Ny tena tahotr'i Andry TGV

1. hery ( 05/08/2009 10:19)
Nifezaka ihany i Andry TGV amin'io resaka Maputo io satria na dia hoe mpikambana amin'ny HAT aza ireto delegaziona entiny dia olona efa samy dinozoro politika daholo ary samy akaman-dRavalo taloha daholo. i Andry TGV irery no olona vaovao sy boay kely rehefa tena mifanandrina ao. Mety hisy fivadihana tampoka ao, olona efa nivadika indray mandeha dia mety hivadika indroa na intelo (Ratsirahonana, Lahiniriko etc.) atahorako :-)

Ary mety izay no nahatonga an'i leiry haka jet privé fa tsy niaraka avion t@ HAT hafa...
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:24
2. pikatti ( 05/08/2009 10:26)
Mety hifanakalo délégations ao ndray ry lerony fa tafahaona ny bitro sy karôty ka asa raha misy ndray le hividy oul fa efa mihalafo be zao ny çôtesn-dry zalahy mpamadika palitao tony ;-)
tsy nanao détournementAir mad ngà i tvg Andry :-*
3. rakaroka ( 05/08/2009 10:33)
Heu...sur le plan international aloha, i TGV aza no "MAHALIANA" ny vahiny kokoa satria ireo hafa efa haindrizareo fihetsika ary justement tsy tafa i Tgv
noho ny ekipany "manahirana" tsapa hoe "farango loatra! Ny propo efa hatry ny ela anie dia hoe tokony ovainy ny gvt fa 'zareo moa nihambo ho nahavita ty tolona dia "avelao koa hotohizany irery ao rehefa tsy mila ny hafa rizareo fa kitranoatranony ! ny "blem anefa toa limité ihany ny champs sy ny relation-drizareo !
4. ari.malala ( 05/08/2009 10:42)
Iny jet privé nalain'lery iny marina moa izany à la charge n'iza?
5. rakaroka ( 05/08/2009 11:07)
Ny fond de roulementn-drizareo businessman TGV, izany hoe mandrontsaka vola indry Ari, dia arakaraka ny "apport"n-dry ny sandan'ny poste ministra omena an-dry, avy eo rehefa azon-dry ny ministera affaire etrangère ohatra dia takian-dry rakitra ohatra 1000 Euros isan'isany isam-bolana @amany ny mpiasa ao hanabe ny paosin-dry hiviadianana olona @ araka! mazava?....
6. nytsiry ( 05/08/2009 11:17)
ka ny tgv zany tsy manana olona azo nentina amin'ireny dinika ireny ve no dia olona efa fatsora mpamadika palitao ireny no entina any !
raha i ratsirahonana aloha dia tompony mihitsy e ! ireny tsy mety lany amin'ny fifidianana izany mhitsy fa ny manadaboka no adiny eo sady izy mamely tampoka ah ary aza tsatsany ihany fa diny dia tavela eo ange eeeeee !
ny ambiny indray dia tsisy apoaka akory fa ataon ilay zandrikely filankevitra tsy hitany akory ary tsy dia ianteherany loatra saingy voninahitra moa no ao anatin'ireny delegation ireny ka dia iamboana mihitsy
za aza efa nieriteritra hoe ho entin i andry any koa i zack sylla hanampi tosyka andry zareo any kaiaka moa tsy izay no fandehany !

ari.malala
7. pikatti ( 05/08/2009 11:21)
Hoy rakaroka

dia arakaraka ny "apport"n-dry ny sandan'ny poste ministra omena an-dry,
:twisted:

Fa enao ve zany de hanao investissement @ hazo boboka ,tssss
8. kidoropamba ( 05/08/2009 11:29)
Tsy matoky ny merina intsoiny Andry TGV sy ny hafestifesteny e.
Charles sy VJE no olona tsy hamitaka azy. Tsy adala akory ilay boay kely.
Ireo tribalista ireo ihany no tezitra nahita an'i charles lasa any Maputo.

Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany lazaiko.
9. pikatti ( 05/08/2009 11:34)
Slt elah kidoro

Tsy matoky ny merina intsoiny Andry TGV sy ny hafestifesteny e
;-)

Nen'elah ndray i ZAFY foana fa aza manodin-dresaka eo e,aleo lery fanao bistouri fa raha politika lery tsa mahavoa,aleo koa lery hanao figuration any Maputo any klou
10. kidoropamba ( 05/08/2009 11:48)
tsy koi na hanao configuration na tsia izy any, fa ny marina marina ihany.

Izay tsy faly mibotsina fa izay ny marina.
11. pikatti ( 05/08/2009 12:12)
mety halatsaky ry lerony ao canal de Masombika ao anie lery bainn sao ary de hoe ento aho re tongotro é :-D
12. zandikely ( 05/08/2009 12:34)
Raha misy olona hatahotra dia tsy i Andry mihitsy, izy no mbola mitondra ny baolina amin'izao. Ireo very seza no tokony hatahotra!
Matoa izy nandeha jet privé, dia afaka miala amin'ny fotoana tiany ilana any izy raha tsy tiany ny resaka any.

Ny zavatra azoko antoka fotsiny dia tsy hisy zavatra atao sonia any fa aza dia manantena zavatra betsaka sao diso fanantenana.

13. ari.malala ( 05/08/2009 12:42)
kalou fa ts azoko le tiandrakaroka tenenina :idea: sa v mifameno @ io lazain'i nytsiry io?

zandikely, mitondra ny baolina mankaiza? mankany anaty lavaka?
14. Noue ( 05/08/2009 12:45)
ity rakaroko ity koa raha hirediredy aaa ! rehefa tsy mahafantatra dia marenina fa maninona aza no mamorona foana tahakizao eee ???
15. pikatti ( 05/08/2009 13:04)
Hay ve ari sy Noue ato e, sali sali retsy a
ka rakaroka sy zandikely anie olona borné e,ry zareo de ny hijanonana @ zao lavaka zao ihany no fantany fa tsy hitady solutions
Par natures de misy foana ny solutions ,ny fotoana fotsiny sy ny volonté no mibaiko :}
16. ari.malala ( 05/08/2009 13:33)
ka mba valio aloha azafady ilay fanontaniako hoe à la charge n'iza ilay jet privé e sa ve hoa io voalazan'i nytsiry io no izy!
17. kidoropamba ( 05/08/2009 13:55)
aza mandany rora @ jet privé izany fa ilay Ravalo te hody kanefa sakanan'ny GTT io no tsara dinihana.
Nifona t@ Ratsiraka Ra8. Izay aloha hetsika manaporofo fa te hody lery ary tsy te hanao politika intsony.

Izay tsy faly mibontsina fa izay marina ihany no lazaiko.
18. ari.malala ( 05/08/2009 14:27)
ishiiiiiiiiiii! rediredin'ny mamondrongony otranao v in no azo raisina!
19. rakaroka ( 05/08/2009 18:12)
ari.malala:

ka mba valio aloha azafady ilay fanontaniako hoe à la charge n'iza ilay jet privé e sa ve hoa io voalazan'i nytsiry io no izy!


Tssss 'ndry kosa tsy manaraka tsara ny fanazavana, anefa i nytsiry aza efa nanampy !....Ary tsa mandinika koa i Noue mitsaratsara fahatany fa milaza n'importe quoi 'za!
En faite raha nanaraka ity politika ity h@ voalohany dia efa nipetraka ny kestion hoe resaka businness ve izy ity?....Araho ny données ao @ google fa maro ny resaka izany! Bien sur tsy maintsy mi-constitue ny fond de roulement ampandehanan-draharaha !...Efa nisy resaka marobe nandeha anie teto hoe tsa ampy ny vola hanakaramana an-dry Charles sns...dia
heverinareo fa misy volan'ny vazaha mikararàna afafy any @ izao angaha?...

:roll: :roll: 8O 8O 8O Aide temporaire sy ponctuelle no mety nahodina c'est tout!...
20. Noue ( 05/08/2009 19:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3033