Ny tena tahotr'i Andry TGV
21. xxx
(
05/08/2009 20:01)
kidoropamba:
Tsy matoky ny merina intsoiny Andry TGV sy ny hafestifesteny e.
Charles sy VJE no olona tsy hamitaka azy. Tsy adala akory ilay boay kely.
Ireo tribalista ireo ihany no tezitra nahita an'i charles lasa any Maputo.
Izay tsy faly mibontsina fa ny marina ihany lazaiko.
I kidoro ny tsy fitiavana merina ataovy ana ampaosin elehy any efa imbetsaka elahy no niteny an'ioresaka io ,ny fihavian elehy hindrahindraina lesy an
22. pikatti
(
05/08/2009 20:09)
Elah io ary sao metisy afrikana ry kidoro de mialona fa i R8 ndray ty no raisin'i Afrikana tsara,ndàna koa elah mankany Maputo any fa any misy kidoro hatorian'elah :-D :-D
23. fijo
(
05/08/2009 20:23)
hatramin'izao aloh atsy misy resaka ofisialy momba ilay jet,ka aoka samy hiandry izay voalaza,fa io mamorona io ihany anie no manimba resaka e
24. pikatti
(
05/08/2009 20:51)
slt elah fijo
i kidoro anie kah efa zatra le mpamadika palitao é,ex-tgv lery fa tsy voatendry ho mpanolotsaina nefa de niasa be ho azy ,izao ndray mamorona resaka jet sy gtt zany lery fa tonga de kobo be le manoeuvres tsisy sarony ,lery mantsy mitady fika hisitrihana foana fa taraiky lava :-P

25. nancy
(
05/08/2009 21:09)
Kidoro efa lany sesika ireny e. Efa mipoletaka be ka mirediredy sisa.
pikatti:
slt elah fijo
i kidoro anie kah efa zatra le mpamadika palitao é,ex-tgv lery fa tsy voatendry ho mpanolotsaina nefa de niasa be ho azy ,izao ndray mamorona resaka jet sy gtt zany lery fa tonga de kobo be le manoeuvres tsisy sarony ,lery mantsy mitady fika hisitrihana foana fa taraiky lava :-P
27. pikatti
(
05/08/2009 21:35)
kidoro efa maimbo pipin'i salopard reny ry nancy sy fijo a,efa tsy masin-teny fa jodasy very kitapo =))