ravalo???

1. fijo ( 05/08/2009 20:42)
ahoana tokoa re no ataon'i ravalo,raha izao i ratsiraka sy zafy ary andry no milaza hoe manao sonia izahay raha samy tsy misy milatsaka intsony isika????????
kaykaykay,hisy raharaha be ao an.
izany hoe izao no hifaarahana.
mahazo miverina daholo isika ,fa tsy misy mahazo milatsaka intsony.de ahoana ny hitranga ao?hummmm
novalian'i fijo ny 07/08/2009 22:15
2. zoam ( 05/08/2009 20:52)
raha ny au contraire moa maninona e ,miara milatsaka dia aleo ho jerenana,adin'ny kanosa izany tsy milatsaka izany, raha hiteny an'i sarkozy ve besancenot handaho samy tsy hilatsaka dia tsy hilatsaka marina i sarko .Giscar sy jaque chirac mahazo tsy milatsaka intsony c logique ,aleo ny vahoaka no tompon'ny teny farany e
3. pikatti ( 05/08/2009 21:00)
cas mety hitranga daholo reo voalazanareo reo :

raha samy tsy hilatsaka de perte be i R8 ,satria i Andry mety voabahan'ny taona tsy ampy,ry zafy tsy mahatoraka an'i Pierrot ka mety ho PM de efa ampy anlery ,i deba efa lomorina ny azy ndray ny ho faty any an-tanindrazana no maha maika
de samy hanao bizna ry lerony fa ao ndray mbola piren'ny Dallas ny univers klé ,mbola hiverina ndray le TIKO vs IN JET
4. fijo ( 05/08/2009 21:12)
raha ny tena tsara aloha ,dia samy milatsaka de ny vahoaka no mitsara.
fa mba heritreritra alefa ny ahy io ary zavatra mety hitranga koa nefa.
izao mantsy.zafy sy ratsiraka anie efa tsy mivaky loha any intsony e,fa i andry sy levalo no mbola tena miady mafy ao,i andry koa nefa ,efa leo an'ity ataon'ny tafika fiherena sy takalonaina ity,ka mety tsy raharahany na tsy hilatsaka aza izy.de mety hiray saina izy telo ireo,hisakana an'i levalo,izay adversa hiraisana.politika daholo izany
5. sylvain ( 05/08/2009 21:29)
ty aloha ny vao2 azo androany fa d hita eo ihany tohiny:

21h00 - Les négociations de MAPUTO continueront demain. Le face à face entre les 4 chefs de file a duré 2h pour cette première journée. Le président RAVALOMANANA s'est dit "satisfait" mais "il est trop tôt pour parler" affirme t-il. Le putschiste rajoelina parle d'idées divergentes mais pour que le peuple malgache retrouve la paix il demande de la flexibilité.
6. pikatti ( 05/08/2009 21:30)
mety hiseho io ka fa i deba koa anie mamely ampitaka zay é, tsy lanin'ny vavoniny le Andry nanipa-doha ny laka-nitàna iny mantsy ny akolitany Pierrot tsy omena amnistie ty koa,tsy lanin'ny vavoniny koa le Dakar 2 nolavin'i R8 fotsiny zao iny ka iza no mety @ Deba fa eo mantsy zao no mi-péser ny balance,bref mbola hatramin-ny sabotsy ny tantara mitohy :-P
7. sylvain ( 05/08/2009 21:42)
ity zany source lé vaovao androany é:
http://www.tv5.org/cms/chaine-francophone/info/p-1911-Madagascar_rencontre_au_sommet_a_Maputo_pour_une_s.htm?&rub=6&xml=newsmlmmd.c32aa979d2007677ebf1d92f41cecdb0.191.xml
8. pikatti ( 05/08/2009 22:06)
http://www.tv5.org/TV5Site/info/afp/francais/special/afrique/photo_1249448801956-7-0.jpg
9. pikatti ( 05/08/2009 22:10)
misaotra sylvain @ le sources saka nalefako teto le sary fa misy jereo eto be de be eo de misy sary ny Hery fa ialako tsiny fa tsy mety ny fika é :-P
10. patrick2002 ( 06/08/2009 00:36)
mba mahay miresaka tsara ihany kay reto GTT ireto rehefa tsy kotabaisina kou ,tsara fa tohizo ,mba analyse mitombona ohatry ny izao ,fa tsy resaka fanatisme no hoetina miady hevitra .
11. Hinagasy ( 06/08/2009 01:17)
Ohatra ny ho tena mety ihany angamba ilay hoe samy tsy misy milatsaka, hatramin'ny forongorongony rehetra fa tsy ireo fotsiny. Dia samy mandalo fitsarana daholo izay nanao ny tsy nety rhetra!
12. ravatorano ( 06/08/2009 07:08)
reefa manaiky izy telolahy dia hanaiky ho azy i ravalo e
marina be zany satria fa nahoana ouz nareo : efa olon,a telo v no miara manao sonia dia ho ianao irery no hiavaka amin'ny besinibobaka eo avy d lasa mampmé b eo ianao ary ho raisi-potsiny eo.Ny tena politika dia tsy hoe fanaovana beloha sy sisoha fa fahaizana mandanjalanaja ny atao sy ho entina hampandroso ny firenena mba ho tsapan'ny olona fa nanao zavatra nety tokoa ianao fa tsy ho sadasada manatsoratra e !
13. Noue ( 06/08/2009 16:51)
patrick2002:

mba mahay miresaka tsara ihany kay reto GTT ireto rehefa tsy kotabaisina kou ,tsara fa tohizo ,mba analyse mitombona ohatry ny izao ,fa tsy resaka fanatisme no hoetina miady hevitra .
ianao nga hono mihevitra fa tahaka anao ry zareo ??


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. fijo ( 06/08/2009 21:16)
voa ialahy izay rapa.

sady io anie ravato;raha mahazo mody de miverina mampiroborobo ny tiko lery ,zavatra milay tsara e
15. tess ( 07/08/2009 11:49)
pikatti:

misaotra sylvain @ le sources saka nalefako teto le sary fa misy jereo eto be de be eo de misy sary ny Hery fa ialako tsiny fa tsy mety ny fika é :-P



:-D :-D :-D :-D tsy nime ndray aho raha tsy iny tapaka ny tsinaiko :-D :-D :-D
16. tess ( 07/08/2009 11:51)
pikatti:

http://www.tv5.org/TV5Site/info/afp/francais/special/afrique/photo_1249448801956-7-0.jpg



:-D :-D :-D fa naninona no ireo no nivoaka
17. pikatti ( 07/08/2009 12:04)
sali sali tess
nanao pub kely tsy nahy é,
saika ny maman'i andrywui no nalefako teo anie ha ha ha
18. tess ( 07/08/2009 12:10)
:-D :-D :-D nitomany ny fimehezana mitsy aho ko
19. fijo ( 07/08/2009 22:15)
tandremo izany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2654