ny havako avy any Antsihanaka any, kanefa rehefa tena mandinika aho dia he!he! 1000 times ratsy noho ny nisy teo aloha ity HAT ity! Dia hoe ireo ve no hanorina ny repoblika manaraka tsy maty aho gasikarako! marina e!
Sa hoe mahazo tombontsoa amin'izao ianareo? dia inona ilay tombontsoa fa toa tsy misy hitako na iray positif mantsy ity zavamisy. Tena amin'ny fo tsy miangatra no nanaovako analyse fa tena e!e!e! tsy hitako marina e! famaneoana paosy no betsaka ary betsaka loatra ity mamba noana!

novalian'i papala ny 07/08/2009 08:17
2. patrick2002
(
06/08/2009 01:37)
Tena @ saina tsy miangatra no hamaliako anao fa mankato tanteraka ny HAT izaho ,raha resaka qualité prix hozy ny fitenenana ,izany hoe ny fotoana nitondrany sy ny zava-bitany , tadidio fa tsy sahirana ny HAT na handoa karamany mpiasa aza t@ voalohany ,satria tsy nisy vola tao @ banque central sy tresor ;rehefa niala Ravalo,amin`izao manana tahiry handoavana karamany mpiasa mandritry ny decembre ny HAT ,ary voatazona ny inflation ,izany hoe tsy nanota vola izany ny HAT ,fa vola niditra t@ hetra .
Ny tombotsoa dia niala ilay mpanao didy jadona ,Raha mbola teo iny niteny anao izaho fa @ 2010 Ravalo hanao route presidentiel ho azy manokana hjitondra azy eny Iavoloha fa be loatra ny embouteillage, ny boeing iny efa novidiny ,tadidio fa ohatry ny izao no fanombohan`ireny Saddam Houssen tany Irak ireny ,ry Hitler t@ fotoan`androny ,ka samby afaka mamokatra ankalalahana ny rehetra ,tadidio fa tsny antsirabe hono ka misy an`izany hoe tsy mahazo miakatra aty Antananarivo ny ronono dia tsy maintsy hamidy @ TIKO .

3. nancy
(
06/08/2009 03:29)
Tanana maimbo, fako misavovona, vidim-piainana midangana, insecurite manjaka, ....izany hono dia hanohanana ny hat.
Aleoko ihany Ra8 na nanao didi-jadona aza izy mba nisy ny zava-nitsangana.
Tsy mbola nisy na iray aza mba nitsangana tamin'ity hat ity....ny zavatra efa vitan-dRavalo daholo no tavanin'izy rht....loza.

patrick2002:
Tena @ saina tsy miangatra no hamaliako anao fa mankato tanteraka ny HAT izaho ,raha resaka qualité prix hozy ny fitenenana ,izany hoe ny fotoana nitondrany sy ny zava-bitany , tadidio fa tsy sahirana ny HAT na handoa karamany mpiasa aza t@ voalohany ,satria tsy nisy vola tao @ banque central sy tresor ;rehefa niala Ravalo,amin`izao manana tahiry handoavana karamany mpiasa mandritry ny decembre ny HAT ,ary voatazona ny inflation ,izany hoe tsy nanota vola izany ny HAT ,fa vola niditra t@ hetra .
Ny tombotsoa dia niala ilay mpanao didy jadona ,Raha mbola teo iny niteny anao izaho fa @ 2010 Ravalo hanao route presidentiel ho azy manokana hjitondra azy eny Iavoloha fa be loatra ny embouteillage, ny boeing iny efa novidiny ,tadidio fa ohatry ny izao no fanombohan`ireny Saddam Houssen tany Irak ireny ,ry Hitler t@ fotoan`androny ,ka samby afaka mamokatra ankalalahana ny rehetra ,tadidio fa tsny antsirabe hono ka misy an`izany hoe tsy mahazo miakatra aty Antananarivo ny ronono dia tsy maintsy hamidy @ TIKO .
4. fijo
(
06/08/2009 21:09)
ka rehefa fankahalana no mitondra ny saina dia izao no vokany.very ny saina
5. papala
(
07/08/2009 08:17)
de hotohizako ny soratan'ny NAncy : ny efa nanana ny asany nahaleontena teo : lasa TSY NANANA INTSONY ZAO, feno 4MI ny tanàna, POTIKA NY TOE-KARENA MALAGASY, tsy afaka nanondrana kafé, vanille, ovy sns............intsony . afakafa-poana fanadinana BEPC ny zaza Malagasy noho ny FAHAMBANIAN-TSAINA ASEHON'IREO MPOMBA NY HAT diso tafa-hotra @ fanontaniana ADALA napetraka t@ mpanala fanadinana....................
NY AHY DIA ALEOKO IHANY RAVALOMANANA MPANAO DIDI-JADONA! Nahavita ZAVATRA BETSAKA nahazoana NIAINA OH NY FIRENENA MALALAKA REHETRA.